le film: n' oublie jamais

1. tiarah ( 29/08/2007 11:45)
Efa nijery ve,

Angamba na in jato aza,tsy ho leo fa tsara be loatra fa aza jerena isan' andro an!!!

2. mamzelkely ( 29/08/2007 12:29)
tam freres scott no nahita an'io resaka film on n'oublie jamais io :?
3. tiarah ( 30/08/2007 06:24)
mamzelkely:

tam freres scott no nahita an'io resaka film on n'oublie jamais io :?


Hitako koa iny, " le coup du mélo"lol,hi,hi,fa ny effet amin' ny garçon tena tsy fantatro fa mety milay ra lasa romantique kely ry zalà indraindray an!
Rehefa avy mahita lay film enao de omeo ny impression nao za;tu seras pas deçue
4. Herimiafina ( 21/09/2007 19:53)
Raha film romantika dia le petit chaperon rouge no mba tena tiako! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1774