Lohahevitra manahirana kely ao amin ny vondrona

1. tiarah ( 03/07/2010 06:17)
Tsetsatsetsa tsy aritro fotsiny fa hoatran ny manahirana maso kely ilay lohahevitra hita raha vao miditra ny vavahadin ny vondrona.


Misaotra mialoha amin ny fiaraha miasa
novalian'i ouioui ny 12/09/2010 21:40
2. hery ( 05/07/2010 04:15)
manahirana maso ahoana kay? Kely balitika ve? sa ny lokony? sa ny toerana misy azy?
3. ouioui ( 09/09/2010 15:30)
Tsy azon'i hery akory le fanontaniana , efa zatra valiboraingona lava io mantsy , efa hoe rehefa manao coms any @ vondrona olon-dehibe any hono dia maninona raha tsy apoitra ery @ rindrina ery e [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
4. hery ( 09/09/2010 15:35)
:-)

Mitovy ve izany zavatra lazainareo sy tiarah zany? :-)

Ny azy hoe manahirana maso rehefa miditra ao amin'ny vavahadin'ny vondrona izany hoe miditra ao amin'ny http://namana.serasera.org/vondrona dia manahirana maso (mety hoe kely na mifangaro ny loko satria maso no resahina)
5. ouioui ( 09/09/2010 15:55)
hery:

manahirana maso ahoana kay? Kely balitika ve? sa ny lokony? sa ny toerana misy azy?

Elaha aza rahery efa oviana io fanontaniana io no teo dia , valian'elah fanontaniana koa , de tampoka teo nomeko sopapa ve de azo @ izay no tian'olona hanontaniana , mampmé hoa bainn njainjay [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
6. hery ( 09/09/2010 16:02)
Nangataka fanampim-panazavana aho dia tsy namaly intsony izy :-)

Mety ohe efa voavaha koa ange ilay olana matoa izy tsy miteny fa ialahy no tonga saina tampoka eo e
7. ouioui ( 12/09/2010 21:40)
Ka elah anie rahery tsy manontany tsara le sipa fa tonga de mibetroka, sady manontany bainn no manoro vilana de leo be ny olona @ valy boraingona [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]
Efa mahazatra le valin-teny hoe aiza zany ?? de ataon'elaha sary tsy hita na odiana fanina fotsiny bainn a[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mini-sourire-4829.gif[/IMG]
Tsy hoe tonga saina tampoka akory bainn a ,fa be ny olona nanoratra taty amiko (hay be mihitsy ny olona leo an-drahery ato an, fa ny kôziko fotsiny de hoe , izay kôzin'olona any ve rarahinao inona fa zay tsy revinareo de dingano de lasa zao ! ) , izay fotsiny no nanasiko sira kely le kôzy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/3d-surpris-non.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.415