Mitady hira "Mijaly aho aza enjehina ny omaliko"

1. tiarah ( 03/11/2010 07:28)
Manao ahoana daholo, raha mba misy manana anaty MP3 na K7 ilay hira talohaloha misy hoe
"ninia nitia ihany aho na dia, tsy mora aminao ny hanome.....
Mijaly aho, aza enjehina ny omaliko"
Misaotra betsaka indrindra fa na ny lohateniny aza tsy haiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4141