hiram-pivavahana

1. melody ( 30/09/2007 19:49)
http://www.dailymotion.com/rawestern/video/x3207a_fafah-bodo-vi-francia-luk-mahery-vh
répondu par diamondra27 le 08/10/2007 17:39
2. cutie ( 30/09/2007 20:16)
tsara akia a
vao2 ndray io :)
3. ikaretsaka ( 30/09/2007 20:17)
misy version zafondraony an'io aza no tsara ko!
hira fatao rehefa avy mikonfesy io t@ ixzany andro izany
4. cutie ( 30/09/2007 20:21)
zany an
de aiza wa i Ika no mipetraka:-D
5. ikaretsaka ( 30/09/2007 20:23)
ato am-piangonana za zao mipetraka..
euh tramno vadim-piangonana mo aizany e...miandry lera...
6. cutie ( 30/09/2007 20:25)
:-D:-D:-D:-D
za nge tsy handeha hikofesy e :-D
7. ikaretsaka ( 30/09/2007 20:53)
hay ve.. za manko nanantena hoe...
8. tywa68 ( 01/10/2007 05:09)
m'ci melody :-*! tena tsara tokoa io hira io ! mampalahelo ! ilay feo mitoreon'i Fafa koa tena :snif:
9. ratonga ( 01/10/2007 07:50)
melody: tsara kosa lé hira, indrindra ny feon'i fafah =D na dé tsy voako lôtra aza ny toniny:-D
10. fahamarinana ( 01/10/2007 10:32)
melody:

http://www.dailymotion.com/rawestern/video/x3207a_fafah-bodo-vi-francia-luk-mahery-vh


:arrow:Misaotra e,tsara be sady tsara koa ilay mijery nt any amintsika e,trano tany mena, efa ela hany zany no tsy hitako...(l)
11. tywa68 ( 01/10/2007 10:45)
Ratonga : ilay tonony sy feo mitoreo ary ilay tendry gitara no tena mahatsara an'ilay hira koa !
Tena tsara e ! mahay ilay artista na ny clip aza tena ndrô :snif:
12. Fiffi ( 01/10/2007 11:01)
melody: miosaotra akia nizara an ! :-*:-*
13. ikaretsaka ( 01/10/2007 16:06)
tywa.. rehefa mivavaka iny @ faritra ambositra sy antsirabe antsimo iny ianao dia io no ataony rehefa karemy.. de mahanena ery taoko!
14. cutie ( 01/10/2007 18:01)
ty koa milay :)
http://profile.myspace.com/index.cfm?fuseaction=user.viewprofile&friendid=105242898
15. ikaretsaka ( 01/10/2007 20:09)
nyan'io tsy teny gasy ko.. karazana wanabees izany:-D
fa mishotra nizara e
16. cutie ( 01/10/2007 21:20)
za nga nahalala we tsy teny gasy :-D
za koa aza mba gaga:-D
17. niryna ( 02/10/2007 04:32)
melody:

http://www.dailymotion.com/rawestern/video/x3207a_fafah-bodo-vi-francia-luk-mahery-vh

misaotra betsaka:*

18. melody ( 05/10/2007 14:00)
Misaotra betsaka hoan'ireo izay nankafia io hira io fa tena hita mampihontsona ny fo mihintsy ilay izy!!!!
19. diamondra27 ( 08/10/2007 17:37)
merci fa 'ty koa mbola misy e!

hiran'i dondolah sy tahiry oe"enao ilay diamondra safira tsy foiko tsy atakalo tsy mba inoiko hosoloiko toa voakazo tsy mba fanary ozy tsy very tsy ratsy fitia.
20. diamondra27 ( 08/10/2007 17:39)
melody: miala tsiny fa tsy io no tokony ho izy fa lasa tampoka io an!

ity ilay tiako zaraina

http://dailymotion.alice.it/spike75013/video/x32o6h_gasy-sao-ity-ny-antso-farany_people
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0485