SekolyAlahady

1. ikaretsaka ( 30/09/2007 20:39)
Tankina Ramatoa vadin'i pasitera androany teo amppampianarana sekoly alahady izy no nametraka fanontaniana hoe :
" fa maninona no tsy mahazo mitabataba ao am-piangonana?"...
dia novalian'ilay ankizy izay hoe ... "satria sao manaitra ny olona matory"
novalian'i tsim67 ny 04/10/2007 15:25
2. lehilahy ( 30/09/2007 20:42)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
3. pissoa ( 30/09/2007 20:55)
:-D:-D:-D
4. booboo ( 30/09/2007 21:00)
:-D:-D:-D:-D
5. sasa ( 01/10/2007 03:52)
=)):-D:-D:-D:-D
6. Simpona ( 01/10/2007 09:17)
:-D:-D:-D:-D fa avy amin'ny vavan'ny zaza ny ivoahan'ny fahamairinana de naazo valiny izy :-D:-D:-D
7. Ritsoka ( 01/10/2007 10:44)
:evil::evil::evil:
8. Fiffi ( 01/10/2007 11:02)
9. sakaizakely ( 04/10/2007 13:23)
ika> =))=))=))=))
10. sakaizakely ( 04/10/2007 13:29)
tsisy ifandraisany

fa tam zay mbola ankizy rehefa mangingina iny ao ampiangonana dia bitsibitsihinay le cousin kelinay hoe inn l'ty ny laokanareo omaly ?" De faly ery izy mamaly hoe "dam bory" sady teneniny mafy ery. voanjobory moa no tiny tenenina fa mbola votsa lery, de enay samy lokiloky daholo hoatry ny adala :-D:-D:-D
11. sonwin ( 04/10/2007 14:27)
:^):°)
12. tsim67 ( 04/10/2007 15:25)
:-D:*:*:*fiffi> ing no nahagaga anao fa tsy miome oatran'ny rehetra?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2447