Fanovana anarana
1. Bita
(
30/09/2007 06:58)
Any @ tany tsinatsinana any ny olona taloha tsy nahalala ny dikan'ny anarana fa nanome anaranarana teny fotsiny ny RaD saingy efa taty aoriana be vao fantatr'ireo taranaka hoe inona no dikan'ny anarako. Ka anisany t@ izany i Vody Benoit. Lasa nankeny @ mairie ary i Benoit ary dia nangataka raha mahazo manova anarana. Dia hoy ilay mpiasa tao @ Mairie. Fantatrao ve Rangahy fa tena tsy maintsy manao taratasy be dia be ianao raha manova anarana izany ary tena vola no mbola mety ho laninao, manao an'itsy sy iroa? Ka tena tsy mety mihitsy ny nanaovan'ny RaD-ko ny anarako. Iza no anaranao hoy ilay mpiasa mpanjakana Vody Benoit. Mba tena voa koa ingahy izany hoy ilay mpiasam-panjakana. Miverena rahampitso fa hataontsika ny fanovana ny anaranao ka eritrereto tsara ny anarana hanovana azy. Tonga ary ny ampitso dia tonga i Benoit ary dia nahazo nanova anarana ary dia hoy ilay mpiasam-panjakana: Efa nahita anarana tsara izany ingahy? Ye hoy i Benoit. Ataovy hoe:_ Vody Antoinne:-D:-D:-D:-D:-D Tena niahotra ilay mpiasam-panjakana fa mba heveriny fa ilay Vody anie no ho soloina fa mba tena hoe tsy nety e!::^):^):^)
novalian'i Fiffi ny 01/10/2007 14:24
3. mirabela
(
30/09/2007 18:59)
:-D:-D
fa mis ny sasany fier kosa mitondra ny nom hafahafa an: tena mis ty fa ts sangi2 an, lecon, mauvais, salope,mercedes pa mal mé otran makamo b ny maheno azy. refa mameno zavatr ohatra d otran ny maita carte grise zany:-D:-D:-D

5. gasynamana
(
01/10/2007 13:36)
Ity indray tena nisy.
Tany Atsimon'ny Nosy iny no niseho ny tantara. Nisy fianakaviana iray azo lazaina ihany hoe efa mandroso. Ny azy dia ny anarana ao @ kalandrie no ampiasainy hakana ny anaran'n zanany.
Ny iray tamin'ireo zanany dia natsoina hoe: Fetinat. Ny anton'io dia satria teraka ny 26 jiona ilay zaza.