Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i faxkely, milahatra araka ny daty
faxkely ( 28/09/2007 06:57)
hafatra
Bonjour! Mikasika ny hafatra miseho dia tsy azoko mintsy fa manin refa mijery ny hafatra ao @ le isa ery ambany ery iny de miverina any @le fidirana voalohany iny ndray fa tsy ilay hafatra no miseho.... tohiny
novalian'i xxx ny 28/09/2007 09:17
faxkely ( 11/05/2007 08:12)
adama sy eva
Bonjour daholo ry mpiserasera rehetra, mba afaka manome ny tonon-kiran'i Xstory ( tsy haiko na mety ny fanoratako azy )iny ve? le misy hoe adama sy eva hiiiiiiii^:^... tohiny
novalian'i cutie ny 11/05/2007 20:11
faxkely ( 05/04/2007 13:00)
mitady namana
Izaho dia mitady namana mba hifandray amiko matetika eto satria rehefa tsy dia misy atao za ato am-piasana dia manokatra internet foana, koa ho anao izay mba liana dia valio aho Misotra indrindra... tohiny
novalian'i epsedo ny 20/06/2007 18:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2777