fanapahan-kevitra...

1. diamondra27 ( 27/09/2007 15:00)
Ity misy hira nohirain'ilay bandikely izay t@ izy vao nanapa-kevitra ho an'i Tompo. Rivo ny anarany
Indro hozaraiko aminareo ankehitriny.

Nanapa-kevitra aho izao
nanapa-kevitra aho izao
hanaraka an'i Jesosy aho
ka tsy hiverin-dalana

Na dia tsy hisy ho namako aza
na dia tsy hisy ho namako aza
hanaraka Azy ihany aho
ka tsy hiverin-dalana

Any ivohoko izao tontolo izao
any ivohoko izao tontolo izao
fa Jeso Tompo eo anoloako
ka tsy hiverin-dalana.


Dia mahereza daholo izay manana ny Tompo rehetra mba tsy hiverin-dalana e! de mahareta hatr@ farany.:-*:-*

kalina80: zandrin'i Liva vadin'i Haingo akia no nanao io hira io ka raha tiandry atao any @ blog-ndry dia ilazao i Liva a!

2. diamondra27 ( 27/09/2007 15:04)
Andramo ka izahao fa tsara Jehovah

Apok 3:20
Indro, efa mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandòndòna; raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana, dia hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy, ary izy amiko.
3. xxx ( 27/09/2007 15:09)
http://library.timelesstruths.org/music/I_Have_Decided_to_Follow_Jesus/
tonony + feony (MIDI + solfege pdf)
4. diamondra27 ( 27/09/2007 15:39)
xxx: merci beaucoup e!

fa nalahelo fa tsy mivoaka le midi ato @ ordi-ko :cry::cry:
5. diamondra27 ( 27/09/2007 16:03)
izao tokoa no atao hoe: mahafinaritra kokoa ny manome noho ny mandray

dia misaotra an'i xxx nanome site fa be de be hira kay le izy , domazy tsy afaka mihaino le midi fa mba afaka mihaino le mp3


cutie: aiza akia ndry fa misy mp3 io a!
njy toa we: vonona foana raha mbola resaka hira :-P:-P
6. ratonga ( 27/09/2007 18:32)
diamondra27:
Ity misy hira nohirain'ilay bandikely izay t@ izy vao nanapa-kevitra ho an'i Tompo. Rivo ny anarany

Dé soavadia zany i Rivo tsara mandroso tsara mmmandroso:lol:
7. fijo ( 27/09/2007 20:03)
diams an,za anie efa nanandrana fa tsy hitako le hatsarany e,de nialako
8. diamondra27 ( 27/09/2007 21:41)
ratonga:

diamondra27:
Ity misy hira nohirain'ilay bandikely izay t@ izy vao nanapa-kevitra ho an'i Tompo. Rivo ny anarany

Dé soavadia zany i Rivo tsara mandroso tsara mandroso:lol:


________________

ka efa lasa de tsy miverin-dalana intsony hono izy koa... miezaka hahatratra ny loka

ratonga: efa tsy bandikely tsony izy zao an! de mbola ao @ Tompo foana
9. diamondra27 ( 27/09/2007 21:46)
fijo:

diams an,za anie efa nanandrana fa tsy hitako le hatsarany e,de nialako


________________________________

t@ fomba nanao ahoana no nihaonanao taminy.
Raha ilay tena izy dia tena nahita ny fahatsarany ianao fa mbola tsy le tena vrai ngamba no nihaona taminao izany.

Tena hita mivaingana ny asany sy ny vokatsoa azo avy Aminy

Siora aho fa mbola hihaona aminao ihany Izy indray andro any @ ora tsy ampoizinao.

Tsy isika no mifidy Azy fa Izy no mifidy antsika...
10. majesty ( 28/09/2007 04:27)
hoy diams:
Siora aho fa mbola hihaona aminao ihany Izy indray andro any @ ora tsy ampoizinao.


Sao dia efa nihaona taminy izy fa tsy noraharahiny,na mety hoe nodiany fanina dia normal be raha tsy nahatsapa na inona na inona izy:D
11. cutie ( 28/09/2007 04:49)
cutie: aiza akia ndry fa misy mp3 io a!
njy toa we: vonona foana raha mbola resaka hira

hihihihi
io ary za fa tsy mbola tara :-D
12. cutie ( 28/09/2007 04:50)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 27-09-2007 17:09:14
Lohateny : Re : fanapahan-kevitra...
Jereo eto
tonony + feony (MIDI + solfege pdf)

tsara kosa le evening songs
mampatory :lol:
13. cutie ( 28/09/2007 04:51)
Sao dia efa nihaona taminy izy fa tsy noraharahiny,na mety hoe nodiany fanina dia normal be raha tsy nahatsapa na inona na inona izy

:-D:-D:-D:-D:-D
14. majesty ( 28/09/2007 05:22)
cutie:falifaly vao maraina ndray njy an,tsara torimaso sa nanofy azy :D:D:D
15. diamondra27 ( 28/09/2007 08:20)
majesty: mety possible koa aloha izay satria misy ny olona manamafy ny fony e. Tsy resy lahatra tsotra izao fa mbola tia ny fiainany eto @ ITI.

cutie: faly lalandava rehefa mihaino hira fiderana ny Tompo
Asio le "afro louange" na le rock ndray raha te-hihaino le hira mihetsika raha vao mifoha iny :-Do^oo^o
16. la ( 28/09/2007 08:27)
diamondra27>lazao Rivo we mahereza we de mazotoa atrany amin'ny fanarahana ny Tompo!!
Mba hanaraka koa ireo mitady ny Tompo^:^::arrow::)
17. diamondra27 ( 28/09/2007 09:29)
la: ataoko tonga ny hafatra.
Mbola mijoro tsara aloha izy hatr@izao e
18. cutie ( 28/09/2007 13:14)
13. Mpandefa : majesty [ Valio ] 28-09-2007 07:22:17
Lohateny : Re : fanapahan-kevitra...
cutie:falifaly vao maraina ndray njy an,tsara torimaso sa nanofy azy

maraina tany aminareo io fa tsy maraian taty aminay :-D:-D:-D:-D
zao vo maraina aty :)
19. fahamarinana ( 28/09/2007 13:14)
xxx:

http://library.timelesstruths.org/music/I_Have_Decided_to_Follow_Jesus/
tonony + feony (MIDI + solfege pdf)



:arrow:Misaotra betsaka fa tena ilaiko ilay site nomenao.Mankasitraka e!
Sao dia mba misy ilay feon'ilay olona mihintsy any ho any? sa mihanta be loatra ve aho? Tsy maninona ary raha tsy misy e,efa faly aho tamin'ilay teo(l)
20. cutie ( 28/09/2007 13:15)
Asio le "afro louange" na le rock ndray raha te-hihaino le hira mihetsika raha vao mifoha iny

raha gasy de tiako fa raha vaza de tsy tiako :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.04