fanapahan-kevitra...

21. fahamarinana ( 28/09/2007 13:18)
diamondra27:
Dia mahereza daholo izay manana ny Tompo rehetra mba tsy hiverin-dalana e! de mahareta hatr@ farany.:-*:-*


:arrow:Na dia be aza ny manakana na ny asan'ny ratsy ka mampihemotra dia tsy hiverin-dalana ary tsy aharitra hatrany e!!! Dia manamafy izay firariana nataon'ny Diam's ho an'ireo zay manana ny Tompo izay koa ny tenako.(l)

22. fahamarinana ( 28/09/2007 13:19)
:arrow:ary AHARITRA hatrany e!!!miala tsiny fa nisy diso,izy ity moa tsy azo fafana fa voatery nosoratana ndray eto .Sorry!(l)
23. fijo ( 28/09/2007 20:19)
diams tena tsy mety mihaona mihintsy izahay ka ,za efa miteny foan ahoe rah amisy elahy avy mba hiaonakely fa eeee tsy mety misy fihaonana.
24. diamondra27 ( 28/09/2007 23:19)
fijo::-D:-D

cutie: efa le ao @ agape1.fr iny le izy , tadidinjy ve?

25. cutie ( 28/09/2007 23:22)
tena tsy tadidiko fa averian hojerena ndray ngambany :)
26. cutie ( 28/09/2007 23:24)
tonga de mandeha le radio ry DM :lol:
27. diamondra27 ( 28/09/2007 23:47)
Teo @ le inon no henonjy?
za niditra de teo @ le "Ilay anarana"...
28. cutie ( 28/09/2007 23:49)
vo tafiditra tao @le agape.fr de tonga de radio no nandeha
29. diamondra27 ( 28/09/2007 23:54)
cutie: ka radio automatik le ma,deha iny azonjy etsehina hatr@ volou na ze tianjy henoina fa le ery @ côté droite akia ny tena radio misy fandaharana a!:wink:
30. cutie ( 28/09/2007 23:58)
ok ndraso hojereko :lol:
31. diamondra27 ( 29/09/2007 00:04)
jereo fa misy numero le hira de ze tianjy henoina klik

za zao vao naheno hira sega sy hira mihetsika hafa teo hihihi
32. cutie ( 29/09/2007 00:13)
hitako ny sega an-jy hihihihi
33. diamondra27 ( 29/09/2007 01:58)
cutie: hihih aleo hihaino hira milamina @zay fa te -hatory:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0628