karajia
1. gasynamana
(
26/09/2007 22:59)
Inona no zavatra mahatsikaiky hitanao ao amin'ny karajia ao?
Ny ahy dia ity: Isaky ny mandalo ao aho dia misy manontany foana hoe: lahy sa vavy, nefa ny ps ampiasaiko amin'io anaran-dehilahy foana. Indray andro dia nataoko hoe: "laah" ny ps-ko, ary dia mbola nisy nanontany ihany hoe: Kofy sa sipa? Dia gaga aho

novalian'i Simpona ny 01/10/2007 09:33
2. wooda
(
26/09/2007 23:45)
:-D:-D
ny ahy dia ireo izay tena tsy maharaka ny resaka ao rehefa tena mande mafy ohatran'ny TGV ny fiakaran'ny soratra.
Na koa adalaiko any @ pv nefa tsy ao @ karajia za, dia fanina daholy zalahy manontany hoe fa aiza no tsy hita ao @ tokotany ?? :-D:-D:-D
Fa ilay fanontaniana koa aloha dia mahazo ahy koa eh (matetika)!
avelako izay mbola tsy mahay misisika manontany ka modiko fanina 8)
ilay anarako koa dia tena tsy hay marina na lhl na vhv sady ity ihany no matetika fampiasako ao.

3. Papoose
(
27/09/2007 04:28)
ka mba itondrana an'le resaka fa sao de mijabaka ko!
ny ahy ny zvt hitako miverina le hoe, za mitady sipa fa mba itadiavo,a na le hoe sambatra be raha miaraka @ ol ohatranao, na le oe za ho any aminao zao fa aiza enao no hitako!:-D
dia io koa, dia ny tena mampihomehy dia za miteny hoe vavy dia hoe manao firesaka lhl hono fa sao de pelaka zany!:-D nefa te hanontanintany eo

4. la
(
27/09/2007 04:43)
gasynamana>héhéhéhé efa mazatra zany e!! raisana tsotsotra eo de resahana tsotra fotsiny refa tsy afaka ny iresaka amin'ny olona mitovy aminy izy de ajanona bonne continuation enao
5. sympa
(
27/09/2007 07:21)
:-D:-D Ny ahy aloha de tena feno mintsy ny mpanontany ee :-D:-D Na efa niteny t@ ilay iray ary ao de mbola misy manontany ao foana koa ny sasany 8-) Le ps koa moa @ io tsy aihy koa ny manavaka azy na lh na vv :-D:-D
Ary ry Paps nga miova ps rehefa ao @ karajia le :?: :^):^)
Ary ry Paps nga miova ps rehefa ao @ karajia le :?: :^):^)
7. sipagasy
(
27/09/2007 18:10)
izaho aza misy mitompo teny fatratra fa hoe bandy hono kouuuhh,
;-)
fa tongava maro e!!!!!:-*
;-)
fa tongava maro e!!!!!:-*
8. sasa
(
28/09/2007 04:34)
za indray refa mandé ao d lazain'ny olona fa bandy foana nefa efa mitsotra hoe za vevavy
wooda za ko klou mahay an'io tsy ao am tokotanibe io nefa maka pv olona e!
sympa za indray refa miova an'le pseudo 1 izay d tsy fantatr'elah tsony :-D:-D
wooda za ko klou mahay an'io tsy ao am tokotanibe io nefa maka pv olona e!
sympa za indray refa miova an'le pseudo 1 izay d tsy fantatr'elah tsony :-D:-D
9. kelly13
(
28/09/2007 10:22)
za indray misy manontany fona oe "13 taona v?" d ié tt de suite ny valiny, vita ny pv héhéhéhé
10. ari.malala
(
28/09/2007 12:28)
:-D:-D:-D:-Dle hoe lahy sa vavy efa mahazatra, fa nenà ny mampime ana, d na ao am tokotany na any am PV d voatsena hoe ari.malala manoratra hoanao aho... d ny tena manapatsinay ana kou d misy ts mino fa za vevavy...hay d za kou kay mahazo anle we aiza enao zao fa za hoany, za tia anao sns nefa oul ts mbola nifankahita akory...:-D:-D:-D
11. Aino
(
29/09/2007 11:39)
hay d za kou kay mahazo anle we aiza enao zao fa za hoany, za tia anao sns nefa oul ts mbola nifankahita akory...efa mahazatra hireny.
de valiana ihany, asiana any le valiteny kely hireny hoe: olona tsy fatatrao hoe manao ahoana ankory aho ko te ahitanao sy tiano anga no betraka any, de avy ilay vanotaniana manao hoe, ka lasa tianao be tampoka teo aho ko!! je AIZA!! izay no amaliana azy apina kely any le hoe saleo izay akikinao sy itany maso ihany aloha dedavina fa tsy ny tsy fantam-pihaviana, etc.
fa efa be panao dol hireo fomba firesaka ireo ka tsy misy hatao maha gaga hintsony na dia iray monja aza.:D
12. gasynamana
(
29/09/2007 20:19)
sasa: ianao kosa manao elah foana koa. za koa aza mba tsy nino raha tsy nahita an'ilay sary mijery tsano iny.
14. lanto
(
30/09/2007 07:04)
zah mbola mianjy an'i tywa foana hikarajia :-p dé ny mampime anah izy tsy tonga mitry fa varina mamaly tato :-D
15. tywa68
(
30/09/2007 08:05)
lanto : hay ! ho avy eo ihany e :-* (ts maha-zatra ahy ilay izy fa ho hita eo e):lol:
17. sasa
(
01/10/2007 04:00)
gasynamana ka za efa zatra manao elah d ts mety tsony koa
hummmmm fa za marina izay ela ela tsy nifanena tam lanto tao am karajia an!
fa ity koa no tena misen misy iny sasany refa le manao pv d tonga d ompa be mintsy no miainga ao :-D:-D:-D
hummmmm fa za marina izay ela ela tsy nifanena tam lanto tao am karajia an!
fa ity koa no tena misen misy iny sasany refa le manao pv d tonga d ompa be mintsy no miainga ao :-D:-D:-D
18. Simpona
(
01/10/2007 09:33)
Koklo za oany am karajia fa efa ela za zao ts tao,... mkozy za refa aveo