seduction

1. diamondra27 ( 27/09/2007 14:50)
ahoana ny ataonareo kay? sa tonga de pimaso fotsiny?
novalian'i kofbay ny 01/11/2007 20:49
2. menalamba ( 27/09/2007 15:17)
Raha misolomaso mainty dia tsy afaka mipi-maso..:^):-D:-D
3. sonwin ( 27/09/2007 15:26)
mampiseho kibo
4. diamondra27 ( 27/09/2007 15:32)
menalamba:hihihi fa mety mihira otran'ny gilbert montagné na Ray charles:wink:

sw: de ra be kibo de aona, tsy aleo le fotra no aseho :oops:
5. menalamba ( 27/09/2007 15:51)
Tsiky dia ampy é:^):°):-D:-D
6. pissoa ( 27/09/2007 16:23)
sw =))=))=))
7. cutie ( 27/09/2007 16:26)
2. Mpandefa : sonwin [ Valio ] 27-09-2007 17:26:49
Lohateny : Re : seduction
mampiseho kibo

:-w:-w:-w:-w:-w:-w
8. haj ( 27/09/2007 16:34)
toga d direct au but
9. Kwasi ( 27/09/2007 17:04)
Seduction-dehilahy ve sa am-behivavy k'lo, fa toa hafahafa ihany raha ny kofiboay no ndeha hampiseho kibo k'le. Surtout ho anay mpankafy labiera itony:-D:-D=))=))=))=))
10. cutie ( 27/09/2007 17:08)
tonga de mitsoaka ny kil @ zany :-D:-D:-D:-D:-D
11. tywa68 ( 27/09/2007 17:34)
diam : saika namaly ohatran'ny menalamba aho fa tsy asiana maso be ohatran'io : tsiky d ampy :lol:

Kwasi,cutie : ahena ny bex d mihena ny kibo (zany hoe misy tia an'ireny ihany anie), raha samy tia bex moa d oadray, mifanaraka tsara :-D:-D
12. booboo ( 27/09/2007 17:57)
tywa68 > zay vao tena hoe mifanabe kibo ara-bakiteny e ? :-D:-D:-D:-D
13. Kwasi ( 27/09/2007 17:59)
fa tena ok tsara kosany aloha ilay misy piercing eo @ foatra e.
14. tywa68 ( 27/09/2007 17:59)
:-D:-D
15. salmo1 ( 27/09/2007 18:05)
kwasi:
ndeha hampiseho kibo k'le. Surtout ho anay mpankafy labiera itony

:-D:-D
Zany ve ho hita sexy sexy:?:
16. simplex ( 27/09/2007 19:51)

tssssss tssssssssssssst ;-)
17. diamondra27 ( 27/09/2007 22:37)
tsiky iray ve de mba ho ampy?
18. ratonga ( 27/09/2007 23:00)
de atao anakiro ary é:lol::lol:
19. la ( 28/09/2007 05:03)
:lol::lol::lol::):):)
20. ratonga ( 28/09/2007 07:08)
:lol::lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0723