seduction

21. kallie ( 28/09/2007 07:49)
22. diamondra27 ( 28/09/2007 08:00)
kallie: tsy azoko. Manao tsikin-drajako ve?
ratonga, la::oops:
fa ahoana ny sexy ho an'i salmo1
kwasi: ary raha eo @ lela no misy piercing no sady mi- rouler "R"?
23. la ( 28/09/2007 08:17)
kallie
24. booboo ( 28/09/2007 09:08)
Kallie> :-D:-D
25. Kwasi ( 28/09/2007 14:50)
diamondra27> ie ilay eo @ lela koa tsara ka! surtout ohatra hoe mihinana glasy le sipa,ai ai ai. Na mi rouler "R" aza tsy rarahako. Vao maika mety ho tsara aza raha iny ilay hitelina iny no mirouler R tampoka de kofona... dia iny @ zay za mba miditra an-tsehatra mody mamonjy eo:-D:-D
:wink:
26. boubounezy ( 28/09/2007 14:56)
diams séduction aiza ny tinjy tenenn eto @ sera2 sa any ivelany??? ny anah mantsy ra eto an, sa somary misy2 feo kely ratsy2 zay iany d anaovako hira par tel izy alou an,:roll:d avy eo anaovako démo ana piano. zay ny eto @ sera2 fa ra any ivelany ndray alou d efa zavatra hafa fa tsisy idirany resako eto mintsy ndray é!:-P:wink::-D:-D:-D:-D
27. ratonga ( 28/09/2007 19:45)
boubounezy: d mba éfikasy vé alou lé fika é:lol: to otrany efa naheno fikafika otrizay ko mantsy ah:-D:-D:-D
28. cutie ( 28/09/2007 19:48)
kwasi: ary raha eo @ lela no misy piercing no sady mi- rouler "R"?

dain
orera:-D:-D:-D:-D:-D
29. boubounezy ( 28/09/2007 21:46)
ratonga:-D efficace amboloany kosa alou lé izy é!:wink: fa refa tsy zany d anaovako fanovana feo njay d tena refa tsy miady mintsy trotry zany d faraheriko aleoko manao film kely miantso pompier @ zay enao mataotra wé avy @nao ny nampatorana anah. tena lé efa dérniéra ballla mintsy io an!:wink::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
30. boubounezy ( 28/09/2007 21:47)
hay saika nisy adinoko ty8-) (l):-D:-D:-D:-D:-D
31. diamondra27 ( 28/09/2007 23:33)
bbnz: sady seduction eto no any ivelany no tiako fantarina akia a, ny ahy akia le berceuse no tena tiko a!

ratonga: bbnz nge tsara feo e!mba lazalazao we , inon le hira efa henonao?

32. salmo1 ( 28/09/2007 23:37)
Somary jerena alou de higaina ny volo-maso, de avy eo havily makany @ varavarana ny maso. de ny dikaniny maso mivilana iny oe: handao hivoaka any antokotany.
33. diamondra27 ( 28/09/2007 23:52)
salmo: morse 'zany fa tsy mbola seduction koa...
Fa misaotra anao ihany aloha nanome le dikan'zay e!
hay ve re ka zany ny dikan'ireny e! aza mba vendrana ihany wa :oops::oops:
34. salmo1 ( 28/09/2007 23:56)
diamondra: ka misy msg sy hafatra anie lay seduccion e, fa anga vita ny mijery fotsiny. ^:^
35. boubounezy ( 29/09/2007 05:58)
diams ra njy d fampatorina ny mahazo anjy eo an!:-D:-D:-D^^ tsisy effet @ njy alou lé izy afa tsy^^:-D:-D:-D:-D:-D
36. boubounezy ( 29/09/2007 06:00)
:)salmo fa iza no nanao anao anizany??:-D tsy itanareo v fa ça sent une histoire vécue ny any salmo?:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
37. boubounezy ( 29/09/2007 06:04)
diams efa nolazaiko teo ambony dôly ny eto fa lé any ivelany!... aleo lazaiko wé otrizany iany zany é!:-D:}:}:}:}:}:}:}
38. tywa68 ( 29/09/2007 06:40)
Kwasi:

diamondra27> ie ilay eo @ lela koa tsara ka! surtout ohatra hoe mihinana glasy le sipa,ai ai ai. Na mi rouler "R" aza tsy rarahako. Vao maika mety ho tsara aza raha iny ilay hitelina iny no mirouler R tampoka de kofona... dia iny @ zay za mba miditra an-tsehatra mody mamonjy eo:-D:-D
:wink:


Hay séduction hinanana glasy ny anao ? ary raha tsy misy glasy sy bex d ahoana ? :-D:-D


39. princesseN ( 29/09/2007 07:41)
:-D:-D:-Dàry efa tena dadany ndray nareo zany an!tsara refa mahay kah
40. diamondra27 ( 29/09/2007 12:17)
tywa: hihii njy koa tena mampimé; de mety sôkôla njay zany koa hihihi
princessN: njy zany le mpitazana fotsiny mianatra lesona an! de firy zao ny note-n'reo akia?

salmo: hay ve miaraka @ msg le izy e!

ary raha tononkalo sy hira ahoana ndray?



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.111