seduction

61. sarobidy ( 04/10/2007 07:19)
Kwasi: :-@ ko raha tsy mahita pivarotra akondro sy sambos d aƓna =))
62. Kwasi ( 10/10/2007 11:05)
sarobidy> mividy alou ko
63. vindy ( 24/10/2007 09:14)
mihira'ny fitiavana kou
64. kofbay ( 01/11/2007 20:49)
Mody manjono sahona eny amn'ny tsikafona dia vao mandalo ilay sipa dia mody manao chute arriere! dia mitady bandy kely bokobokona tambatambazana bonbon voanjo dia mody mitandroka an'ilay sipa izy dia ialahy tonga dia mody manavotra dia mody lakoin'ialahy le bandy dia aterin'la le sipa avyeo sao mbola misy mamono! dia rehefa tonga any antrnony izy dia angataho frais mody raha lavitra be, dia kozio hoe raha tsy misy liquide any dia ialahy mandray nature!

tsy haiko aloha io raha mandaitra izany na tsia fa Indiana Jones no hitako nanao anio fa tratran'i lery bizou ihany ilay sipa ny farany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072