agence matrimoniale BOUBOUNEZY

1. boubounezy ( 27/09/2007 14:16)
za malala oull mitady vady tsisy paps gasy no tena tiny na lah na vhv, fa somary efa lbb zareo vhv 45ans,lhl 45ans, vady fitiavana no ilainy fa tsy vady fotsy akory kristiana de préfférence ny any l vhv sô mba masoanareo.oull mipetraka marseille ndrindra2. anareo ny mieritreritra:lol:
novalian'i lalagasy ny 11/12/2007 21:40
2. diamondra27 ( 27/09/2007 14:41)
:-w:-w

fa aona hono aloha no olona tsy manana paps no tena tiany e

3. Veloo ( 27/09/2007 15:00)
Mba te hanavotra ny tsy manana kosa aky ry diams a hihiih - Tsara anie zany fisainana izany e...
sali aloha njy e:-*
4. sonwin ( 27/09/2007 15:01)
ty sy nday izany koa
5. diamondra27 ( 27/09/2007 15:11)
Veloo: sali akia a!:-*
ye tsara aloha le manavotra ny mafy ady e!
mba misy olona tahaka izany ihany kay eto an-tany fa tsy le olona tia tena reny foana

dia ahoana ndray zany ny hi-regler-ny ny resaka paps avy eo?
miala tsiny fa be fanontaniana an!
6. sechat ( 27/09/2007 15:29)
za mahalala olona tisy paps 2 lehilahy sy vevavy (44 ans sy 44 ans). Mitady vady fitiavana misy paps ry zareo fa tsy vady fotsiny. :lol:
7. diamondra27 ( 27/09/2007 15:59)
sechat: fa taiza daholo no nahitanareo zany olona zany tampoka e! sa zay le mba tsara hiresahana
8. Kwasi ( 27/09/2007 16:41)
Ny ahy olona manana paps complet sady tsy mitady vady foana no mba hitako.
Soraty any ny anaranay e!!!!!:-P
9. xxx ( 27/09/2007 16:48)
boubounezy:

za malala oull mitady vady tsisy paps gasy no tena tiny na lah na vhv,
nefa raha hanambady aty frantsa zany olona zany de tsy ho possible mihintsy ! ny tsy misy paps no tiako lazaina @ io ! tsy misy mairie hanaiky ny hanaovana mariazy @ olona tsy misy paps izany !
http://tf1.lci.fr/infos/france/societe/0,,3543539,00-quota-expulsions-malaise-chez-flics-.html

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46e83d684e4c7

10. xxx ( 27/09/2007 17:31)
http://www.liberation.fr/actualite/politiques/277894.FR.php?rss=true

Les préfets qui n'ont pas rempli leurs quotas de reconduites à la frontière ont été convoqués ce mercredi par le ministre de l'Immigration et de l'Identité nationale. ka ahoana no ahazahoana manambady @ tsy misy paps ?
11. Herimiafina ( 27/09/2007 19:14)
boubounezy:

za malala oull mitady vady tsisy paps gasy no tena tiny na lah na vhv, fa somary efa lbb zareo vhv 45ans,lhl 45ans, vady fitiavana no ilainy fa tsy vady fotsy akory kristiana de préfférence ny any l vhv sô mba masoanareo.oull mipetraka marseille ndrindra2. anareo ny mieritreritra:lol:


Somary ovay toerana ry Boubounezy an! Ataovy hoe paps Dacana na bekintana fa hahazo hatrany Maroc sy Tonizia ianao! :-D:^)

12. fijo ( 27/09/2007 19:38)
xxx ny mairie dia tsy misakana ny fanambadiana izany na misy paps na tsia.tsy asany io.
13. Fiffi ( 27/09/2007 19:50)
fijo: heu....am zao efa fanenjehana ny tsy manana paps zao ve akia de mbola tsy ho mailo hiany zareo ? hatram-ny prefet aza zao voahenjika rehefa tsy nahavita ny fanondranana ny tsy manana paps koh !
14. ds ( 27/09/2007 21:41)
fijo>marina fa tsy afaka manakana olona te hanambady ny mairie rehefa feno ny antontan-taratasy ilaina (tsy anisany ny titre de séjour). Manana zo (sa adidy) anefa ny ben'ny tanàna hampandre ny fampanoavana (procureur) raha heveriny ho mampiahiahy mariazy sandoka ny tsy fananana titre de séjour. Roa taona lasa izay, dia niaro gasy nanana olana toa io aho ary naharesy. Vao haingana teo anefa, dia nisy seho mitovy amin'izay ary voaroaka ilay gasy. Fotoana fohy talohan'ny mariazy, dia ny polisy no tonga nandondona vao maraina sy nisambotra. Natao ara-dalàna ny fitsarana (izay natrehako) ary nisy seho maromaro mitovitovy tao fa samy resy avokoa. Ohatran'ny efa misy jurisprudence izany ny eto Bas-Rhin aloha an.
Noho izany aleo mailo. Aza manatona mairie an-tanan-dehibe raha tsy manana taratasy ara-dalàna. Raha tsy hoe fantatra manokana ny maire.
15. boubounezy ( 28/09/2007 07:35)
diam tsy wé oull tsy manana paps fa gasy no tedaviny. ary @ zao otakotaka momba ny resaka paps zao d ozy za wé maninn ra mba mijery gasy tsisy paps mba mety ahasoua anazy zany ra tiny ny iaraka @ lé oull fa tsy resaka tsisy paps alou é! bdb ny itako tena mitady anizany ny akabetsahany vonn adno vola b nefa reo oull reo mab wé mitady vady fotsiny ho tiaviny sy iaraka miaina @.
16. boubounezy ( 28/09/2007 07:38)
xxx tsy maninn fa afaka manao rara any dago zareo fa nisy havako nanambady vazah refa tonga taty d tsy maintsy nanao rara tany izy satry efa lany daty ny séjourony
17. boubounezy ( 28/09/2007 07:44)
HM aleo atao wé paps frantsay mila dacana d paps frantsay miseo milay;-):-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D sa aona????:-P
18. boubounezy ( 28/09/2007 07:47)
fijo marina fa manaiky zareo fa efa niova @zao fotona zao ra efa tsisy séjour tsony lé oull na vy aiza niaviny na avy aiza d tsy maintsy mody any @ tanana manambady avy eo miverina aty refa vita.
19. boubounezy ( 28/09/2007 07:57)
ds sarotra b zany isambotra oull any atranony zany ny police ra efa nivady izy 2 nefa miray trano. soupçons tsy milaza wé coupable jusqu'à preuve du contraire.
gaga aho @ zany fa ra misy ny tokony tanana tena misurveillance d ataoko fa any marseille anisany n°1 fa tsy mbola itako alou zany situation zany. manaraka tsy vôtery alala maire zany kou vô afaka mietsiketsika refa itanao fa misy issu d idirana. comme on dit; ce qui ne tente rien n'a rien tsisy zé tsy niezaka ny ahazo paps refa maita irika fa betsaka azay ny manao paps sandoka fa mba té ijanona ka @ko nareo zé interressés, manorata fa angalako fotona ianana @ lé oull ra itanareo fa mety asoa anareo.
20. ds ( 28/09/2007 09:39)
boubounezy:

ds sarotra b zany isambotra oull any atranony zany ny police ra efa nivady izy 2 nefa miray trano. soupçons tsy milaza wé coupable jusqu'à preuve du contraire.

Raha notantaraina ahy io dia mety tsy nino koa aho. Nanatrika teny amin'ny tribunal administratif aho ary nifanakalo hevitra elabe tamin'ny mpisolovava.

gaga aho @ zany fa ra misy ny tokony tanana tena misurveillance d ataoko fa any marseille anisany n°1 fa tsy mbola itako alou zany situation zany.

Noho ny fametrahany dossie tany amin'ny mairie no nahatratran'ny polisy azy. Nisoratra ao anaty dossier d'instruction izay.


manaraka tsy vôtery alala maire zany kou vô afaka mietsiketsika refa itanao fa misy issu d idirana. comme on dit; ce qui ne tente rien n'a rien tsisy zé tsy niezaka ny ahazo paps refa maita irika fa betsaka azay ny manao paps sandoka fa mba té ijanona ka @ko nareo zé interressés, manorata fa angalako fotona ianana @ lé oull ra itanareo fa mety asoa anareo.

Sanatria tsy mampitahotra aho fa mampitandrina :
Raha tsy manana taratasy ara-dalàna ianao ka mametraka dosiena mariazy eny amin'ny mairie, dia ataovy an-tsaina fa METY hisy gidraka ka homankomanina ny entana sao voaroaka tsy maharambin-kentana.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2933