agence matrimoniale BOUBOUNEZY

21. boubounezy ( 28/09/2007 14:24)
ds @ko zany ra misy ny tratra d nisy nanôsika zany lé oull matou tratra fa tsy tokony ho tratra zany misy ny fafantarako azy za alou mety tsisy paps fa za mbola tsy tratra atramizao ngé é!:-D d aona tsara zany ny fitandremana tokony ho ataoko é! tena malina anah mintsy zé torohevitra omenao eo^:^ fa za kosa alou mba tsy maintsy manotany fona ra vô misy tsy matikilolo mampataotra ana @ lé situation a!=D^:^
22. madafy ( 28/09/2007 17:25)
11. Mpandefa : fijo [ Valio ] 27-09-2007 21:38:02
Lohateny : Re : agence matrimoniale BOUBOUNEZY
xxx ny mairie dia tsy misakana ny fanambadiana izany na misy paps na tsia.tsy asany io

tara dray enao tamininy an ,ilaina ny paps fa asa ze aitan'i bbnz anio ,grav koa sipakely io
23. fijo ( 28/09/2007 19:25)
ekeko fa io arakaraky ny toerana misy anao.raha any nice ohatra no hanao mariage nefa tsy avec de avy dia mangorona entana,fa eto aminay ohatra ny maire PS de mbola tsy olana io.ao avaratra kely ao koa,toa misy maire cominista izay de mety io.
izany hoe,manana zo ianoa,saingy mitandrema fa efa misambotra koa ry zalahy,ny olana koa raha manao fitarainana ianao,noho ilay fisamborana"tribunaly administratif"dia roahiny ihany aloha,na dia mande aza ny fitsarana aty,nefa rehefa lasa any moa dia efa izay no vita
24. boubounezy ( 28/09/2007 22:03)
manandafy b resaka a!:lol:
25. boubounezy ( 28/09/2007 22:07)
fijo ary neveriko fn mintsy tany an??? na zany na tsy zany enjana ny fandroahana fa aleo mintsy mailo iany.
fa tsy vôsakana @ zany kosa alou ny maita hirik'é! bdb ny vôsambotra bdb ny tafavôka iany kou na ny gasy fantatro alou zany an!
26. diamondra27 ( 29/09/2007 00:11)
bbnz: de misaotra akia na de zany aza a!
27. boubounezy ( 29/09/2007 05:45)
diams tsisy fisôrana kia a! ary njy aza sô d miséduira anah eo?:wink::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
28. diamondra27 ( 29/09/2007 12:34)
:-D:-D:-D

f'angah njy mo tsy efa pezy e! :-D:-D:-D

aza mifananihany fa le olona eto nge akia serieux be doly de tsy mahazo ny resatsika roa e!

fa njy alou efa peziko @ amitié e:wink:
de na inon na inon ataonjy de namako foana njy , kony moa e! tanjemo fotsiny sao de mamono olona fa tsy namako tsony an!:-P:-P
de refa misy diso sy tsy mety de ahitsy fa tsy mi-wawawa any ambadika
29. boubounezy ( 29/09/2007 18:18)
diams ok marina zany fa za ngé mbola tsy ni wawawa tany ambadika zany kosa hatramizay nafantaranjy anah é! fa ny anah tonga d AONA??? misy tsy mazava?? fa tsy lé ambadika kosany alou é!:(
30. diamondra27 ( 30/09/2007 08:06)
bbnz: zay alou de marina e!

fa ampirimo tsara aloha le basy fa aza atifi-nkavana an!:-D:-D:-D
(jereo ny sarin'i bbnz miaraka @ basy haut les mains)
31. boubounezy ( 30/09/2007 11:46)
dimassss hahahaha njy ty tena tsy:-D:-D aseonjy ambakany bagdad!:-D ny basy refa atifikavana d @ lé havana rery iany no anaovana azy fa tsisy maita na malala.;-):-*
32. tsikih ( 22/11/2007 00:40)
ds:

boubounezy:

ds sarotra b zany isambotra oull any atranony zany ny police ra efa nivady izy 2 nefa miray trano. soupçons tsy milaza wé coupable jusqu'à preuve du contraire.

Raha notantaraina ahy io dia mety tsy nino koa aho. Nanatrika teny amin'ny tribunal administratif aho ary nifanakalo hevitra elabe tamin'ny mpisolovava.

gaga aho @ zany fa ra misy ny tokony tanana tena misurveillance d ataoko fa any marseille anisany n°1 fa tsy mbola itako alou zany situation zany.

Noho ny fametrahany dossie tany amin'ny mairie no nahatratran'ny polisy azy. Nisoratra ao anaty dossier d'instruction izay.


manaraka tsy vôtery alala maire zany kou vô afaka mietsiketsika refa itanao fa misy issu d idirana. comme on dit; ce qui ne tente rien n'a rien tsisy zé tsy niezaka ny ahazo paps refa maita irika fa betsaka azay ny manao paps sandoka fa mba té ijanona ka @ko nareo zé interressés, manorata fa angalako fotona ianana @ lé oull ra itanareo fa mety asoa anareo.

Sanatria tsy mampitahotra aho fa mampitandrina :
Raha tsy manana taratasy ara-dalàna ianao ka mametraka dosiena mariazy eny amin'ny mairie, dia ataovy an-tsaina fa METY hisy gidraka ka homankomanina ny entana sao voaroaka tsy maharambin-kentana.






33. tsikih ( 22/11/2007 00:52)
ds : marina ny teninao. Misy cousine ko tsy manana paps manampikasana hivady amin'i sipany manana paps amin'ny janvier zao,tsy tokony manome ny adiresiny izy izany sao de tonga ao ny polisy SA? sinon mety ve raha irony "domiciliation" omen'ny association irony no apetrany any anaty dossier Mairie mba tsy ahitàn'ny polisy ny tranony raha misy arakaraka ataon'ny prefet ?
34. lalagasy ( 11/12/2007 21:40)
interessée


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9183