fanintsiana tononkira

1. oldine ( 23/09/2007 15:27)
Noho ny fitiavana mihira na tsy mahay mihira aza dia matetika misy diso na tsy ampy ny tononkira hita ato. Izaho izany mbo mangataka hoe mba ahitsy fotsiny izy ireny raha misy tsy mety dia tsy asiana resaka fa amboarina fotsiny e. Mihinambary aza misy latsaka e. Vilany mitongilana ka izay tsy mety arenina. Misaotra.
novalian'i lanto ny 23/09/2007 15:40
2. lanto ( 23/09/2007 15:40)
oldine> ampahafantaro rehefa misy diso e! Na ampidiro toy ny hira vaovao dia ataovy ao anaty fonosana eo akaikin'ny lohateny hoe (fanitsiana)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1328