Noho ny fitiavana mihira na tsy mahay mihira aza dia matetika misy diso na tsy ampy ny tononkira hita ato. Izaho izany mbo mangataka hoe mba ahitsy fotsiny izy ireny raha misy tsy mety dia tsy asiana resaka fa amboarina fotsiny e. Mihinambary aza misy latsaka e. Vilany mitongilana ka izay tsy mety arenina. Misaotra.