N’ayez pas peur.....

1. Fiffi ( 24/09/2007 19:42)
tsy sarimihetsika le izy fa theatre...iza no efa nahita an'io ?

http://www.spcm.org/Journal/spip.php?breve1762
http://www.parisinfo.com/sortir-a-paris/spectacles-et-theatre-1/spectacles-divers/article/n-ayez-pas-peur

fa tena tsy misy hanenenana ny fahitana azy an !
2. boubounezy ( 29/09/2007 21:25)
ay mou fiffi zany ra ny falalako azy d efa naita any lé théâtra ny matonga anao manotany eto sy mamporisika anay @sera2?
za tsy mpijery théâtra fa mba tantarao kely wé azafady fa otrany malina nefa za tena tsy t hamaky lé soratra mandreraka b io.:} mba omeo l'eau dans la bouche kely wé @zay tonga mijery any dôly reto sera2 feno tanana reto ka!:}
3. boubounezy ( 08/10/2007 09:39)
=)):-D:-D:-D:-D
tô tsisy avaly trony fiffi???=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1615