Tsy misy tafavoaka ny hevitr'i BARADAKA

1. Jeankely ( 24/09/2007 10:55)
Edrey re ry baradaka fa toa mivilana daholo ity hevitrao? Azon'ny kely aina indray ity laka sa ny aiza indray no asianteny sisa. Maina mihintsy ny molatra ve?=))=))=))
répondu par Jeankely le 26/09/2007 13:12
2. penguin ( 24/09/2007 11:08)
Ra-baradaka very saina
3. Jeankely ( 25/09/2007 01:46)
Aiza i baradaka e? Tsisy afitsoka ve e? Avohay indray ny manaraka sa tapitra? Gina tahaka ny sifotra nalaindro =))=))=))
4. rabaradaka ( 26/09/2007 12:20)
Azafady kely ahitsio ny fijery fa nareo no mivilana. Mba mamakia tantara sy mamantatra ny zava-misy e, aza dontolahy sy dontovavy manaraka ambokony fotsiny. Zava-misy ireny ka iafio ao.
Zay fa veloma i dadatoa sy nenitoa isany aby
5. Jeankely ( 26/09/2007 12:48)
Vizana ianao fa tsy tafavoaka e! Dia mandehana miridana hoy ny akamanao. BARADADRADAKA=))=))=))
6. menalamba ( 26/09/2007 13:08)
Jeankely an,sifotra nalan-doha no izy fa tsy sifotra nalaindroa,izany hoe notapahana ny lohany dia gina...:-D:-D:-D
7. Jeankely ( 26/09/2007 13:12)
Mbola mibaradaka miteny irery sisa fa tsy mbola gina tsara ka=))=))=))BARADAKA TAILANDOHA izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1011