fanampim-bavaka vita amin'ny tsaramaso

1. ikaretsaka ( 23/09/2007 19:32)
Misy resaka moa atsy ambadika atsy momban'ny hoe hanaovana saple ny tsaramaso ka ireto santionany vitsy @ saple vita amin'ny tsaramaso

TSARAMASO MENA



TSARAMASO LENA



TSARAMASO MAINA




Manampy @ fomba fivavaka toa izany ny tsaramaso
novalian'i fijo ny 27/09/2007 20:48
2. Fiffi ( 23/09/2007 19:35)
de ho faly be zao tsaramaso....

Ika: zay njay zah vao mba nahita an'io an !
3. ikaretsaka ( 23/09/2007 19:44)
fiffi> ka tsy zaranao aza ve "mivavaka ho an'i tsaramaso @ alalan'ny tsaramaso e"?:-D
za manome idee fotsiny

ka izay indrindra no tanjona:
ho faly be izy fa isika mivavaka sy manao toko saple ho azy dia izy no ampiasaina ko! normal
4. cutie ( 23/09/2007 20:00)
samia maka ny tandrify azy aza:-D:-D:-D
5. ikaretsaka ( 23/09/2007 20:05)
sady mivavaka ho an'ny namana no falifaly lalandava
izy koa faly!

misy vavaka tsara ankoatran'izay ve?:°)
6. Fiffi ( 23/09/2007 20:44)
eka ouz booboo zay.....
7. Rasiligaoma ( 24/09/2007 05:46)
fa tsy haiko koa fa lasa nahavita nanao raozery aho androany
Fa tsy t@ chapelet vita tamin'ny tsaramaso an!
8. Papoose ( 24/09/2007 09:12)
Tsara zany firavaka zany!
Ika, :) dia ampy!
ny ahy le vita @ hazo reny no tiko fa tsy mety ho azoko:(
9. tsaramaso ( 24/09/2007 09:41)
iiiiiiiiiiii!!! tsy mahalala tsaramaso akory le ikaretsaka le !!!! hahahaa !!!

Fa soa ihany i tsaramaso fa tsy manisa rehefa mivavaka !!!!!! hahaha!!!!! oadray, fa mba impiry izay i tsaramaso no nivavaka ??!!!!!! tsssss !!!!! Inay ange Radavida tsy nanisa miaramilany le !!! klehhhh!!!!
10. xxx ( 24/09/2007 09:44)
nainga hiteny aho hoe Ikatsaka sy tsaramaso , kay moa Ikaretsaka sy tsaramaso :-D
11. booboo ( 24/09/2007 09:46)
:-D:-D:-D:-D
12. tsaramaso ( 24/09/2007 09:48)
hahahahaahaa!!!!
13. pissoa ( 24/09/2007 10:41)
xxx :-D:-D:-D:-D:-D
14. ikaretsaka ( 24/09/2007 11:21)
ny anay ny tsaramaso=beans foana ka:-D:-D:-D
za manisa rehefa manao zavatra ko, jesoa aza manisa 40 andro sy 40 alina e.. mamela heloka im-77 e, 3 andro dia mitsangana e, apostoly 12 lahy e, irahina tsiroaroa e:wink:
ko raha manaraka azy tokony mba manisa e..
ny ao anaty Baioly aza refirefesina be hoe toko zao sy zao sy zao koa!
mbambaray be ohatran'ny Tsaramaso izany..
ooops kay moa ny tsaramaso koa isaina isan-kapoaka! ny fangarony koa @ kilao...:oops::wink:
15. fijo ( 25/09/2007 21:32)
rehefa inona elahy no tsy manisa manao zavatra????
16. ikaretsaka ( 25/09/2007 23:04)
rehefa mamaly hafatra ato @ serasera!:wink:
17. fijo ( 26/09/2007 20:13)
hi hihii,soa fa izay ny valiny.
18. Papoose ( 27/09/2007 05:03)
fa ny tsaramaso may kosa aloha tsy milay eee!!!
na le fofona na le endrika!:lol:
19. ikaretsaka ( 27/09/2007 14:06)
ko tsy tena ouh! be ve raha ohatra izany misy tsaramaso lasa any @ afobe? na i Losifera tsy misasa aza mbola resin'ny fofony sy ny endriny le??
mba fanontaniana ny ahy a
20. fijo ( 27/09/2007 20:48)
aleo lery any andanitra ihany ka,manimba fofoana tono hena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0625