Katesizy!
1. ikaretsaka
(
24/09/2007 19:17)
Kilasin'ny katesizy androany ary nampianarina mikonfesy sy niaiky heloka ny boaikely! ( le 7-8 taona ireny)
natao amin'izay ary entrainement:
Hoy ilay bandy kely 1 tamiko hoe "mifona aho fa nanipy tsaramaso tany anaty rano"
Ny zaza moa zaza ihany, sady hainareo fa tsy maintsy mba cool koa ny tena,dia noraisina t@ fomba tsotra sy tsy dia nanahirana ilay izy
Dia nandeha indray ny anankiray: "mifona aho fa nanimpy tsaramaso tany anaty rano"
dia nisy anakiroa koa mbola nandeha , ary izany hatrany no nolazainy!
Efa nanomboka somary concerne aho , nefa tsy te hibedy ny ankizy , dia ry masera sy ny mpampianatra no nafarako hoe "teneno mora ny ankizy hoe tsy grave be anie izany manipy tsaramaso any anaty rano izany"
Dia niala tany nisy bandikely be solomaso izay: somary lavalava mahimahina izay tamy!
tonga dia ny ahy no nataoko lasa aloha hoe
"tsy handeha hifona koa fa nanipy tsaramaso tany anaty rano ialahy an!"
dia somary gaga sy te hitomany le boay kely...
de ho'zy hoe: "ka izaho anie no Tsaramaso e"
izay aho vao hoe ooops:roll:
Sans rancune

novalian'i Simpona ny 01/10/2007 10:04
5. tsaramaso
(
24/09/2007 20:49)
De voavela daoly ve ny helok'i ry lerony le ??!!!!! hahahahahaaaa !!! ndriiiiiiii !!!!
De ahoana ozizy i tsaramaso t@ le mpamela heloka hono ???!!!! Navelan'i lery koa ???!! hahahaahaha!!!!! tsy fantany izay ataony e !!!!
De ahoana ozizy i tsaramaso t@ le mpamela heloka hono ???!!!! Navelan'i lery koa ???!! hahahaahaha!!!!! tsy fantany izay ataony e !!!!
6. ikaretsaka
(
24/09/2007 23:04)
fa inoako fa voavela satria sady nanatona azy ny zaza no nifona t@ fahotana.
ilay tsaramaso voalaza eto koa tsy nisy alahelo t@ ireo akamany fa vao mainka aza izy cool rehefa natao ny resaka avy eo ka! niara nilalao indray ry zalahy.
dia mino aho fa ca va ry zalahy.
Hita eny @ toetrany eny ihany ee!
Ilay mpamela heloka kosa manaikysy mamindra fo @ izay mifona aminy e
9. apache
(
25/09/2007 05:54)
iray volana taty aoriana :
- Tonga indray izahay hifona fa nihinana tsaramaso!!!
- DEEVOOOLY!!!!! KDO!
- Tonga indray izahay hifona fa nihinana tsaramaso!!!
- DEEVOOOLY!!!!! KDO!
10. tsaramaso
(
25/09/2007 13:11)
lanto:
ndao hatsipy i tsaramaso de tsy misy ankifona izany :-D
hahahaahaha!!!!! fa nga zany ilaina amin'i tsaramaso hono ???!!!!!! efa voavela mialoha e !!!!!
11. ikaretsaka
(
25/09/2007 13:50)
mety hilay tokoa ny manao tso-tsaramaso an (tsy tso-bato fa tso-tsaramaso)
atsipitsipy be manko ny tsaramaso @ izay!
atsipitsipy be manko ny tsaramaso @ izay!
14. xxx
(
26/09/2007 14:10)
Ary ataoko fa Ikaretsaka ilay ni kofesy , izy mantsy toa tia tia manipy tsaramaso izay eto :-)
15. Fiffi
(
26/09/2007 16:48)
ikaretsaka:rehefa tsy mahita vato ve tsy ny tsaramaso no anaovana azy ? :-D:-D:-D
mety hilay tokoa ny manao tso-tsaramaso an (tsy tso-bato fa tso-tsaramaso)
atsipitsipy be manko ny tsaramaso @ izay!
16. simplex
(
26/09/2007 18:08)
fa ra mivadika hoe manidy karetsaka ny fahotana no tena tsy laitra kle :roll::°):-D:-D:b:b:b
18. sasa
(
28/09/2007 04:42)
andao rangaha ambolena le tsaramaso amzay maniry d mahazo tsaramaso betsaka isika amzay an :-D:-D:-D
19. ikaretsaka
(
29/09/2007 21:07)
ko nga mahafaty, an'ikaretsaka, na ilay olona mamoha sy manidy azy, ny mamoa sy manidy azy?:-D
fa ny tsaramaso raha atsipy ao anaty rano mety maty an-drano ao ohatra na lasan'ny rano any!
fa ny tsaramaso raha atsipy ao anaty rano mety maty an-drano ao ohatra na lasan'ny rano any!