aza avela hahalala

1. VEROKANTO ( 23/09/2007 20:37)
atolotra ho an'ny fianakaviana rehetra ao 67 ha avy aty aminy vero sy andry kevin sy océane de bonne nuit dahlo nareo ao e
2. Fiffi ( 23/09/2007 20:43)
aza avela hahalala .....

tsy ho takatry ny saiko
zay rehetra lahatrao
ny angatahiko ry Raiko
aoka aho ahatoky anao....

tiako be io hira io.....
3. wooda ( 23/09/2007 23:40)
:? hiran'iza zany :?:
4. fahamarinana ( 24/09/2007 03:13)
wooda:

:? hiran'iza zany :?:


:arrow:Hira ao amin'ny fihirana fanampiny takelaka 32,(l)
5. wooda ( 26/09/2007 00:34)
:? misaotra
:D
6. fahamarinana ( 26/09/2007 10:10)
wooda:

:? misaotra
:D

:arrow:tsisy fisaorana e,hira tiako be koa dia tonga dia tadidiko ilay pejy.(l)

7. naughtyboy ( 30/09/2007 16:11)
george Andriamanantena no namorona ny tonony ra tsy diso aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3084