Lavo ny andrarezina

1. Samoana ( 23/09/2007 11:03)
Resy finale 5-13 vao eo ny mpilalao kanetibe malagasy:cry: Championnat du monde io ary tany Thailande no natao
Mbola i lafrantsa ihany no nandrombaka ny amboara
novalian'i sarobidy ny 16/11/2007 14:12
2. ratonga ( 23/09/2007 13:07)
efa tsy ratsy kosa anie fa nahazo médaille d'or ny gasy é! http://www.boulistenaute.com/modules/myalbum/photo.php?lid=7353
3. hery ( 24/09/2007 08:24)
Izany hoe nahazo medaille d'argent tamin'ity satria finale vao resy?
4. ikaretsaka ( 24/09/2007 12:57)
ie nahazo medaille d'argent.
fa mahasorena dia ekipa efa resiny (saika tsy nampitokoany) tany @ 1/8 ndalana no naharesy azy! fa nasiana ity repechage repechahe ity!
Ekipa repechee.
Dia taorianan'ny 3-3 dia lasa tsy mahavoa tifitra boules intsony ny malagasy sady niova ny filalaony!
nefa teo ny jeux d'attaque no nahareseny ny 1/4 dalana sy ny 1/2!

hita kely ihany ilay tsy fahazarana @ lalao iraisam-pirenena rehefa miakatra finale fa manindry be ny pression sy ny fitiavana te hanao tsara nefa vao mainka ratsy!

manarina e
5. Fiffi ( 24/09/2007 20:21)
ikaretsaka:

hita kely ihany ilay tsy fahazarana @ lalao iraisam-pirenena rehefa miakatra finale fa manindry be ny pression sy ny fitiavana te hanao tsara nefa vao mainka ratsy!
nefa ngé tsy vao voalohany ny gasy no en finale an !


6. bazylou ( 13/11/2007 00:35)
resy lava indray:roll::roll:
7. sarobidy ( 16/11/2007 14:12)
atao aôna eh:oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.193