refa le maka aingampanahy iny ndray2 de mihaino hira no .
1. naughtyboy
(
22/09/2007 13:14)
mahavatana ahy ny mihaino jazz milamm oh.http://fr.youtube.com/watch?v=uMSPgL4v7hU ,inona kosa no hira mbo akafizinareo
novalian'i cutie ny 23/09/2007 21:10
3. cutie
(
22/09/2007 19:03)
ohtran'ty:lol:
http://fr.youtube.com/watch?v=BZT9t6oMBhI&mode=related&search=
http://fr.youtube.com/watch?v=BZT9t6oMBhI&mode=related&search=
6. menalamba
(
22/09/2007 21:27)
Izany ary mba henoy kely é...mangala vera na whisky-soda milamina tsara...
http://fr.youtube.com/watch?v=Vy041FMKBV
http://fr.youtube.com/watch?v=Vy041FMKBV
8. menalamba
(
22/09/2007 21:33)
Azafady fa tsy nety ilay izy fa ity
http://fr.youtube.com/watch?v=Vyi041FMKBU
http://fr.youtube.com/watch?v=Vyi041FMKBU
10. menalamba
(
22/09/2007 21:37)
Azafady re ray olona fa tsy haiko ny manao azy fa mba alefasu hoe raha hainareo 3Madelaine Peyroux" ny hira "I'm all right"
12. menalamba
(
22/09/2007 21:52)
Ie :D Misaotra fa nepa be aho tsy haiko ny mandefa azy:-D:-D 6,99€ fotsiny io disika io @ izao raha mahay mikaroka ianao anefa "HDCD" !!!:^)
15. ratonga
(
22/09/2007 22:46)
tsara ka, tsy gasy vé le sipa io é!:?
ty ko asa ra ohatra ka http://fr.youtube.com/watch?v=LpPb2cVswlI :D
ty ko asa ra ohatra ka http://fr.youtube.com/watch?v=LpPb2cVswlI :D
18. mandrindra
(
23/09/2007 07:31)
be loatra ily jereo eto, dia lasa henoy eto, ka tsy ampy ny fotoana hanaovana an'izany fa milay eee
19. naughtyboy
(
23/09/2007 10:54)
:-D fa=D " I'm all right" M.Peyroux reviko b maintsy sy le oyo come va ..mahita zv mihtsy ratonga fa omeko dimy avy atrany
20. ratonga
(
23/09/2007 11:33)
cutie::lol: tsy salsa ve io ra tsy diso ah, fa zao faranana @ le fatao @ tango ko ka :-D:-D
saika style tango le an'i ratonga io
naughtyboy: :lol::lol::lol:
