foot-ball vevavy

1. simplex ( 22/09/2007 14:30)

lisany ve tsy mba misy mankafy an'le vevavy manao foot e :P
novalian'i sarobidy ny 06/11/2007 07:50
2. G1234 ( 22/09/2007 14:33)
Ny ahy ny vevavy rainiboto no mahafinaritra ahy ny lalaony raha samy hijery ihany.
3. simplex ( 22/09/2007 15:01)
Be kitana zao teo tena manja mintsy sady mampe hafahafa izany... fa tena mahay ry zareo an.
4. wooda ( 22/09/2007 16:14)
Tsy de tia baolina, fa rehefa manangy de tena mijery hatr@ny farany! lol
Indrindra rehefa rugby!
5. Herimiafina ( 22/09/2007 17:01)
Manahirana be le mi-tacle sipa nefa dia matetika ekipa mixta foana no hitako. :-D
6. ratonga ( 22/09/2007 18:15)
néna ny tena tiko refa tapitra ny lalao de mifanakalo mayô ry zareo:-D:-D:-D
7. simplex ( 22/09/2007 18:32)
zany ny patiny,



ny ambiny: http://www.fifa.com/womenworldcup/photo/index.html
8. ftma ( 22/09/2007 18:37)
ratonga :-D ohatry ny hitako ery le maso 8O
mlisany ve tsy mba misy mankafy an'le vevavy manao foot e
simplex mahazo mamaly ny vehivavy? :D ohatry ny lahy manao foot ihany io, tsy hitako aloha ny maha samy hafa azy e
9. cutie ( 22/09/2007 19:04)
zay zany no itiavan'i ftma mijery bol a :-D
10. naughtyboy ( 22/09/2007 19:18)
nena reto anglisy reto no notohanako @ vevavy ao le M.Kelly zay mahay miangaly kitra toko saingy resiny bekintana androany:oops:
11. ftma ( 22/09/2007 20:23)
cutie: za efa mpilalao baolina antanimbary :)
Ary maninona tsy mpa misy mandeha @ télé ny match ny vehivavy e?
12. tywa68 ( 22/09/2007 20:31)
satria mbola ny lhl no maka décision @ilay sehatra e (sady be vola d aleony ilay hahazoana vola be ihany no alefa).
13. pakopako ( 22/09/2007 21:06)
nenah ndray aloha i reniboto sy brazil no tiko jerana sady mahay fa ry zalahy kelimaso mahay fa tsy amantarandahy sy vavy ry zareo
14. simplex ( 22/09/2007 21:40)
ftma:
ohatry ny lahy manao foot ihany io, tsy hitako aloha ny maha samy hafa azy e
:-w miankina @ ilay mpijery io. Fa matetika ny mafinaritra @ vevavy @ lelah manao foot dia ny angozan'ny feany sns :°):-P:-D

ftma:
cutie: za efa mpilalao baolina antanimbary :)
hitako no ratsy fanah be refa mba miditra karajia za :roll::cry::b:b
laingako zany fa tsara ny vevavy manao footy indrindra refa eo @le hoe:
ratonga:
néna ny tena tiko refa tapitra ny lalao de mifanakalo mayô ry zareo:-D:-D:-D


15. simplex ( 22/09/2007 21:45)
naugthyboy:
nena reto anglisy reto no notohanako @ vevavy ao le M.Kelly zay mahay miangaly kitra toko saingy resiny bekintana androany :oops:
ie, Kelly Smith io :}, fa tsy namelan'ny bekitana fa tsy azo zaraina Iraq ozy na d nanomboka ady aza tonga niaraka hehe :°):-D:-D
16. cutie ( 22/09/2007 22:44)
Hoy i ftma:
cutie: za efa mpilalao baolina antanimbary

gaga manko za we in no mba hitiavan-jy mijery bol kay efa pro :-D
17. ftma ( 23/09/2007 08:15)
Fa matetika ny mafinaritra @ vevavy @ lelah manao foot dia ny angozan'ny feany
simplex tena foot no jerenay fa tsy ny feany ka :wink:
cutie: efa pro mihitsy za ka miandry ekipa vavy eto @ serasera
Fa aiza nareo mahita match e? mba omeo sopapa fa za tsy mahita télé misy match vehivavy mihitsy
satria mbola ny lhl no maka décision @ilay sehatra e (sady be vola d aleony ilay hahazoana vola be ihany no alefa).
tywa68 mbola tia tena foana ny lehilahy anao grevy isika @ manaraka :wink:
18. booboo ( 23/09/2007 09:54)
Ftma > hihihi zà nefa ny mba hijereko foot dia ny fean'ny mpilalao ihany dia zay :°). Izay no itiavako rugby (bokona kokoa noho ny footbaleurs)...lasa mahay règles du jeu ho azy ny farany à force mijery fe :-D:-D:-D:-D
19. cutie ( 23/09/2007 17:49)
ftma
za specta raha hanao njy :-D
20. Herimiafina ( 23/09/2007 17:50)
Tsy marary ve ry reto ny bloc tratra amin'ireny?:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2368