Mahaliana!

1. Papoose ( 22/09/2007 05:39)
What if you spent one year following every rule in the Bible?

Ahoana tokoa moa raha ianareo ireo manana addiction @ Baiboly ireo no tena manaraka ny isam-bolon-dalana voalaza ao anaty baiboly? Tena hahavita marina ve?

Ohatran'ny nataon'ity ranamana ity?
http://www.msnbc.msn.com/id/20910659/site/newsweek/

Challenge:D

@ zay sady experience no temoignage

novalian'i Papoose ny 29/09/2007 14:51
2. Rasiligaoma ( 22/09/2007 05:47)
sarotra ka.
atsy manko misy hoe nanao polygamie ohatra i salomona ary tsy naninona azy i jehova, atsy indray misy miteny bedy fa hoe nanota!
dia raha hanaraka ara bakiteny izany dia tonga ao amin'ny bokin'i salomona dia 200 ny vady fa tsy nanota..
atsy @ bokin'i paoly miteny izy hoe tsara ny manao virjiny: tara loatra satria efa tsy virja intsony ilay avy nanambady 200 tary
3. Papoose ( 22/09/2007 05:54)
tena marina fa sarotra fa misy te handray ara-bakiteny an'ilay voalaza ao, dia io hitako hoe moyen anaovana an'izany!
@ zay mantsy tsy midradradra mitanisa verses eto fotsiny fa tena manao raha sahy!
4. Papoose ( 22/09/2007 05:55)
N.B.:Azafady fa tsy misy dikan-teny hafa afa-tsy anglisy le article!
5. Rasiligaoma ( 22/09/2007 06:06)
hanao eo tokoa ohatra i niryna izay ndry vao gaga eo fa!:-D
fa amin'izay tokoa mba voaporofo ilay fampiharana ilay mpitanisa verses fa tsy dradradradraina fotsiny nefa tsy atao akory!
mety ilay hevitra
6. Papoose ( 22/09/2007 10:06)
Tsy maninona re fa za tena tia mihaino na mijery na mamaky reny temoignage reny:D
7. tywa68 ( 22/09/2007 10:23)
Papoose : koa na tia na tsy tia dia mahazo k !:-D:-D
8. Papoose ( 22/09/2007 11:04)
sady rehefa mahazo tonga de bobaka beeeeeee!!!:-D
9. kalina80 ( 22/09/2007 12:43)
tsy azoko oilay resaka ô lol, tsy d mahay anglisy lotra :-D:-D:-D
10. ikaretsaka ( 22/09/2007 14:01)
hevitra mety!
za sur fa vao ao amin'ny levitikosy fotsiny no ampiarina ara bakiteny d'efa betsaka ny hiala zigla!
11. bosista ( 22/09/2007 14:08)
tsy azoko ilay hoe :mandray ara-bakiteny,fa firy ny isan'ny vadin'ny solomona ara-bakiteny de firy en realite?
12. ikaretsaka ( 22/09/2007 14:46)
Jereo ao anaty baiboly ao dia jereo ny theorian'ireo niezana nikaroka ny tena isany rehefa le documentaires ireny no mandeha @ tele
13. pissoa ( 22/09/2007 17:36)
hi hi hi - mba andramo io ry zalah ah - otran'ny nihabogosy zany le bandy ! :-D:-D:-D
14. hery ( 22/09/2007 17:36)
Io dia ahitana tsara fa tsy bokin-dalàna akory ny baiboly.
15. simplex ( 22/09/2007 18:05)
hery:
Io dia ahitana tsara fa tsy bokin-dalàna akory ny baiboly.
amen ^:^

Papoose:
What if you spent one year following every rule in the Bible?
Asio sosy fa tonga d vonona ah hanaraka antsakany sy andavany :°);-)
16. tywa68 ( 22/09/2007 18:18)
:-D:-D

ka iza no hanomboka e ?
17. pissoa ( 22/09/2007 18:19)
tywa : atomboy e :-D
18. tywa68 ( 22/09/2007 18:23)
ka izaho anie manazava ny tsy mahazo zany hoe mijery lavitra fa efa manana ny ahy aho e !:-D
19. pissoa ( 22/09/2007 19:56)
hihihi, laozanjy miala bala fotsiny njay ve koa :-D:-D:-D
20. tywa68 ( 22/09/2007 20:12)
tss tsy misy miala satria tsy niditra h@ voalohany ô :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 4.5736