Mahaliana!

41. tywa68 ( 28/09/2007 10:40)
fijo : ny baiboly kosa tsy miova² izany fa ilay olona mandray azy no samy manana ny toetrany, moa ny fomba fanaparitahana azy samihafa rahateo.

i Tsaramaso efa nataoko fangaron-daoka sa mbola misy adino any ambadika any ? :-D
42. fahamarinana ( 28/09/2007 11:10)
ikaretsaka:

ny fanarahana ny Teny koa anefa tsy hoe izay tiatiana @ ilay teny ihany an..


:arrow:Non tsy izay tiatiana amin'ilay teny fa misy kosa teny tonga dia miditra sy azo avy hatrany,ary misy teny sarotra be ary aleo ianarana mba tsy ho hevitro amin'ny maha-olona ahy fa kosa izay hevitra tian'ny Tompo tena ampitaina amiko mba tsy hihevi-diso e.(l)

43. Papoose ( 28/09/2007 16:55)
(l)
44. fijo ( 28/09/2007 21:05)
jereo ary fa ary ambadika ary misy milaza indray fa ny baiboly no mampitovy an'andriamanitra sy devoly ko.hi hi ii korontana be wa fa hialao
45. Papoose ( 29/09/2007 02:09)
iza no niteny an'zany, sao de sekta?:-P:-D
46. tywa68 ( 29/09/2007 05:16)
fijo : mijanona ao @ i Tompo hoa d aza manely tsaho :lol:

Papoose :-D:-D
47. Rasiligaoma ( 29/09/2007 05:27)
a?a mitsimpona izay tiatiana ihany hono e
48. tywa68 ( 29/09/2007 05:35)
:-D:-D
49. Papoose ( 29/09/2007 14:51)
sao de mba tokony atao ohatran'ny mitsimpom-bary dia ny tsy tiana no tsimponina tao de ariana?:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7011