tsaramaso
1. gasynamana
(
22/09/2007 20:39)
Malagasy isika rehetra eto, ary kristiana no ankamaroany. Tsy azo atao ny mijery harina an-tava, koa mba inona no toro-hevitra na soso-kevitra azontsika omana hanampiana io namantsika iray io?
Misaotra antsika rehetra.
Misaotra antsika rehetra.
novalian'i fijo ny 27/09/2007 20:58
4. mbaliana
(
22/09/2007 20:53)
inona tokoa moa noa azo anaovana azy... mivavaka ho azy no azo atao ...
7. cutie
(
22/09/2007 21:33)
in nefa ny pble-ny?
toa samy milaza daholo we mivavaha ho azy manko:roll:
ny ahy njay alou we 'tiavo izy:D

10. Papoose
(
22/09/2007 22:45)
tokony notangosana dieny mbola haricot vert izy fa tsy niandrasana ho efa lasa tsaramaso fa zao tratran'ny barika ny tsaramaso:-D
11. tsaramaso
(
22/09/2007 23:07)
hahahaahaa!!!!! faly be da faly be i tsaramaso !!! hisy otran'zany aiza ndray le ??!!!! hivavaka ho an'i tsaramaso daholo ny olona !!!!! hahaaa
Tsy mila mivavaka intsony i tsaramaso androany !!!! Oaaadray, aleo manko i tsaramaso izany hivavaka ho an'ireo olombelona silamo e !! ireny koa mba mitazona mafy ny fony !!!!
@zay ve i tsaramaso :
- miova mba hitovy hevitra aminareo ??!!!
- miova mba hitovy fiolakolaka aminareo ??!!!!
- mba hiray dihy aminareo eo amin'ity fifanaratsian'ny kristiana ity ??!!!!
- tsy mametraka na miombom-panontaniana @ zavatra sarotra ???!!!!
- tsy miresaka @ nenitoan'Andriamanitra ???!!
- tsy mimeme intsony ???!!!!

gasynamana:iiiiiiiii, harina an-tava ??!!! mba lasa saina ihany koa i tsaramaso, otran'i cutie, hoe inona aza ilay tiana hanampiana an'i tsaramaso le ??!!! inona ilay antom-bavaka ??!!!!
Tsy azo atao ny mijery harina an-tava
@zay ve i tsaramaso :
- miova mba hitovy hevitra aminareo ??!!!
- miova mba hitovy fiolakolaka aminareo ??!!!!
- mba hiray dihy aminareo eo amin'ity fifanaratsian'ny kristiana ity ??!!!!
- tsy mametraka na miombom-panontaniana @ zavatra sarotra ???!!!!
- tsy miresaka @ nenitoan'Andriamanitra ???!!
- tsy mimeme intsony ???!!!!
ikaretsaka:Miombon-kevitra !!! hahahaa !!!!
tsy haiko izy na tsy misy na be saina
14. ikaretsaka
(
23/09/2007 00:20)
@zay ve i tsaramaso :
- miova mba hitovy hevitra aminareo ??!!!
- miova mba hitovy fiolakolaka aminareo ??!!!!
- mba hiray dihy aminareo eo amin'ity fifanaratsian'ny kristiana ity ??!!!!
- tsy mametraka na miombom-panontaniana @ zavatra sarotra ???!!!!
- tsy miresaka @ nenitoan'Andriamanitra ???!!
- tsy mimeme intsony ???!!!!
miova mba hahatsiaro tena, ho tonga saina alohan'ny hitenenana ka.. afaka tsy mitovy hevitra mihitsy sy isika tsy tsaramaso na i tywa na i pissoa, fa mba hevitra mitombina sy zavatra mba nohadihadiana fa tsy hevi-dravina be..
hotanteraka anie izany: amen!
15. Jeankely
(
23/09/2007 05:53)
Efa hoe aza manao sahala ny loha tsaramaso terena dia mipoaka. Efa ao ny afangaro amin'io ary ho masaka izy.
16. niryna
(
23/09/2007 06:00)
gasynamana:
Malagasy isika rehetra eto, ary kristiana no ankamaroany. Tsy azo atao ny mijery harina an-tava, koa mba inona no toro-hevitra na soso-kevitra azontsika omana hanampiana io namantsika iray io?
Misaotra antsika rehetra.
Tsy anjaran-tsika no mitsara fa anjarantsika no mivavaka ireo izay tsy mbola voavonjy rehetra.Tsy isika no hamonjy azy fa Atra.Manao ny anjarantsika isika dia ny ambiny rehetra Atra no mamita azy.Tsy izy irery fa ho antsika rehetra izany fa samy manana ny fahalemem-panahiny daholo ny tsirairay.
17. rabilabila
(
23/09/2007 06:30)
ampiana katsaka sy voanjobory dia manao ilay tsiajenry mamihomehy hoe:
Katsaka,tsaramaso,voanjobory
Hohanina harivariva mampatory
Ny lehilehy mihinana azy........=))=))
Katsaka,tsaramaso,voanjobory
Hohanina harivariva mampatory
Ny lehilehy mihinana azy........=))=))
18. diamondra27
(
23/09/2007 08:19)
Efa nanao izay nety dia anjaran'i Tompo sisa no manao ny asany. Mety aman-taonany izany mety rahampitso tsy hay fa de efa daholo ze azonareo atao aminy de vita ny adidinareo .
Vao niainga dia efa fantatro ny zavatra mety hiseho ataon'i tsaramaso ka nahatonga ahy hanokatra ity size ity (ilay lien io) ary tsy tsiso mihintsy ny hevitro ny vision-ko fa " NY ATAO NO HITA"
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46d92094aa4a5
gasynamana: misaotra anao nampahalala ihany koa sy mitady vahaolana.
Tsaramaso: ianoa milaza fa kristiana, tsy haiko na katolika na pro na pentekotista na inona fa ny tiako lazaina fotsiny dia izao hoe:raha tena kristiana ka efa nandray an'i Jesoa ho Tompo sy Mpamonjy anao ianao dia tsy ho toy izao ny fihetsikao sy ny fomba fiteninao.
Anisany vato misakana ho an'ny tsy mpino ianao satria raha mitono tena hoe: Xna nefa tahaka izao ny toetra tsy hahatarika olona mihintsy ianao.
Marina fa tianao hiova Xna ny mpino silamo nefa domazy mangahazo atora-kisoa, very maina satria vao mahita ny fombanao ny olona dia mitsoaka na dia tokony hiova aza. Ary mino aho fa ny fivavahana silamo dia tena voataiza tsara @ io fitondra-tena io mihoatra lavitra noho ny kristiana.
Asa na maha-remarque ianao fa ry zareo de mifanao frère sy soeur , cousin cousine na de tsy fantany aza enao ary mifampiaro.
Izany manambara fa manaraka tsara ny fitaizana ry zareo...
Ny relationnel no tiako lazaina @io.

19. diamondra27
(
23/09/2007 08:22)
fanitsiana fa misy teny manky sy diso
Efa nanao izay nety dia anjaran'i Tompo sisa no manao ny asany. Mety aman-taonany izany mety rahampitso tsy hay fa de EFAO daholo ze azonareo atao aminy de vita ny adidinareo .
Vao niainga dia efa fantatro ny zavatra mety hiseho ataon'i tsaramaso ka nahatonga ahy hanokatra ity size ity (ilay lien io) ary TSY DISO mihintsy ny hevitro SY ny vision-ko fa " NY ATAO NO HITA"
Jereo eto

20. diamondra27
(
23/09/2007 08:28)
Ho antsika rehetra:
dia samia mandinika na ampiasain'i Tompo ianao na ampiasain'i devoly.
Tsy misy mahay manompo Tompo 2
Koa tandremo ny vava avoaka fa hoy ny SM hoe: "loza ho an'izay mahatonga ny fanafitohinana".
Tsy izaho no namorona io fiteny io fa ao @ baiboly io
Ka raha misy loza mahazo anao hatreto de mba mandiniha tena ihany e! Nahatonga fanafitohinana ve za sa ahoana?
Fa raha zao fomba fitenin'ny tsaramaso izao aloha dia hita eto fa misy ny tafitohina.
Ambava homana am-po mieritreritra.