tsaramaso

41. ikaretsaka ( 24/09/2007 23:09)
Ireto àry ireo zavatra tsy ampy aminao (na tsy anananao mihitsy):
1 – Fandinihana ny zavatra lazaina
2 – Fandalinana
3 – Fanajana ny hafa
4 – Fandanjalanjana ny teny ambara.

Mahita ohatra na dia iray monja aza ve ??!!

ie io ambony rehetra io

42. fahamarinana ( 26/09/2007 04:48)
:arrow: "Raha azo atao dia ataovy izay hihavananareo amin'ny olona rehetra. Ry malala,aza mamaly ratsy,fa omeo làlana ny fahatezerana." Romana 12:18...;
Fa voasoratra hoe: "Ahy ny famaliana sy ny fampanodiavana. Déo 32:35.Izaho no hamaly,hoy Jehovah".
Mifankatiava ry reto a! (l)
43. ikaretsaka ( 26/09/2007 12:20)
fahamarinana> misy hoe ny mpifankatia tsy mifamarafara sy mifananatranatra hono!
44. fijo ( 26/09/2007 20:27)
Maninona kosa ary tsaramaso,avelao eo fa miova hoazy eo izy e.hivavahana ahoan aary,tsy mandaitra wa izany vavaka izany
45. Papoose ( 27/09/2007 04:49)
Hoy i Tsaramaso
hahahhhahaahaaa!!!! Asio arahaba ry Elizabeta nenitoan'Andriamanitra ho an'i Papoose e !!!!!!
Fa i tsaramaso tsy sarotiny @ze fitsaran'ireo ka !!!!!!


mody hoe tsy sarotiny eto @ forum v fa mivonto fo atsy ambadika?:-D

Ataovy aza le arahaba ry Elizabetan'Andriamanitra raha zay no tsy mampangotra anao fa Papoose manaiky foana e!:wink:
46. fahamarinana ( 27/09/2007 08:46)
ikaretsaka:

fahamarinana> misy hoe ny mpifankatia tsy mifamarafara sy mifananatranatra hono!

:arrow:Eny ary e,tsy hiteny fanampiny ntsony aho,ny tena marina dia tsy azoko ilay teny nataon'ny Ika io dia andraso aloha hieritreritra kely aho hoe inona no dikany vao mamaly anao an!..(l)
47. fijo ( 27/09/2007 20:58)
ary gasynamana mila vonjy hoan'i tsaramaso,nefa izy tenany aza olana be.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0513