Hasarotam-piaro sa tena mba marina kosa !

1. Taniko ( 22/09/2007 21:20)
:D Fitiavana no loharanom-piainana voalohany indrindra.

Maro isika malagasy aty ivelany, ho anareo vehivavy no miavona @ lehilahy gasy mitovy aminy saingy "toa" manaiky mora foana ny "vahiny" : Tovovavy gasy tanora endrehina, tsara, manam-pahalalana saingy "matetika mitontona @ lehilahy vahiny ary matetika efa zokinjokiny foana. Kepoka foana ny tary gasy rehefa mahita ny vehivaviny lasan'ny hafa :!: Izaho isan'ny tsy mahazaka aloha é saingy efa manaiky satria manam-bady aman-janaka roa. Na izany aza tsy mety eken'ny sainy fa maharary quelque part hoe dia ry zalahy no mitavana ny nokarakarain'ny fianakaviana tany Dago; Matetika hoe misy "voady" nilaozana tany an-tanana saingy tsy hita é ! Malaza tsara tarehy ny vehivavy gasy ary marina izany.

:arrow: Ho antsika lehilahy indray, malaza ho mahay mitia, be fitiavana, hany ka matetika ny vehivavy resy an'ady teo @ fitiavana no raofina ary matetika efa zokinjokiny ihany koa. Miedinedina be ery mifanoronkoroka etsy sy eroa toa "nahazo volamena" :!: mifampitantana eraky ny vaza-mototra.

(l) Maro ny antony mahatonga izany : sosialy, ekonomika, koltoraly... Fa rehefa izay ve no hahatsara hatrany ny fiaim-pianan'ny tena ka entina hanatsarana ny any an-tanàna, akory atao ? Fa ny hevitrao tiako hanitsiana ary hamafàna tanteraka ny "fahasarotam-piaroko"
novalian'i vampire ny 07/11/2007 05:39
2. simplex ( 22/09/2007 22:02)
@ lafiny 1 misy marina ny an'la fa raiso toy ny anadahy/rahalahy/RAD ny toerana tokony hijeren'la azy,
izany hoe tokony hahatsapa elah voalohany indrindra fa olona hafa io olona eny fa na "relate" @ ialahy aza. Noho izany manana zo hanana hevitra izy, na mitovy io na tsy mitovy @ an'la. Ary efa olon-dehibe doly ny vevavy gasy sy lelah gasy manambady na gasy io na vazah. K raiso @ izay hoe lehibe ny zanako, matoky azy aho ary fantako fa fantany izay ataony. Eto foana aho hanampy azy ra mbola misy ilany ahy anti-dahy ity :-P faly aho @ fahasambarany.

Faharoa, aza mitady blem tsy misy. Ny fiainana feno surprise foana ka aza manasaro-javatra. Tsy hoe resaka alahelon-kanina akory fa ela aza efa manana ny an'la ary afa-po @ izay fa hoe ela fotsiny no marary fo @ tsinapa eo fa izy aza tsy hivaky bombina @ ze eritreretn'la akory. Surtt hoe ra ol tsy mifankafantatra akory. Ity fotsiny atao an-tsaina:"za hirara" ;-) refa mbola milamina aloha ny tokatranon'i toi de zay no zava-dehibe...

siora ee ^:^

3. Taniko ( 22/09/2007 22:45)
:D Tsy ratsy ilay hevitr\'i Ra-Simplex fa raha simplifié toy izany tokoa anie hatrany anatin\'ny fo sy fisaina, heveriko fa tena ho tsara tokoa ! Ny mampiakatra ny hasarotam-piaroko dia rehefa mifampireaka amin\'izy ireny : \"Ny kaikitra molotra aseho ahy sy ny ketoky ny jalin\'ny fon\'ny sasany rehefa mba te hambara ny ao am-pony no mampalahelo é !\" Tsapanao fa misy nenina ao saingy tsy afa-manoitra ny ankizy. Inona no azonao atao ? Tsy hiresaka amin\'izy ireo intsony ve dia samy any ? Dia ho samy ho olon-ko ho azy indray ve nefa zara raha mahita fotoana \"angalarina\" aza ny an\'ny asany indraindray vao afaka mifampiresaka satria ao ny \"voafehy\" tsy mahazo na \"tsy avela\" mihaona na mifanantona @ gasy tahaka azy ary ao koaany sasany ny mahatsapa fa tena tsy présentable mihitsy ny akama satria somary zokiny kely mitaha ny sasany nefa dia...
:arrow: Betsaka amintsika gasy aty ivelany no tsy teraka taty. Mpihavy no betsaka ary ilay \"voady\" nilaozana tany Dago @ maha-olon-dehibe hatraiza ? Sa ao anatin\'ilay mystère-n\'ny rahampitso koa ka aleo ny rahampitso no hamaritra azy ? Dia rahoviana ihany izany no ho stable ny mety ho fiaimpiainana satria raha tsaratsara ny miaka @ i X androany mety ho avo roa heny @ izay ny ny hiarahana @ i Y rahampitso ? Dia mandra-paharahoviana ? Dia tsy hahasarotiny ve izany kosa ? Fa angaha Rugby izy ity no misy essai ?
4. Papoose ( 22/09/2007 22:51)
Ho antsika lehilahy indray, malaza ho mahay mitia, be fitiavana


kii, aiza no misy le!za mitady!:D:lol:
5. salmo1 ( 22/09/2007 22:53)
Tsy hitako izay probleme am'zany.

Ny fiavonavonana tsy maintsy oe: misy, na amin'ny lahy na amin'ny vavy. Fa ny hasarotam-piaro dia adalana 100%.

Izaho alou efa niavona e, na tamin'ny vazaha na tamin'ny malagasy. Misy ny olona tsy tiako dia misy tiako, ary ilay tiako mety tsy tia ahy :-P... normaly izany.

Raha misy vehivavy malagasy mirevy bandy vazaha, hitako mifanorokoroka be eo akaikiko. Inona no probleme ananako:?: tsy mba olona anga ny bandy vazaha, sa ny lhl gasy ihany no tokony hanambady vhv gasy:?: Haleo samy haka zay tiany sy anjarany, fa aza dia sarotiny ry zalah:!:


6. cutie ( 22/09/2007 22:55)
Mpandefa : Papoose [ Valio ] 23-09-2007 00:51:54
Lohateny : Re : Hasarotam-piaro sa tena mba marina kosa !
Voalaza teo :
Ho antsika lehilahy indray, malaza ho mahay mitia, be fitiavana


kii, aiza no misy le!za mitady!

eny wa ry papoose za koa mitady:-D:-D:-D:-D
7. cutie ( 22/09/2007 22:57)
Fitiavana no loharanom-piainana voalohany indrindra.

Raha misy vehivavy malagasy mirevy bandy vazaha, hitako mifanorokoroka be eo akaikiko. Inona no probleme ananako tsy mba olona anga ny bandy vazaha, sa ny lhl gasy ihany no tokony hanambady vhv gasy Haleo samy haka zay tiany sy anjarany, fa aza dia sarotiny ry zalah
8. soanja ( 22/09/2007 23:38)
Taniko:

:D Fitiavana no loharanom-piainana voalohany indrindra.

Maro isika malagasy aty ivelany, ho anareo vehivavy no miavona @ lehilahy gasy mitovy aminy saingy "toa" manaiky mora foana ny "vahiny" : Tovovavy gasy tanora endrehina, tsara, manam-pahalalana saingy "matetika mitontona @ lehilahy vahiny ary matetika efa zokinjokiny foana. Kepoka foana ny tary gasy rehefa mahita ny vehivaviny lasan'ny hafa :!: Izaho isan'ny tsy mahazaka aloha é saingy efa manaiky satria manam-bady aman-janaka roa. Na izany aza tsy mety eken'ny sainy fa maharary quelque part hoe dia ry zalahy no mitavana ny nokarakarain'ny fianakaviana tany Dago; Matetika hoe misy "voady" nilaozana tany an-tanana saingy tsy hita é ! Malaza tsara tarehy ny vehivavy gasy ary marina izany.

:arrow: Ho antsika lehilahy indray, malaza ho mahay mitia, be fitiavana, hany ka matetika ny vehivavy resy an'ady teo @ fitiavana no raofina ary matetika efa zokinjokiny ihany koa. Miedinedina be ery mifanoronkoroka etsy sy eroa toa "nahazo volamena" :!: mifampitantana eraky ny vaza-mototra.

(l) Maro ny antony mahatonga izany : sosialy, ekonomika, koltoraly... Fa rehefa izay ve no hahatsara hatrany ny fiaim-pianan'ny tena ka entina hanatsarana ny any an-tanàna, akory atao ? Fa ny hevitrao tiako hanitsiana ary hamafàna tanteraka ny "fahasarotam-piaroko"


Tsy azo omen-tsiny raha mihevitra toy izany ianao satria rehefa mihevitra isika hoe Fiaraha-monina na isika, izahay, ry zareo sns dia io no manjaka. Ifandirana foana izay matetika aty US rehefa lasan'ny vazaha vavy fotsy ny lehilahy Amerikanina mainty manankarena/manam-pahaizana sy bogosy.

Fa raha toa kosa ianao mijery azy amin'ny lafiny hoe SAFIDY manokana ho an'ny TSIRAIRAY/TSY IFAMPIZARANY AMIN'NY HAFA ny fidirana amin'ny fanambadiana na fifankatiavana na fiarahana sns dia tsy mitombina io satria tsy manan-doko isan-karazany ny fitiavana fa loko tokana ihany: izay hitan'ilay mandray azy ao anaty masony sy ny fony ka mifandray amin'ny sainy.
Tsy voatery ho mandrakizay anefa ny zavatra eken'ny olombelona fa afaka miovaova, miankina amin'izay MAHAMETY ny fiainany satria ny olombelona be siasia , hoy ny Ntaolo.

Misy ny teny iray izay hoe " isaka olombelona sy ny zavatra rehetra eto amin'ny tany afaka miovaova fa ny lanitra ho lanitra ihany ary ny Universe ho eo an-tampondohantsika ihany handrakotra antsika. " koa aza taitra akory amin'ny zavatra toy izany.

Tadiavo izay mahasoa fa aza miahy ny an'ny hafa. (l)


9. salmo1 ( 23/09/2007 01:31)
soanja:
Ifandirana foana izay matetika aty US rehefa lasan'ny vazaha vavy fotsy ny lehilahy Amerikanina mainty manankarena/manam-pahaizana sy bogosy.


:-D:-D

Ifandirana foana izay matetika aty Espagne rehefa lasan'ny vazaha vavy fotsy ny lehilahy Malgache marron .......... / ............. sy ............

;-)
10. Papoose ( 23/09/2007 11:18)
ehilahy Amerikanina mainty manankarena/manam-pahaizana sy bogosy.


io nendry fa saingy tsy gasy!:-D:-D:-D:-D;-)
11. salmo1 ( 23/09/2007 11:22)
Ny lhl malagasy mbola bôgôsy ,noho, ny lehilahy American.

Oh fotsiny: hampitovizo ange i Mickael Jackson sy zay lehilahy malagache hitanareo any e. :lol:

Iza no mbola bôgôsy kokoa:?:
12. Papoose ( 23/09/2007 11:52)
salmo1, za tsy ho compare fa samy manana ny hanitra ho azy e!

sady ny blem-ko tsy le mahagasy na vazaha na zaponai azy fa le mba mitady fitiavana e!:lol:
13. salmo1 ( 23/09/2007 12:19)
Papoose: hay ve e! marina ihany ny anao.

Kanefa hoy i Taniko
Hasarotam-piaro sa tena mba marina kosa


Valiny: Hasarotam-piaro = adalana 100%.

Ny vhv gasy afaka manao fitiavana amin'izay olo-tiany. Toy izany koa ny lhl gasy. Ary aza ovaovana lay olona fa manjary bediny Jesosy satria avy eo midika indray oe: fijangajangana no nataonao.

;-):wink:

14. sylvain ( 23/09/2007 16:21)
avy aty ry papoose a!:wink:
15. xxx ( 23/09/2007 21:01)
Efa manana ny anjaranao ianao izany de ataovy ampy izay fa aza manao resaky ny malahelo ny any ambilian'ny hafa.

efa mpandeha eto ny resaka sipa sy vadimbazaha, matetika noho ny alahelonkanina diso tafahoatra :-D

raha malaza ho mahay mitia sy manaja vehivavy ny lehilahy malagasy, tsy hitonatonana any amin'ny vahiny ny vehivavy. Matoa voasinton'ireo vahiny ny vehivavy malagasy dia ao raha...

Mandiniha tena fa aza be fialonana fotsiny
16. la ( 24/09/2007 06:15)
Taniko> marina mintsy zany fa matetika ny vehivavy gasy refa lasa any aminareo any am-pita any dia miampita koa ny fitiavany sy ny eritreriny na dia efa misy nifanaovana toky B aza tany dago, asa lotra re ze tena mahalina any aminareo any, na dia mitombona tokoa le we "vola" aloha vo "fitiavana".
De asa re fa de zay zany no safidiny e!! aza dinihana be lotra fa malahelohelo fona amin'ny tsisy dika eo enao :):arrow::idea:
17. rktj ( 24/09/2007 07:16)
Io dia izao fotsiny e; ny 80% ny sipa gasy dia intérêt avokoa no itiavany olona iray na vahiny izany na gasy mitovy aminy;aleon'ny sipa miaraka amin'ny efa razokiny be fa mahavita ny sitrapony toy izay miaraka amin'ny bandy tanora tena tia!mafy tokoa mantsy ve ny fiainana sa...efa kamo miketrika ny sipa amin'izao sa efa zatra velomina fotsiny tsy haiko aloha.Ny mahagaga dia na razokiny be efa manam-bady aman-janaka aza nefa manam-bola be dia mbola reven'ny sipa kely ihany;ka dia ho potika ny ho avy e! tsisy alahelon-kanina izany fa zava-misy no resahina.
18. xxx ( 24/09/2007 08:09)

lehilahy Amerikanina mainty manankarena/manam-pahaizana sy bogosy.




Misy ve izany ? :}
19. la ( 24/09/2007 11:01)
Zà aloha dia gaga @ izany lehilahy gasy mahay mitia sy manaja vehivavy izany? Aiza no misy izany e? 8O
Aza manome tsiny vhvy gasy miaraka @ vazaha fa matetika (ny fantatro aloha an!) izy ireny efa nidona @ poteau nanaovan'ny bandy gasy azy. Mahery ange ny bandy gasy e! :lol::lol::lol:
20. salmo1 ( 24/09/2007 17:29)
xxx:
raha malaza ho mahay mitia sy manaja vehivavy ny lehilahy malagasy, tsy hitonatonana any amin'ny vahiny ny vehivavy.


Midika zany fa zahay lhl gasy aty andafy dia tsinotsinona doto lahy be. Dia izany no mahatonga ny sipa gasy eny antanany vahiny dia miavona aminay.

Kanefa izahay koa aty mba mahita sipa vahiny ihany. Mahafinaritra no sady mahasambatsambatra. Ary izahay bandy... tinay kokoa mba ny vahiny no hampidera anay fa tsy izahay no hampidera vahiny.
Misy moa ny bandy sasany dia mitsotra mahintsy oe: ''efa aty andafy ve isika ry zalahy dia mbola hiaraka @ sipa gasy indray ve, tsy haleo ve vahiny''. :lol:

xxx: 1 sy 1 ny baolina:!:8) dia aza manambany bandy gasy intsony:!:;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0695