Hasarotam-piaro sa tena mba marina kosa !

41. ratonga ( 28/09/2007 20:17)
vvviiizambizana an:-D:-D:-D
42. cutie ( 28/09/2007 20:32)
non:-D:-D:-D:-D
43. bilakarenjy ( 28/09/2007 20:51)
za kofa gasy fa mahafinaritra ahy ny mahita sipa gasy zakan'ny vazaha lahy .tena hoatran'ny afa-bizana zany za mahita ny fihetsiny sy ny zavatra ataony .
Io ilay hoe : tsy isan'andro ny fetin'ny ankizy .Androany hafa ,rahampitso hafa .
Za aloha tsy saro-piaro @ izany e!.Safidiny io ary raharaha tadiaviany koa e!.Za aza mamporisika hoe mitadiava vazahy lahy fa ireny mampiadana be sy mahavita ny sitra-ponareo sy ......... Feno mystery ao fa aza gaga Taniko e!(tsy mitovy ny ariary sy ny euro e!)
44. Taniko ( 04/10/2007 08:41)
soanja:

Taniko:

:D Fitiavana no loharanom-piainana voalohany indrindra.

Maro isika malagasy aty ivelany, ho anareo vehivavy no miavona @ lehilahy gasy mitovy aminy saingy "toa" manaiky mora foana ny "vahiny" : Tovovavy gasy tanora endrehina, tsara, manam-pahalalana saingy "matetika mitontona @ lehilahy vahiny ary matetika efa zokinjokiny foana. Kepoka foana ny tary gasy rehefa mahita ny vehivaviny lasan'ny hafa :!: Izaho isan'ny tsy mahazaka aloha é saingy efa manaiky satria manam-bady aman-janaka roa. Na izany aza tsy mety eken'ny sainy fa maharary quelque part hoe dia ry zalahy no mitavana ny nokarakarain'ny fianakaviana tany Dago; Matetika hoe misy "voady" nilaozana tany an-tanana saingy tsy hita é ! Malaza tsara tarehy ny vehivavy gasy ary marina izany.

:arrow: Ho antsika lehilahy indray, malaza ho mahay mitia, be fitiavana, hany ka matetika ny vehivavy resy an'ady teo @ fitiavana no raofina ary matetika efa zokinjokiny ihany koa. Miedinedina be ery mifanoronkoroka etsy sy eroa toa "nahazo volamena" :!: mifampitantana eraky ny vaza-mototra.

(l) Maro ny antony mahatonga izany : sosialy, ekonomika, koltoraly... Fa rehefa izay ve no hahatsara hatrany ny fiaim-pianan'ny tena ka entina hanatsarana ny any an-tanàna, akory atao ? Fa ny hevitrao tiako hanitsiana ary hamafàna tanteraka ny "fahasarotam-piaroko"


Tsy azo omen-tsiny raha mihevitra toy izany ianao satria rehefa mihevitra isika hoe Fiaraha-monina na isika, izahay, ry zareo sns dia io no manjaka. Ifandirana foana izay matetika aty US rehefa lasan'ny vazaha vavy fotsy ny lehilahy Amerikanina mainty manankarena/manam-pahaizana sy bogosy.

Fa raha toa kosa ianao mijery azy amin'ny lafiny hoe SAFIDY manokana ho an'ny TSIRAIRAY/TSY IFAMPIZARANY AMIN'NY HAFA ny fidirana amin'ny fanambadiana na fifankatiavana na fiarahana sns dia tsy mitombina io satria tsy manan-doko isan-karazany ny fitiavana fa loko tokana ihany: izay hitan'ilay mandray azy ao anaty masony sy ny fony ka mifandray amin'ny sainy.
Tsy voatery ho mandrakizay anefa ny zavatra eken'ny olombelona fa afaka miovaova, miankina amin'izay MAHAMETY ny fiainany satria ny olombelona be siasia , hoy ny Ntaolo.

Misy ny teny iray izay hoe " isaka olombelona sy ny zavatra rehetra eto amin'ny tany afaka miovaova fa ny lanitra ho lanitra ihany ary ny Universe ho eo an-tampondohantsika ihany handrakotra antsika. " koa aza taitra akory amin'ny zavatra toy izany.

Tadiavo izay mahasoa fa aza miahy ny an'ny hafa. (l)




:arrow: Misaotra anao nandray anjara.
Tsy miahy ho an'ny hafa anie é ! Izaho isan'ny olona "manaja ny safidy" -n'ny tsirairay. Tsy olana mihitsy ny safidin'ny fon'ny olona fa renao foana ireo olona ireo misy "manindrona azy" any anatiny any ary tsy mety lefiny io rehefa miresaka aminao izy ! Tsy vitan'izy ireo ny mampangina izany indrindra amin'ny fihetsika entiny aseho. Raha tsy izany dia tsy mandray azy ireny intsony aty amiko aho fa toa ho voatsikera ho sarotiny alohan'ny tompony ! Raha sarotiny aho, nefa dia ny "fomba fandraisan'ny vahiny sasany" ireo vehivavintsika no mampalahelo ahy indrindra "Produits exotiques" no fandraisany azy ary tsy vitsy izany fa maro ihany koa ary mahasaro-piaro ahy mafy io. Eo amin'ny lafiny asa (ifandraisako @ ireo mpiara-miasa...) ampian'ny documentations na reportages sasantsasany dia tena tahaka izany no handraisan'ny olona azy ireny. Diso aho raha saro-piaro amin'izany ! Angamba ? Manova toe-tsaina no atao voalohany, ho ahy saingy tsy mety manaiky aho.:?

45. Taniko ( 04/10/2007 08:53)
la:

Taniko> marina mintsy zany fa matetika ny vehivavy gasy refa lasa any aminareo any am-pita any dia miampita koa ny fitiavany sy ny eritreriny na dia efa misy nifanaovana toky B aza tany dago, asa lotra re ze tena mahalina any aminareo any, na dia mitombona tokoa le we "vola" aloha vo "fitiavana".
De asa re fa de zay zany no safidiny e!! aza dinihana be lotra fa malahelohelo fona amin'ny tsisy dika eo enao :):arrow::idea:


:arrow: Misaotra anao nandray anjara.
Isan'ny mahasarotiny ahy indrindra ilay "toky nilaozana feno fianianana aza, ho an'ny sasany teny Ivato na ireo voady... toky nifanomezana izao teo imason'ny fianakaviana roa tonta, ny namana, havana...." Fa toa zary hadino mora foana nony injay ilay olona naloan'ilay fiaramanidina tonga aty an-dafy ! Atao hoe fitia vao mitsiry indray angaha izany é! Ary izay no tonga @ ilay tenenin'ny mpahay sasany azy hoe : "c'est le milieu qui détermine le monde" dia ny fahaverezan'ny maha-malagasy azy izany ?


46. Taniko ( 04/10/2007 09:01)
rktj:

Io dia izao fotsiny e; ny 80% ny sipa gasy dia intérêt avokoa no itiavany olona iray na vahiny izany na gasy mitovy aminy;aleon'ny sipa miaraka amin'ny efa razokiny be fa mahavita ny sitrapony toy izay miaraka amin'ny bandy tanora tena tia!mafy tokoa mantsy ve ny fiainana sa...efa kamo miketrika ny sipa amin'izao sa efa zatra velomina fotsiny tsy haiko aloha.Ny mahagaga dia na razokiny be efa manam-bady aman-janaka aza nefa manam-bola be dia mbola reven'ny sipa kely ihany;ka dia ho potika ny ho avy e! tsisy alahelon-kanina izany fa zava-misy no resahina.

Misaotra anao nandray anjara.
Angamba kosaisika tsy hanao bango tokana ka hanaiky hoe 80% fa ekena ary tsy azo lavina fa misy io ary mitoetra tokoa. Betsaka ny vehivavy no mampiasa ny système du 3 C (Chic, Choc et Chèque):!: Fomba fiady io ankehitriny hoenti-miavotra kely indrisy :!: Tsy alahelon-kanina ihany koa Tena marina fa ilay "feon'ny fieritreretana" ao amin'ireo olona mampihara izany no maha-saro-piaro ahy.

47. Taniko ( 04/10/2007 09:23)
xxx:

Efa manana ny anjaranao ianao izany de ataovy ampy izay fa aza manao resaky ny malahelo ny any ambilian'ny hafa.

efa mpandeha eto ny resaka sipa sy vadimbazaha, matetika noho ny alahelonkanina diso tafahoatra :-D

raha malaza ho mahay mitia sy manaja vehivavy ny lehilahy malagasy, tsy hitonatonana any amin'ny vahiny ny vehivavy. Matoa voasinton'ireo vahiny ny vehivavy malagasy dia ao raha...

Mandiniha tena fa aza be fialonana fotsiny

:arrow: Misaotra ny fandraisanao anjara.
Tsy misy resaka "alahelon-kanina" mihitsy eto na "fitonantonanana" araka ny voalazanao. Tsy resaka "safidy" ihany koa fa ilay faneken'ny fisainana handray izany fotsiny é ! Ekeko fa à 99,99% -ntsika gasy aty ivelany dia atonatonan'ny fitadiavana avokoa, izay ilay "raha" fa aza dia masiaka loatra é !

48. Taniko ( 05/10/2007 07:58)
cutie:

Mpandefa : Papoose [ Valio ] 23-09-2007 00:51:54
Lohateny : Re : Hasarotam-piaro sa tena mba marina kosa !
Voalaza teo :
Ho antsika lehilahy indray, malaza ho mahay mitia, be fitiavana


kii, aiza no misy le!za mitady!

eny wa ry papoose za koa mitady:-D:-D:-D:-D

:arrow: Manenitra ivelany ny ankamaroan'ny lehilahy gasy : "milelaka, misolelaka ary te-ho tsara foana amin'ny any ivelany fa tsy azo ifampiraharahana aminy an'ny tena na ny ao an-trano" :wink:

49. vampire ( 07/11/2007 05:39)
Tsy hitako ze olana aminizany satria safidy io,tsy hifanerena ny fitiavana.Samy mitanty ny vokany avy eo na tsara na ratsy.
Ny jalousie no toetra ratsy indrindra:elle detruit la vie,l'amour.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078