Hasarotam-piaro sa tena mba marina kosa !
21. pissoa
(
24/09/2007 18:44)
pasio aty ny num an'le bandy gasy mahay mitia sy manaja ooo :-D:-D:-D:-D:-D
23. pissoa
(
24/09/2007 18:57)
:cry::cry::cry:
jere moa zany izy nefa refa mifikitra am'vaza le sipakely de lazaina fa intere njay kle :-D:-D:-D:-D:-D
jere moa zany izy nefa refa mifikitra am'vaza le sipakely de lazaina fa intere njay kle :-D:-D:-D:-D:-D
24. vivi
(
24/09/2007 20:07)
aona kosa aloha zahay tsy hiaraka @ vazaha e! any zahay mahazo ny cherie , mon coeur , mon amour ! sady @zay ry zareo manaja vhv ery , ny lhl gasy sady tsy mahazo fa mbola miaraka @ teny ratsy , tsy azo tononina eto aloha fa zay tsy mbola nataony bandy gasy nirehatra aloha aleo ahita , fa za efa nahita bobaka ka iza mbola hiverin-dalana eo , ko raha tsy paiso koa , omeo tso-drano fotsiny ny anbavinareo e!
25. salmo1
(
24/09/2007 20:28)
vivi:
aona kosa aloha zahay tsy hiaraka @ vazaha e! any zahay mahazo ny cherie , mon coeur , mon amour !
MMM! Arabaina zany enao e. =D Felicitation!!
ny lhl gasy sady tsy mahazo fa mbola miaraka @ teny ratsy
Ary ny bandy vazaha:?::roll::-D Ry zalah hono rehefa tsy mazaka sipa mitovy @ firenena misy azy dia manararaotra amin'ny izay kely saina sy mora fitahina, indrindra fa aminireo sipa vahiny mila vonjy tonga ao @ firenendry zalah vaza. kanefa, rehefa voky ry zalah avy eo de mipitika.
Ny bandy gasy wa hafa ihany. Ary ny sipa vazaha tsy dia mitovy toetra @ bandy vazaha :lol:
;-)
26. pissoa
(
24/09/2007 20:38)
Ny bandy gasy wa hafa ihany. Ary ny sipa vazaha tsy dia mitovy toetra @ bandy vazaha
bla bli ble :-D
27. simplex
(
24/09/2007 20:56)
vivi:ma cherie, mon coeur, mon amour, avy aty fa za tsara fanahy be e (l) teneniko ndry hoe omany ny extincteur ra vao mitady handrehitra ah :P:@ sady za nge pompier ra mirehitra ndry e:°);-):-P:*:*
aona kosa aloha zahay tsy hiaraka @ vazaha e! any zahay mahazo ny cherie , mon coeur , mon amour ! sady @zay ry zareo manaja vhv ery , ny lhl gasy sady tsy mahazo fa mbola miaraka @ teny ratsy , tsy azo tononina eto aloha fa zay tsy mbola nataony bandy gasy nirehatra aloha aleo ahita , fa za efa nahita bobaka ka iza mbola hiverin-dalana eo , ko raha tsy paiso koa , omeo tso-drano fotsiny ny anbavinareo e!
28. cutie
(
24/09/2007 23:28)
Ny bandy gasy wa hafa ihany. Ary ny sipa vazaha tsy dia mitovy toetra @ bandy vazaha
ary ahoana ndray ny bandy vaza gasy :-D
bandy gasy efa manao fisainana lhl vazaha:lol:
29. cutie
(
24/09/2007 23:29)
Mpandefa : vivi [ Valio ] 24-09-2007 22:07:37
Lohateny : Re : Hasarotam-piaro sa tena mba marina kosa !
aona kosa aloha zahay tsy hiaraka @ vazaha e! any zahay mahazo ny cherie , mon coeur , mon amour ! sady @zay ry zareo manaja vhv ery , ny lhl gasy sady tsy mahazo fa mbola miaraka @ teny ratsy , tsy azo tononina eto aloha fa zay tsy mbola nataony bandy gasy nirehatra aloha aleo ahita , fa za efa nahita bobaka ka iza mbola hiverin-dalana eo , ko raha tsy paiso koa , omeo tso-drano fotsiny ny anbavinareo e!
:-D:-D:-D:-D
30. ikaretsaka
(
25/09/2007 00:09)
vivi:
aona kosa aloha zahay tsy hiaraka @ vazaha e! any zahay mahazo ny cherie , mon coeur , mon amour ! sady @zay ry zareo manaja vhv ery , ny lhl gasy sady tsy mahazo fa mbola miaraka @ teny ratsy , tsy azo tononina eto aloha fa zay tsy mbola nataony bandy gasy nirehatra aloha aleo ahita , fa za efa nahita bobaka ka iza mbola hiverin-dalana eo , ko raha tsy paiso koa , omeo tso-drano fotsiny ny anbavinareo e!
vazaha mody miady...:-D
31. soanja
(
25/09/2007 00:23)
xxx:
lehilahy Amerikanina mainty manankarena/manam-pahaizana sy bogosy.
Misy ve izany ? :}
Tongava aty de mahita be de be e. Ny mpanao baskety aloha de efa tsy voaisa. Refa sporo ry zareo no mameno azy. Ny bogosy indray de hoe asa angaha fa samy manana ny fahitany ny fahabogisina ny olona kooo.
Ny hoe manampahaizana an. Efa misimisy ihany hoy ny tsy mahay manisa fa de lasan'ny fotsy aby reo e.
Mahereza mitady ny mety aminao e! zay le izy!:-*:-*
33. soanja
(
25/09/2007 02:24)
cutie:
soanja
I'm tired of them ( amerikana mainty ):lol:
ka indry anie ka Gasy de tsy tokony ho taitra amin'ireo satria rah hifidy ihany de avy aminle Nosy Mamintsika tadiavina, le sokola ole. Ny tiako resahina de ny vazah vavy fotsy, ireo no exotika aminy. hihihi:-D:-D
Any aminareo tokoa mety betsaka an'ireo fa aty aminay 0.005 %
34. cutie
(
25/09/2007 03:02)
soanja hita koa
mankaleo
hifindra any aminareo any za raha zany :lol::lol::lol:
tsy misy sokola ole aty koa:-D:-D:-D
mankaleo
hifindra any aminareo any za raha zany :lol::lol::lol:
ka indry anie ka Gasy de tsy tokony ho taitra amin'ireo satria rah hifidy ihany de avy aminle Nosy Mamintsika tadiavina, le sokola ole
tsy misy sokola ole aty koa:-D:-D:-D
35. meva2
(
25/09/2007 06:58)
Hoan\'i Taniko,
Tsy afaka hanitsy sy hanova ny ao antsainao aho satria sady tsy anjarako izany no koa safidinao irery ihany.
Ny azoko atao dia ny milaza anao ny hevitro.
Amiko dia tena MIFANOHITRA tanteraka ny fehezanteny nosoratanao voalohany sy ny ambiny.
Mazotoa mikarakara ny tokantranonao ho lafatra ary raha sambatra ianao fa tia sy tiana (izay iriko ho anao), dia ho hitanao fa tsy voafehin\'ny ranomasin\'ny gasikara ny FITIAVANA.
Tsy voafehin\'ny fiainana niainana teo aloha na koa ny isan\'ny taona niainana ny fitiavana ary rariny raha maneho ny hafaliany ny sasany raha nahazo ny olontiany.
Ovao ny fonao mijery, raha manana fo be fitiavana ianao dia ho afaka NY HASAROTAMPIARONAO.
36. Papoose
(
26/09/2007 03:22)
sylvain, mba pasipasio fa mila fitiavana e!tena mila eeeeeeeee fitiavana eeee!!!:-*
37. Veloo
(
28/09/2007 18:24)
cutie [ Valio ] 25-09-2007 02:36:20
Lohateny : Re : Hasarotam-piaro sa tena mba marina kosa !
soanja
I'm tired of them ( amerikana mainty )
:-w:-w:-w:-w:-D:-D
Zany an!
