Nisy nitory tany @ tribonaly Andriamanitra

1. LazaDaddy ( 20/09/2007 07:07)
http://uk.news.yahoo.com/afp/20070919/tod-us-justice-religion-offbeat-f62056d_1.html

=)) =)) =)) =)) =))
novalian'i fijo ny 26/09/2007 21:12
2. xxx ( 20/09/2007 08:02)
mizesita indray fa mahay anglais
3. tsaramaso ( 20/09/2007 08:10)
xxx:

mizesita indray fa mahay anglais

hahahaaahahaaaa!!!! traingo ny mpingitrika le !!!!!! tsssssssssss
nianatra ny olona r'ty a !!!!
4. xxx ( 20/09/2007 08:11)
tantarao ilay zavatra mampihomehy fa ts kop izahay e!
5. piso1 ( 20/09/2007 09:21)
aza dia efa miteniteny foana fa tsy mampihomehy akory
6. piso1 ( 20/09/2007 09:30)
tsy azoko tsara ny olana. Olona ve no mifampitory nohon'ny finoana na tsia sa Andriamanitra iza , avy aiza no toriana ? Sa ve ny tenin'ny no toriana any amin'ny tribonaly? Raha izay dia manaiky aho fa tsara ny ataon'ny mpitory.
7. tsaramaso ( 20/09/2007 09:37)
Neither God nor his/her spokespersons could be contacted for comment.
Asaivo miantso an'i tsaramaso izy e!!!!!!!
8. Fiffi ( 20/09/2007 10:36)
misy toe-tsaina de tena mampalahelo......:{:{
9. xxx ( 20/09/2007 11:15)
hatramin'ny ry tsaramaso avy no mizesita oe mahay anglais an!
10. bb ( 20/09/2007 12:39)
tsy mampime ranga le sujet noraisinao an!:roll:
11. tsaramaso ( 20/09/2007 12:43)
Fiffi:

misy toe-tsaina de tena mampalahelo......:{:{

somary misy tsy ampy !!!!! tsssssssss
12. ikaretsaka ( 20/09/2007 13:35)
tsy haiko intsony ny toe tsain-dry tsaramaso na misy kely na tsy ampy kely
13. xxx ( 20/09/2007 14:15)
toa heveriny fa mihoatra kely
14. tsaramaso ( 20/09/2007 14:45)
De maika hitsara an'i tsaramaso daoly !!!! tssss !!!!!
ry kristiana !!!!!!!
15. karinah ( 20/09/2007 15:44)
LazaDaddy:

http://uk.news.yahoo.com/afp/20070919/tod-us-justice-religion-offbeat-f62056d_1.html

=)) =)) =)) =)) =))
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:oops:


16. fijo ( 20/09/2007 20:40)
de lazao izay nisy fa toa resaka be ity
17. LazaDaddy ( 21/09/2007 03:32)
http://www.cyberpresse.ca/article/20070919/CPINSOLITE/709191068/5406/CPINSOLITE ny teny Frantsay (ho an'izay tsy mizesita mahay anglais)
18. Rasiligaoma ( 21/09/2007 05:24)
Toritoriana daholo koa izao azo toriana izao ka..
hisy hitory antsy koa atsy ho atsy rehefa voadidy dia hisy olona hitory vatokely rehefa tafitohina!:^)

Laza angaha tsy hitory ny serasera?:wink:
19. fijo ( 21/09/2007 20:37)
laza,de noaisin'ny fitsrana ve le fitoriana??io no sy hay.
rasiligaoma,aza hadino,fa ranavalona I dia nitory ary nanameloka ny "toaka"tao madagasikara.voaheloka ho fototry ny ratsy ny toaka,ka dia nakodiadia sy tsy azo nosotroina.tao an dapa.(na dia nisotro ihany aza ny zanany"radamaII"
20. cutie ( 22/09/2007 01:21)
[quote]Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 20-09-2007 09:07:13
Lohateny : Nisy nitory tany @ tribonaly Andriamanitra
Jereo eto
tsy mampime :-D
lol

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0935