Lelan'omby
1. soanja
(
19/09/2007 09:16)
Azafady indrindra mba izay mahalala mba omeo ahy anie ny fomba fandrahoana ny lelan'omby fa manambahiny aho e. Misaotra mialoha.
novalian'i soanja ny 09/10/2007 05:22
3. Iandou
(
19/09/2007 10:55)
Hoan'i Soanja.Andrahoina @izy bolokony iny ilay lelan'omby atao be rano tsara.Rehefa malemy vao tetehina arak'izay tinao .
Manao sauce avy eo tomate +oignon izay tina ;endasina dia arotsaka ao ilay lelan'omby somary asiana rano kely ,avela hangotraka .Afaka asinao carry na sakamalao hampisy tsirony azy .Mazoto e!Izay no fanaoko aloha fa asa raha misy mahay hafa e!
4. diamondra27
(
19/09/2007 11:03)
ampiarahina @ petit pois akia io de atao sosy a! hummm
fa tsaratsara kokoa refa avy nandrahoina @ le rano mafana iny izy (le voalazan'i iandou )de alàna ny hodiny mafy zay vao averina andrahoina @ petit pois sy sosy; @zay de tsy eny ambilia no manala azy fa tondé minana ny olona sady tsy mila antsy ka kakerina @ nify fotsiny atao ady gasy
sa vahiny amerikana ny vahininjy?
humm matsiro ny langue e! miam miam

5. booboo
(
19/09/2007 11:49)
Tsary mbola nahandro lelan'omby zà fa ny fanaon'i mamanay no tadidiko (tsy haiko na tsara fa zà tsy mbola nanandrana mihitsy :oops:)
-Lomana ela beeee anaty rano misy vinaigitra klou ilay hena
-Avy teo atao anaty rano mangotraka nasiana sira ela ela indray.
-Rehefa voahala ny hodiny dia tetehina blongany ngôda². Andrahoina miaraka @ bozaka (bouquet garni) sy divay fotsy ary rona cub'or, tsy hadino ny dipoavatra. Raha sendra tsy mahasarona ilay hena ireo dia tapohana rano mahasarona azy. Avela eo ambony afo mandritra ny antsasakadiny eo ho eo.
-Avy teo dia tsihifina ndray ny hena a, dia endakendasina miaraka @ voatabia sy tongolo.
-Rehefa handroso azy dia rarahina eo amboniny fotsiny ilay sauce teo aloha dia vita.

6. soanja
(
19/09/2007 15:46)
Misaotra betsaka anareo e!!!!!:D:D:D:D misy isafidianana mihitsy le izy ka.:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
Diams> Gasigasy ny vahiny fa raha vazaha de vegetarianina ihany no ady eo.
Nahazo omby iray bevata mantsy aho e (organika io omby io an). De manasa gasy be de be de. De ny tena tsy ho haiko andrahoana dia ny rambony, ny atiny ary ny fony koa sao misy mahalala ny fanaovana an'ireo isika eto.
Nalahelo be zah fa tsy manome ny tripe-ny sy voan-kena hono ry zareo mpamono azy fa ireny hono ariana!!!!!:?

7. sipagasy
(
19/09/2007 19:29)
ny ahy kosa ny fanaoko azy dia tsy mifankaiza @ voalaza etsy ambony, fa misy indro kely fotsiny, ilay rano andrahoina azy iny tonga dia efa misy karôty sy celeri, sy persil avy eo esorina anaty rano be ao ny lelan'omby ary votsirina (euhhh esorina ilay fonony somary mafy² iny e!) rehefa izay dia tetehina @ halavany ny hena dia lasa somary 'ovale' e! dia atao sauce vinaigrette avy eo,ny vinaigrette fanaoko dia miaraka @ huile d'olive + citron ary tongolo echalotte. Ny ro avy nandrahoina azy kosa afaka atao @ lasopy avy eo.
Ny fahandro ny rambony koa dia tsy dia atao manano sarotra: andrahoina miaraka @ tsiro (sira, poivatra, sakamalaho, tongolo sns..) izay tianao ny hena(rambony), rehefa akaiky halemy dia ampiaraho @ sauce tongolo sy voatabia nataonao manokana ary ampiaraho @ anan-drano na anamamy fa tsara annn, azo atao rô na koa ketsaketsa e!
Ny atiny sy ny fo-ny indray dia fanao tsaky @ apero raha tianao, somary endakendasina ny tena fanao azy e! ampiaraho endasina @ tongolo oignons, tsy atao masaka loatra.
Dia mazotoa homana e! dia asehoy ny sarin'ny nahandro avy eo annnnn ;-):-*

8. diamondra27
(
19/09/2007 22:34)
soanja: de bon ap de mampamangy ny vahiny ao e
omeo langy ry zareo sao de tsy afaka miresaka :-D:-D:-D
de mampamangy ao e

9. soanja
(
20/09/2007 01:52)
sipagasy:
ny ahy kosa ny fanaoko azy dia tsy mifankaiza @ voalaza etsy ambony, fa misy indro kely fotsiny, ilay rano andrahoina azy iny tonga dia efa misy karôty sy celeri, sy persil avy eo esorina anaty rano be ao ny lelan'omby ary votsirina (euhhh esorina ilay fonony somary mafy² iny e!) rehefa izay dia tetehina @ halavany ny hena dia lasa somary 'ovale' e! dia atao sauce vinaigrette avy eo,ny vinaigrette fanaoko dia miaraka @ huile d'olive + citron ary tongolo echalotte. Ny ro avy nandrahoina azy kosa afaka atao @ lasopy avy eo.
Ny fahandro ny rambony koa dia tsy dia atao manano sarotra: andrahoina miaraka @ tsiro (sira, poivatra, sakamalaho, tongolo sns..) izay tianao ny hena(rambony), rehefa akaiky halemy dia ampiaraho @ sauce tongolo sy voatabia nataonao manokana ary ampiaraho @ anan-drano na anamamy fa tsara annn, azo atao rô na koa ketsaketsa e!
Ny atiny sy ny fo-ny indray dia fanao tsaky @ apero raha tianao, somary endakendasina ny tena fanao azy e! ampiaraho endasina @ tongolo oignons, tsy atao masaka loatra.
Dia mazotoa homana e! dia asehoy ny sarin'ny nahandro avy eo annnnn ;-):-*
Sipagasy> Misaotra indrindra akia.:-*:-*:-*
Diams>:-*:-*:-*
10. zoara
(
20/09/2007 12:05)
ny anahy indray ny fandrahoako ny lelan'omby dia toy izao:
-sasana madio tsara sady borosiana aloha ilay lelanomby
-atao ao anaty cocotte minute
-fenoina rano mampiletika azy
-ampiana oignon piqué des girofle + poireau iray manontolo afatotra + 3 ou 4 carottes manontolo + melange des 5 baies vitsivitsy
-ampiana cube de bouillon de boeuf
hidina de avela hangotraka
afaka adiny iray sy sasany,sokafana de endahina ny lelanomby,ary tehirizina ny bouillon.
didina eo @ 1,5cm d'epaisseur ilay lelanomby(raha tsy tonga @ cuisson souhaité lay izy de averina andrahoina @ bouillon)
-manao sauce tomaty(tongolo,ail,gingembre)
-azo atao ny manampy piment doux
-arotsaka ny lelanomby(raha tsy maika de azo endasina aloha vao arotsaka)
entre temps,ahena(reduire)ny bouillon
-akana kely @lay bouillon de arotsaka @melange sauce tomaty sy lelanomby
-avela hangotraka kely 5à10mn de aroso!!
mandeha daholo na vary na haricot vert na taboulé na petit pois

12. dadie
(
20/09/2007 17:14)
ftma> ihihihih mahay daolo ka ,
tsy ariny zareo zany ny taovany fa anjaran'ny mpamono omby ireny
ny rambony ataovy miaraka am anamamy ,d maereza zany soanja am vahiny bdb oavy ,
ampiana oignon piqué des girofleio ko no tena tsy azo adino fa io no manome ny am lé wiiiiii
Nalahelo be zah fa tsy manome ny tripe-ny sy voan-kena hono ry zareo mpamono azy fa ireny hono ariana!!!!!
tsy ariny zareo zany ny taovany fa anjaran'ny mpamono omby ireny
ny rambony ataovy miaraka am anamamy ,d maereza zany soanja am vahiny bdb oavy ,
14. boubounezy
(
21/09/2007 09:14)
soanja ny anah lelan'omby @ petit pois carotte ny tena fanaoko fa tsara b mintry. dé mba atsoy za inana dessert refa vita!:-D
15. soanja
(
21/09/2007 13:46)
boubounezy:
soanja ny anah lelan'omby @ petit pois carotte ny tena fanaoko fa tsara b mintry. dé mba atsoy za inana dessert refa vita!:-D
Okie, misaotra. Ny petit pois aty aminay hoa tsy de tiako loatra ny tsirony fa sady mamy no malefaka loatra de mora potsitra zany. Hafa ihany le petit pois avy any amin'ny lalan'Itasy iny. Yummmy refa atao miaraka amin'ny hena.
Inona aky no azo atao desera amin'ny omby? :-D:-D
16. boubounezy
(
21/09/2007 17:43)
soanja zay alou é! ataovy tsaramaso ndray ary é! ra mazaka tsaramaso an! tsara b kou
ny dessert v? ny hena alou somary mavesatra fa ra za njy d vonkazo no atao ohatra habricot amndaronjy tsy atao miboledaka fa mba mbola bory2 misy azo anina iny tsisy odiny a! dé maka abricot manta kou njy dé esory ny odiny d mixéo asio crème légère d araraho eo amboniny lé abricot efa masaka sy nampangatsiahana.ataovy ambony tasse kely na assiette dessetr d azonjy atao kou ny mirappée chocolat noir d amparitaka eo amboniny lé abricot efa norarahana coulis d'abricot
mazoto zay alou ny itako mora sady maivana:miam:

17. soanja
(
22/09/2007 00:36)

Misaotra amin'ny hevitra fa de misy hampiasaina mihitsy.:-*:-*:-*:-*
Ny sokola ihany no tsy zakako. tonga de badenina :(
18. boubounezy
(
22/09/2007 13:05)
soanja tsy maninn fa d lé crème zany ny anjy é! d mazoto kia a!:miam:
19. rinja
(
24/09/2007 15:32)
ny fomba fandrahoana lelan'omby dia maka omby iray mbola velona dia vonoina dia hongotana amin'ny vatany ny lohany. Avy eo esorina tao koa ny masony sy ny nifiny ary farany vao hongotana tao ny lelany. Rehefa izay dia mitady vilany sy fatana ary saribao na fatana gazy dia ampirehetina tsara ny afo de arotsaka ao le lelany dia izay. Rehefa masaka de hohanina hihihihihihih
20. rinja
(
24/09/2007 15:35)
saika adinoko fa misy tohiny.
Raha mangotraka ny ketrika dia sokafy ny sarom-bilany ka raha tsy manondro lela anao ilay lelan'omby dia manakaiky ny fahamasahany izy izay.
hihihi