Lelan'omby
22. soanja
(
25/09/2007 00:06)
rinja:
saika adinoko fa misy tohiny.
Raha mangotraka ny ketrika dia sokafy ny sarom-bilany ka raha tsy manondro lela anao ilay lelan'omby dia manakaiky ny fahamasahany izy izay.
hihihi
Izy manondro lela iny mihitsy no ampisehoako ny hanoanako. Zah ve no mba ianarany anzany. :-*:-*
Rinja> zah matahotra voamasonangatra. Zany no tsy hihinanako hena loatra saingy amin'ity tsy maintsy aloha! Iny omby iny aloha mino aho fa hanangatra saingy atao akory fa hena de hanina e! Efa niteny taminle mpamono zah fa mila manao vavaka kely ry zareo alohan'ny hanongotana izay tiany hongotana. :(
23. diamondra27
(
25/09/2007 07:11)
soanja: de voky ve ny vahiny ô? de ahoana ihany no nanaovanjy azy tao akia?
:miam::miam::miam:
:miam::miam::miam:
24. rinja
(
26/09/2007 11:27)
Soa fa tsy mahasahy manondro lela ny omby raha tsy efa voatapaka ny lohany fa raha tsy izany dia ny olona indray no mijery flôra moa sa flôran sa Tatie flô Pazzapa hihihihih:::*
25. soanja
(
27/09/2007 01:20)
diamondra27:
soanja: de voky ve ny vahiny ô? de ahoana ihany no nanaovanjy azy tao akia?
:miam::miam::miam:
Diams> Mbola tsy tanteraka le fotoana satria mbola andrasana ilay hena ka. Mila miandry 3 semaines hono vao azoko. De amzay no mitranga ny fihinana ny rehetra. :-*:-*:-*:-*:-*
26. rinja
(
29/09/2007 14:21)
de mazotoa Soanja fa izaho aty tsy maninona hitelin-drora an'eritreritra izay fomba nikarakaranao azy. hihihihih
27. soanja
(
29/09/2007 14:53)
rinja:
de mazotoa Soanja fa izaho aty tsy maninona hitelin-drora an'eritreritra izay fomba nikarakaranao azy. hihihihih
ok ary e. :-*:-*:-*
28. rinja
(
01/10/2007 15:53)
tsy misy kaomantera drako fa sary no ampitenenina anio hihihihihi:*(l)(l)(l)(l)
29. soanja
(
03/10/2007 23:37)
rinja:
tsy misy kaomantera drako fa sary no ampitenenina anio hihihihihi:*(l)(l)(l)(l)
:miam::miam::miam:
30. rinja
(
08/10/2007 15:41)
ary ny lelanomby ve raha atao totokena mety ho tsara ihany e ?
mbola tsy nanadrana zah(l):*:*:*
mbola tsy nanadrana zah(l):*:*:*
