amour passagère

1. boubounezy ( 19/09/2007 10:52)
inn ny tena dikanio teny io kay?
2. mandrindra ( 19/09/2007 10:59)
pasazy
3. booboo ( 19/09/2007 11:07)
:-D:-D:-D
mampahatsiahy ahy soratra @ kamiô reny hoe "tsy minday pasazy"
4. boubounezy ( 19/09/2007 11:08)
mandrindra pasazy aona ary zany é! mba azavao tsara alou é! nity oull v enao d tsy tinao trony sa inn?:-D
5. boubounezy ( 19/09/2007 11:09)
booboo ary lé hira wé tsy minday pasazy ééééé!:-D
6. mandrindra ( 19/09/2007 12:02)
pasazy eee, sendra nandalo dia indray maka
7. la ( 19/09/2007 12:05)
ho an-dry zareo manao carpe diem zany manadalo de makafy sns...:)
8. ratonga ( 19/09/2007 12:17)
sary indray mipika:lol:
9. Jeankely ( 19/09/2007 12:25)
Sahalan-DRatonga eee tonga miaviavy be avy eo tsy mijanona fa lasa ary tonga any ho any indray e=))=))
10. ratonga ( 19/09/2007 12:39)
:-D:-D mijanona kely manapika sary ka, izay vô lasa dray:lol::lol::lol:
11. Kwasi ( 19/09/2007 12:54)
Mody tsy mahalala daholo an!!!
12. sakaizakely ( 19/09/2007 14:10)
tsy passager ve no tokony ho izy ? (amour n.m)

izany hoe fitiavana mandalo, tsy maharitra ela, tsy misy avenir fa dia iny fotoana iny ihany, le temps d'un slow ohatra (raha mbola hendrihendry :-D) na azo ampiharina am zavatra hafa :-P (des vacances sns...)

tsy manantena tohiny fa rehefa tafasaraka eo dia samy vita dia samy manohy ny lalany ...

Kwasi> mody hendry ny sasany :-D:-D:-D
13. vivi ( 19/09/2007 15:36)
mba tsy tiako koa io kozy io ka !rehefa tsy anao d aleo mijanona @ voalohany fa mody asina anizany rehefa aty aoriana ,
ny dikany angamba we natao pasy fotsiny e! fa rehefa nahafinaritra ny fiarahana d zay , fa ratsy fanahy aloha zay manao anio e!
14. rakaroka ( 19/09/2007 17:12)
Ny fahitako azy indray: Misy fotoana hitempon'ny fo amam-panahy "zavatra na olona" ary tsy "passagère" io fientanam-po io raha voakolo sy voakaja maharitra:
anefa cas rare izany na dia ho an'ny mpivady aza!:wink:
15. Kwasi ( 19/09/2007 17:16)
Natao ho an'ny lehilahy io fa tsy ho an'ny vhv:-@
16. rakaroka ( 19/09/2007 17:34)
Kwasi:

Natao ho an'ny lehilahy io fa tsy ho an'ny vhv:-@



Dia tsy misy vhv manao izany ve:roll::roll:8O
17. Veloo ( 19/09/2007 17:49)
amiko io dia ilay crise... crise a 16, 18 , 30ans, crise a 40 ans, etc...
18. tsaramaso ( 19/09/2007 18:29)
Kwasi:

Natao ho an'ny lehilahy io fa tsy ho an'ny vhv:-@

hahahahaaahaaha!!!!!!! de atao inona ndray ny vhv ???!!!!!!!
19. Jeankely ( 20/09/2007 09:12)
Miseova tonga tonga etsy sy eroa fa sendra ny vehivavy mandrefirefy koa sahirana ihany. Aza miseho ho lehilahy mafy
20. la ( 20/09/2007 10:10)
Jeankely>=D=D=D:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0633