amour passagère

21. Kwasi ( 20/09/2007 12:34)
rakaroka> misy ka. Fa ny tiako ambara de hoe ny lhl no tokony manao an'io fa tsy ny vhv. Raha sendra moa izany ilay vhv (mba te..) dia mba tsara vintana izy izany:-D:-D:-D:-D:-D:-D LOL
22. mercia ( 20/09/2007 12:38)
Ka hono hoa: raha ny lhl ihany no tokony hanao an'io fa tsy ny vehivavy de iza ary ilay iarahan'ilay lhl @ io fotoana io? :roll::roll:
23. booboo ( 20/09/2007 12:41)
hihihihi
24. Jeankely ( 20/09/2007 13:36)
Resaka passage izany resaka tamin'ny andron'ny biby. Izay hita dia enjehina ary harak'izay. Rehefa nisy ny fivoarana dia nitafy ary nafenina ny fitaovana. Amin'izao mahery be ny demony ka tia hiverina hiboridana sahala ny taloha. Avy eo koa ezahana o porofoana fa mahazo mandehandeha etsy sy aroa sahala ny taloha mbola tao anaty ala. Passage = Makorel na lahy na vavy. Zavatra sarotra no hisarahana fa raha vao manomboka dia mipetraka ao antsaina hoe lalovako fotsiny ity dia resaka makorel io.
25. Kwasi ( 20/09/2007 16:40)
mercia> vhv ka
26. nathie86 ( 21/09/2007 11:10)
tia d avy teo tsy tia
27. mandrindra ( 21/09/2007 15:51)
jeankely, makorel = andoavana vola izany hoe vidina, fa ny fitiavana sendra nandalo dia gratos, fifanakalozana
28. boubounezy ( 21/09/2007 17:27)
mandrindra amour au sens propre v sa au sens figurer???:-D:-D:-D
29. mandrindra ( 21/09/2007 17:30)
ny amour madio foana kaaaaa
30. boubounezy ( 21/09/2007 20:27)
mandrindra nadio b zany v lé izy sa?? :-D:-D:-D lasa resaka gaigy ndray ty klé!:-D:-D:-D nefa aleo mimé iany ka! tsy mampa hantitra ony ny mimé2:-D:-D=))=))
31. Jeankely ( 22/09/2007 03:56)
Gratos marina ka tsara hifandalovana.=))=))
32. tywa68 ( 22/09/2007 10:36)
bbnzy : raha manome dia tsy manantena valiny ! fa rehefa omena kosa dia mahay miteny hoe misaotra tompoko ô !

Jeankely : f'angaha rehefa nandalovana d voatery makorel ? nifanampy sy nifanome soa ilay olona :lol:

Dia lay olona omena inona no hiantsoana azy ? :lol:
33. boubounezy ( 22/09/2007 15:58)
tywa68 za tsy mahay misôtsa @zany kô!:-D mandalo fotsiny v d!!!:-D
34. Herimiafina ( 22/09/2007 16:51)
Ny fahitako azy dia resaka filana ara-nofo fotsiny. Iznay hoe pehana daholo izay olona tsiriritina rehetra fa tsy asiana tohiny. :@

Ny fahitako ny olona mpanao azy indray dia olona manana mauvaise estime de soi sy complexe daholo dia mila mi-prouver amin'ny tenany hoe mahavita azy ihany aho. :-w
35. simplex ( 22/09/2007 18:00)
HM,
sao d mba le vevavy mila domina kely, depressive, leo an'le romantika be, na miova style "whore wannabe",

d le bandy, kristianina tsy manda fanomezana :°);-):P

ra tsy izay manko mety hoe viol no anarany, ary mety tena in-1 mande tsy miverina. Lasa hoe "amour cyclone" indray izy @ zay: nandalo d niserana fa namela takaitra :-D:@

36. tywa68 ( 22/09/2007 19:52)
simplex : inona ohatra lay takaitra avelan'ny cyclone ry kristiana tsy mandà fanomezana ?:lol:
37. simplex ( 22/09/2007 21:53)

hihihi
valiny: tsy haiko
za mbola tsy niantoka cyclone mintsy
eny fa na depression tropicale aza :°):-P:-D:-D

d tsy haiko e, na tsy mitondra takaitra ara-batana hoan'ilay nandalovan'ilay cyclone aza le izy mety hitondra ara-psykolojika ;-)8)

mitady cyclone nga i tywa? :^):@
38. Jeankely ( 23/09/2007 06:24)
Tafiditra ao anatin'ny manome soa ve ny mpandalo dia miserana? Maka mamy dia lasa?
39. arialy ( 24/09/2007 11:37)
jeankely
aiza kosa e, ny vhv anie mila zavatra sûre sy maharitra fona kosa e! sa diso za?
:roll:
40. ikaretsaka ( 24/09/2007 12:08)
mandalo de miserana ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079