Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
nisia
(
12/09/2007 20:31)
parole de la chanson "zaho bola tia"
je cherche les paroles de "zaho bola tia" de Melky et Firmin,je vous remercie d'avance!...
tohiny
fijo
(
12/09/2007 19:26)
tandremo
amin'izao fotoana izao,dia teren'ny filoha sarkozy ny prefe mba ahatratra ny isa izay efa voafetrany amin'ny fandroahana ireo vahiny tsy manana taratasy.koa dia misy voahantso amin'izao"androany"ireo ...
tohiny
novalian'i UB40 ny 01/10/2007 00:56
lanto
(
12/09/2007 17:27)
tsunami ???
Nahazo phone avy any mada zah manontany fanampim-panazavana, hoe misy tsunami hono ? Izay mba manana vaovao farany ?...
tohiny
novalian'i rajozy ny 29/01/2009 08:12
zoubelou
(
12/09/2007 17:01)
Fiainana aorian'ny fahafatesana: misy tokoa ve?
Izaho mino fa misy fiainana aorian'ny fahafatesana fa ny fisehony no mistery. Ireny matoatoa ireny ve ohatra, fanahin'olona efa nodimandry? Endrika iray isehoan'ny fiainana aorian'ny fahafatesana?...
tohiny
novalian'i idah15 ny 02/07/2015 13:31
xxx
(
12/09/2007 16:10)
randrana coiffure...
hono ho aho ry zareo...aiza ho aiza eto tanà no mety ahitàna ireny coiffure mandrandrana ireny e!??????
de mety lafo ve sa manao ahoana ny prix????
ny voloko mantsy tena mila randranina mihitsy fa...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/10/2007 09:41
ikaretsaka
(
12/09/2007 16:04)
Transfusion sanguin
Isaky ny manao Transfusion sanguin hono ianoa dia miova ny gene anao satria le ra an'olona miditra aminao iny koa mitondran'ilay genen'ilay tompon'ilay ra?:cry:...
tohiny
novalian'i booboo ny 16/09/2007 10:50
gasynamana
(
12/09/2007 12:53)
Ny athée
Ny athée ve olona:
Tsy mino ny fisian'Andriamanitra
sa
Tsy mahalala ny fisian'Andriamanitra
sa
Tsy te hahalala ny fisian'Andriamanitra, na tsy miraharaha an'Andriamanitra
Misokatra ho...
tohiny
novalian'i rabilabila ny 17/09/2007 22:22
nirinkosoa
(
12/09/2007 12:17)
MArina ve fa..........
Marina ve fa misy tokoa ireo vehivavy no tsy miaraka raha tsy efa vadin'olona?
Ary raha tsy fantany ary hoe efa manambady @ voalohany nefa aty aoriana dia fantany izany dia mbola iarahany foana e!!...
tohiny
novalian'i vaneali ny 22/09/2007 12:22
bosista
(
12/09/2007 09:05)
tsy azoko ny hoe mbola maha virja an'i M.Maria?
natao raharaha izy roa de efa mpivady ary efa niray trano,ary efa nitokatrano koa,eny e rehefa hitan'i md Josefa aloha fa bevohoka i M.Maria dia niady saina izy ary tonga taminy ny anjely nanazava ne ...
tohiny
novalian'i Azrael666 ny 15/04/2025 11:13
hakunamatata
(
12/09/2007 08:41)
Samy mafoaka...
je voudrais les paroles de la chanson de Mima et Jerry "Samy mafoaka" merci d'avance...s'il te plait j'adore cette chanson......
tohiny
niryna
(
12/09/2007 06:57)
Batisa @ rano sy ny batisa @ fanahy masina:Ahoana izany?
Inona no tena dikan'ny hoe batisa?
Raha atao batisa amin'ny rano ny olona inona no heviny?
Iza no atao batisa ny fanahy masina?Isika rehetra ve?
[u]Mess[/u] dia azo hitarina ka lasa hoe [u]messa...
tohiny
novalian'i Looli ny 17/05/2018 13:16
nisia
(
12/09/2007 06:52)
copie d'une chanson
je voudrais les paroles de la chanson de MELKY "bola tia" merci d'avance!...
tohiny
novalian'i rafify ny 12/09/2007 09:39
Ccilia
(
12/09/2007 06:29)
rafozandahy
he! tandremo! ento am-pahendrena ilay zavatra. foza vavy natakalo foza lahy, ny belle famille-nao, belle famille-nao foana, ny tanjona izao dia ny hampiova toetra an'ilay rangahy anti-maola fa tsy ny ...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 14/09/2007 10:14
xxx
(
12/09/2007 05:40)
Mitady mpivarotra sex toys eto Tanà
Salut daolo ny sipa sy ny kofa!!!
Any ry zalà misy sipa tena reveko be zay, manja sady am forme lay hilaivako azy.Mifankati be zay mitsamy ,,,fa mba te hanandrana expérience hafa ( ankoatran' ny ...
tohiny
novalian'i rakapy ny 03/12/2007 04:17
xxx
(
12/09/2007 01:58)
asa allemagne
hahazo asa any allemagne ny vadiko. mety ho mora amiko ihany koa ve ny fahazoandalana hiasa any sa ny vadiko ihany aloha no mahazo miasa? ...
tohiny
novalian'i mbaliana ny 14/09/2007 20:43
rova30
(
11/09/2007 22:45)
Tany ampiasana...!
Tsy haiko na aiza no tokony hametrahako ity hevitra ity, fa eto aloha: Zendana ny saiko, satria ilay olona mpiara- miasa amiko tena raboaiza(ta- ta-ta tatata) Mankarenintsofina ,akoatr\' izay anefa d...
tohiny
novalian'i rova30 ny 14/09/2007 13:47
ratonga
(
11/09/2007 19:26)
aznavour
http://www.dailymotion.com/playlist/x5236_ratida_aznavour/video/xgo9y_aznavour-je-voyage-2004_music...
tohiny
novalian'i fasaly ny 12/09/2007 10:14
bilakarenjy
(
11/09/2007 18:23)
REGGAE TOHINY
Haveriko eto ity dinika ity fa mba tiako hitohy ilay hevitra ahitako ny hevitra asehonareo sy omenareo .
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46c3770626346
De http://bilakar...
tohiny
novalian'i UB40 ny 03/11/2007 16:00
lemenakely
(
11/09/2007 17:09)
Anarana tarika mpihira hafahafa t@ taona 80....
Tsy misy tsy nahatadidy loatra angamba isika fa t@ fiatombohan'ny taona 80 dia nisy anarana tarika mpihira sampotsampona teto @ tanàna :KADRADRAKA 2000,BALAFOMANGA,JENERALY,SON SY ZAKA,DOC HOLIDAY......
tohiny
novalian'i Kwasi ny 20/09/2007 16:32
xxx
(
11/09/2007 16:18)
visa
hoatrinona kay ny visa d'entré aloha ho an'ny tsy manana pasiaporo gasy rehefa tonga ao ivato azafady????...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/09/2007 20:46
