Anarana tarika mpihira hafahafa t@ taona 80....
1. lemenakely
(
11/09/2007 17:09)
Tsy misy tsy nahatadidy loatra angamba isika fa t@ fiatombohan'ny taona 80 dia nisy anarana tarika mpihira sampotsampona teto @ tanàna :KADRADRAKA 2000,BALAFOMANGA,JENERALY,SON SY ZAKA,DOC HOLIDAY......na ny anaran'ny toaka koa aza dia maro ny hafahafa tao ny :IZY LAY ,KATRAKA,FESTIVAL,...asa mety fotoana nitondràna ny mafy angamba ny taona 80 dia normal raha somary nisy déraillement kely!!!
novalian'i Kwasi ny 20/09/2007 16:32
2. menalamba
(
11/09/2007 19:02)
Ilay kadradraka 2000 no tadidiko tsara ny mpihirany fa tary tany @ tanananay,tsy dia haiko anefa ny hirany fa toa dridrangilo be..:-/:^):-D
4. boubounezy
(
11/09/2007 23:02)
ny anah balafomanga sy jeneraly alou ny mba aiko sy tadidiko é! le resta tena tsy aiko mintsy.:o
8. Samoana
(
13/09/2007 15:13)
sitlo/ bouboul efa t@ taona 70 kouh:-D
Nisy an'izay tarika ZOPANAGE izay koa tsy dia nahasosotra loatra ny hirany. Ny anay moa rajeneraly sy tsiakoraka no tena mba nanaitra anay:D
Nisy an'izay tarika ZOPANAGE izay koa tsy dia nahasosotra loatra ny hirany. Ny anay moa rajeneraly sy tsiakoraka no tena mba nanaitra anay:D
9. Fiffi
(
15/09/2007 07:42)
ny Rahoana.....nisy an'Doudou Michel sy Nanou , Clément , Guy sns....(hampandihy any montpellier njay hono am reveillon zao)
10. fahamarinana
(
15/09/2007 19:59)
ikaretsaka:
LEFONA, PATSA, Mac Dodol,
:arrow:Ika : Mac Dodol kosa angaha mpihira fa tsy mpanao hatsikana tam télé? sa diso aho ve na very tadidy?
11. Kwasi
(
19/09/2007 14:06)
Kadradraka 2000 zany ry zalahy no lasa hoe Kiaka avy eo a, rehefa niditra ranini.
Ary adinonareo angaha Fili Jo, Papa James, The Smokers bandy brown be daholo ry zalahy reo, sady mpampandihy tao @ super7 (fule casino @ zao), Maingoka (lery indray dia voamarika @ ha-bomban'ny sipa miaraka aminy), Sovenira de Miandrivazo (io indray no nahitana ny minotsika voalohany t@ tele), Lefona (Kankana kankana), Nono Robel...
Ka le anarana eo ihany, fa le look sy style ko no tena mahatsikaiky ndraindray e.

12. ikaretsaka
(
20/09/2007 03:12)
doc holliday koa kay nisy!
Raozin'ny paradisa..
Orchestre de la police nationale (tahaky ny inona rehefa izany no manafana ny "boum")
denisy koa hoe pumpkins
Raozin'ny paradisa..
Orchestre de la police nationale (tahaky ny inona rehefa izany no manafana ny "boum")
denisy koa hoe pumpkins