aznavour
1. ratonga
(
11/09/2007 19:26)
http://www.dailymotion.com/playlist/x5236_ratida_aznavour/video/xgo9y_aznavour-je-voyage-2004_music
novalian'i fasaly ny 12/09/2007 10:14
2. fasaly
(
11/09/2007 21:26)
aznavour kosa aloha tena mateza mihitsy e!
fa rehefa mahita azy mihira amizao antitra be izao de otran'ny palelo zany ny mihaino ny feony....:wink:
fa rehefa mahita azy mihira amizao antitra be izao de otran'ny palelo zany ny mihaino ny feony....:wink:
4. ratonga
(
11/09/2007 23:10)
fasaly:tena mbola mitana kosa angé lé feony na antitra aza é!, tsy mampino wé izao v no valopolo mahery...:lol:
5. boubounezy
(
11/09/2007 23:18)
ratonga fasaly za kou alou d tena ty azy io é! itanareo lé hirany wé "non je n'ai rien oublier"
m si é! bravô tonga an!=D^:^o^o
m si é! bravô tonga an!=D^:^o^o
6. boubounezy
(
11/09/2007 23:21)
new york kou tiko b é! ary mba efa itanareo kou v ny film ny aznavour?:} série lé izy mou efa nisy film tena film kou fa tsy tadidiko trony.:°)
7. ratonga
(
12/09/2007 07:10)
boubounezy: :lol: http://www.dailymotion.com/relevance/search/Aznavour+/video/x223y7_charles-aznavour-non-je-nai-rien-ou_music :-*
8. boubounezy
(
12/09/2007 08:00)
ratonga merçi bdb:D fa tena tsara b lé hira!:-* fa lé tsy aiko y angalana lé izy ngé é!:(
10. fasaly
(
12/09/2007 10:14)
bounezy ratonga :tasiô fa mbola miakatra eny am podium ny satr'ac i znavour an! zany hoe mbola tena actu be mahitsy izy an!:-D
