asa allemagne

1. xxx ( 12/09/2007 01:58)
hahazo asa any allemagne ny vadiko. mety ho mora amiko ihany koa ve ny fahazoandalana hiasa any sa ny vadiko ihany aloha no mahazo miasa?
novalian'i mbaliana ny 14/09/2007 20:43
2. fijo ( 12/09/2007 19:23)
raha ny fahalalako aloh adiatokony hoafaka hiasa any koa enao ka.nefa asa fa za tsy any
3. tess ( 12/09/2007 19:28)
amiko vady manaraka fotsiny i xxx raha hiasa any allemagne ny vadinao....
fa rehefa samy mipetraka ao ve nareo tsy hahita asa ho azy eny ianao e!.....satria matoa afaka mipetraka tsy mis blem papier dia afaka miasa anie izay e!
fa ny asa fotsiny no mety sarotra ny ahita...mila mahay teny allemand sns....
4. xxx ( 12/09/2007 20:03)
ny asa kia efa mahita i lery fa izaho no mila asa koa an, te hiasa any ivelany fotsiny aho.
5. fijo ( 12/09/2007 20:06)
de ndana fa mahita ihany e
6. tess ( 12/09/2007 20:28)
fa hita wa! mahita foana rehefa mipetraka any....
7. fijo ( 12/09/2007 20:49)
ndao hoany ry tess an
8. xxx ( 13/09/2007 09:43)
xxx> rehefa aty ianao dia mipetraka mazava eo amin'ny titre de séjour omena anao ny fazahoan-dalana miasa.Ataovy masaka tsara ny teny rainiboto dia tsy olana ho anao ny hahita asa.
9. fijo ( 13/09/2007 19:42)
rainiboto,efa ok izany za klo fa efa mahay miteny an'io ko.hi hihi
10. mbaliana ( 14/09/2007 00:31)
miala any tess-alie (ka sady te hanoratra le ps taloha aho io no te-hampiasa ity vao2 ity) sy fijo :-D:-D:-D:lol:
11. ikaretsaka ( 14/09/2007 02:13)
tsara anie ny rainiboto e,
12. fijo ( 14/09/2007 19:30)
mblian a,maninona indray izahy ,
13. mbaliana ( 14/09/2007 20:43)
miala any nareo koa :^):^):^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2966