Mitady mpivarotra sex toys eto Tanà

1. xxx ( 12/09/2007 05:40)
Salut daolo ny sipa sy ny kofa!!!

Any ry zalà misy sipa tena reveko be zay, manja sady am forme lay hilaivako azy.Mifankati be zay mitsamy ,,,fa mba te hanandrana expérience hafa ( ankoatran' ny traditionnelle).De ra mba maita misy mivarotra reny sex toys hatao kilalao reny de tena hisoran' ny bandy mialoha.
novalian'i rakapy ny 03/12/2007 04:17
2. Jeankely ( 12/09/2007 08:58)
Tonga soa indray ry Sexologie ooo
3. lemenakely ( 12/09/2007 10:30)
atao inona izany e! ataovy adivomangan'i kirojavola avy dia ny ....potserina e!
4. Jeankely ( 12/09/2007 12:05)
Be sexologue an? Hain'ny tanana io izany an? Ny lehilahy tsy hita isa ny vehivavy nandalo teo ambany maso ary ny vehivavy koa manazava azy tsara an? Taranja iray mahalasa lavitra an? Hatramin'ny cousin cousine aroso fa taranja hay an? Mahereza e?
5. xxx ( 12/09/2007 15:29)
Tsika tsy mande lavitra fa plaisir ho an' ny sipa revetsika seule no tadiavina,
Matotra be ty resaka ty fa tsy hoe hananihany fa plaisir pour enrichir la vie de 2 gens qui s' aiment.
6. fasaly ( 12/09/2007 16:21)
refa tsy mahita ialy joujoux ar ry xxx de enao ihany nge defa afaka manao toys e!:-D
7. Kwasi ( 12/09/2007 17:06)
xxx> Misy num tel nomen'ny kofiboay any fa andraso hoe karohako raha mbola ho hitako.
8. xxx ( 12/09/2007 17:37)
zà aloha manana karazan y maro raha mahaliana an!;-)
9. sylvain ( 12/09/2007 18:11)
omeo izy ry zalahy fa mba te hilalao a! mba t hampirevy ny akamany izy!
10. tess ( 12/09/2007 19:05)
ka ilay inona no azoazo n'i xxx ary e! misy karazany maro mantsy izy ireny...:-P
11. kallie ( 13/09/2007 05:23)
refa tsy mahita gana kely kilalao d gana kely tena izy zany? :-D:-D:-D:-D:-D feno any manko? :-D:-D:-D:-D
12. Kwasi ( 13/09/2007 11:53)
Toa ny gana kely tokoa zao no malaza an!:-D:-D:-D
Tandremo fotsiny sao de soloiny an'le gana kely toi e=))=))
Mbola tsy hitako ilay num tel
13. ikaretsaka ( 14/09/2007 02:35)
ao antsakaviro ankadivato ao misy, na tsy haiko raha efa lasa "nisy"
mody carte postale no amidiny ety aloha fa ao anatiny .. oooay
Ra sitl ngamba mety mahatadidy le plasy fa lery mpandende izay
14. kallie ( 14/09/2007 11:53)
ao am "cascade" ve? Zahay mpakao taloh fa tô tsisy anzany ao ko, t-shirt sy kisarisary sex fotsny no ao, asa alo ra efa "nivôtra" e
15. dibbah ( 16/09/2007 11:46)
andramo aloha ny lavaka any ariana ka izao no fanaovana azy asio vaseline tsara aloha ny lavaka d ny position ataovy misompirana ari atsofoy moramora fa ho itanao izany plaisir du 3 é dégré izany aza atao brutal anefa an afaka miova position ranga refa zatra fa ataov hebdom fa manjary mi-deverge foana ok
16. kallie ( 17/09/2007 07:54)
:roll: minanfatiny amzany ny sipa lé, marary beuuuu, za lou ts manaiky anzany e :-P
17. xxx ( 18/09/2007 13:18)
azo amboarina ngeh reny fa tsy voatery mividy eh! asina dynamo dé asina plombs ny solon'ny hélice! atao tsy miballance ahazoana lé vibration, mitady tube amzay anatsofoana azy sy ny piles! na kilalaon jazakely reny tadiavina dé adaptena!
18. Kwasi ( 19/09/2007 13:17)
Telephone portable koa, iny misy vibreur. Andramo hoe:-D:-D
19. Simpona ( 01/10/2007 11:02)
Otrn tsy mbola mis an'zany eto ngambany fa courgette na karaoty klou andramana, :-D:-D:-D:-D. Tandremo fa ny mangazo maina masaosao =))=))=))=))=)).
Ny tanana lets mavita zavatra betsaka a, ampiasao les dix doigts magiques
20. herija20 ( 10/10/2007 21:10)
tsotra fotsiny, mandehana eny @ pianatra eny @ Tefisoa eny mahamasina, ao anaty traveau pratique atao ny manamboatra "sex lahy" vita @ hazo, mety mahavita "sex vavy" koa izy raha mangataka baina fa ahiako tsy de hiasa firy le faharoa
ZAy fa masotoa de bonne reve e.:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1431