tandremo

1. fijo ( 12/09/2007 19:26)
amin'izao fotoana izao,dia teren'ny filoha sarkozy ny prefe mba ahatratra ny isa izay efa voafetrany amin'ny fandroahana ireo vahiny tsy manana taratasy.koa dia misy voahantso amin'izao"androany"ireo izay tsy nahatratra io isa io.toa 2400 izy izay raha tsy diso aho ny taona 2006
novalian'i UB40 ny 01/10/2007 00:56
2. tess ( 12/09/2007 19:30)
fijo tsy azoko ilay hoe tandremo....dia inona ilay isa tratrarina????
3. mbaliana ( 12/09/2007 19:56)
mba ratsy fanahy koa i rasarkozy zany...ireo olona roahiny ireo anie raha mipetraka any dia manana asa e...anisan'ny mampiodina economie frantsay... maninona zao raha mba regler ireo dia tsy mampiditra vahiny intsony....:?
4. fijo ( 12/09/2007 20:07)
tesss tandremo satria dia tena mikaroka mafy ry zareo.ohatra aty aminay le olona miandry bus ireny vao itany hoe vahiny no be eo,dia misava taratasy izy.
misy isa efa nomeny hoe tratrarina.dia bedy izay tsy mahatratra io isa io
5. Fiffi ( 12/09/2007 20:08)
fijo:
toa 2400 izy izay raha tsy diso aho ny taona 2006
La pression politique s'accentue pour que le quota des 25.000 expulsions de sans-papiers soit atteint en fin d'année.
http://tf1.lci.fr/infos/france/societe/0,,3543539,00-quota-expulsions-malaise-chez-flics-.html

LCI androany.......


6. tess ( 12/09/2007 20:27)
fijo:

tesss tandremo satria dia tena mikaroka mafy ry zareo.ohatra aty aminay le olona miandry bus ireny vao itany hoe vahiny no be eo,dia misava taratasy izy.
misy isa efa nomeny hoe tratrarina.dia bedy izay tsy mahatratra io isa io

fijo mazva! enjana be izany an:?
ka tsy loza ve ny hannjo raha taody miaraka amin'ny tana-polo eo daholo e! :?

ilay olona tsy manana papie izany no mila mahatratra an'ilay isa sa ireo olona orasana no raha feno isa dia alefa mody???


7. fijo ( 12/09/2007 20:48)
toa io 25 000 io ny era'ny france,fa isaky ny prefektura dia misy isa tratrarina koa.le roahina io isa tratrarina io.
8. ikaretsaka ( 12/09/2007 21:04)
fijo> dia ahoana raha manana taratasy,... fa tsy farantsay? rehefa le savainy iny?
fa asa? italianina ohatra na angalisy na amerikanina na kanadianina.. na le tany tsy ananan-dry zalahy probleme ireny?
9. fijo ( 12/09/2007 21:16)
de anontaniany ny visa na ny sejours,ny polonais ohatra dia henjehany mafy koa
10. xxx ( 12/09/2007 23:46)
any izany dia tsy maintsy mitondra pasipaoro foana isaky ny mivoaka ny trano?
njekako!!:roll:
11. ikaretsaka ( 13/09/2007 00:15)
ah ok.. fa afaka mivezivezy ihany izany na tsy manana taratasy farantsay aza rehefa reglo ny vizaka?
12. ikaretsaka ( 13/09/2007 00:16)
ny tiako lazaina ohatra hoe manana paspaoro bekintana ialahy dia any belzika no niditra eoropa ohatra dia miodina any
13. holy071972 ( 13/09/2007 05:39)
Raha pasipaoro eoropeana dia tsy maninona, tsy azony roahina, ny tena olan-dry zareo hono izao, ny roumain tsy azo roahina intsony dia lasa henjana be ny manenjika ilay isa tokony hotratrarina
14. mbaliana ( 13/09/2007 08:04)
efa manana taratasy en règle fotsiny raha amin'ny ao amin'ny CEE dia tsy ataony na inn na inn... za tany frantsa ary teo tsy nitondra passeport fa permis de sejour avy aty aminay dia navelany teo amin'ny frontière ary zany ...
15. xxx ( 13/09/2007 09:09)
ary mety izay izany no nahavoasava ahy omaly, nandeha fiara aloha fa dia savaina jiaby jiaby izay nandalo teo @ lalana iray izay, efa ho am-polony zareo no nisava teo
16. dadie ( 13/09/2007 11:49)
Mpandefa : holy071972 [ Valio ] 13-09-2007 07:39:26
Lohateny : Re : tandremo
Raha pasipaoro eoropeana dia tsy maninona, tsy azony roahina, ny tena olan-dry zareo hono izao, ny roumain tsy azo roahina

fahy mihintsy alo ny frantsa tam zareo ireo aleo koa zay satria sarotiny am étrangé zareo nefa ireo tsy afaka ataony nininona ,zao feno azy ny tanana betsaka ny mampamafa vitaratra ny fiarambaza:-D
fijo > betsaka zany ny mody tanampolo am ireo ol reo an
17. tess ( 13/09/2007 19:19)
ikaretsaka:

ny tiako lazaina ohatra hoe manana paspaoro bekintana ialahy dia any belzika no niditra eoropa ohatra dia miodina any

ny belzika raha misy misava tts de raha ara dalàna fotsiny ny papier nao na dia tsy europenne aza enao de t'es libre foana e!:wink:
fa vina no lmety hiodina belzik ohatra:roll::-D


18. tess ( 13/09/2007 19:20)
fijo: de manerana an'i la frantsa ve io sa paris ihany ohatra...? paris matsy tena be mpisava be! zà voasava foana reafa tonga ao am gare du nord ao:?
19. fijo ( 13/09/2007 19:41)
eran'ny frantsa io ka,ny prefet rehetra dia samy efa nahazo baiko momba an'io.
20. sipagasy ( 13/09/2007 20:06)
tess:

ikaretsaka:

ny tiako lazaina ohatra hoe manana paspaoro bekintana ialahy dia any belzika no niditra eoropa ohatra dia miodina any

ny belzika raha misy misava tts de raha ara dalàna fotsiny ny papier nao na dia tsy europenne aza enao de t'es libre foana e!:wink:
fa vina no lmety hiodina belzik ohatra:roll::-D







mazava ho azy fa RAHA ARA DALANA NY TTSY NA NY VISA tsy misy ny olana anie e!, ho an'ny mpandika lalàna no mila mitanjina sao tsatsa eo vao ento aho ray tongotsooooooo:cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2979