tandremo

41. fijo ( 21/09/2007 22:15)
atsy an tranokely atsy koa anie misy paps e:-D:-D:-D:-D sady ao mora alaina tsy misy fetra
42. boubounezy ( 22/09/2007 13:01)
fijo tô tsy milay lé aka lé any antranokely fa tô mamofona b kou!!:-D:-D sady paps fanary fa tsy paps mba misy avenira akory:-D
43. fijo ( 25/09/2007 20:51)
ka paps ko
44. Fiffi ( 26/09/2007 19:17)
:-D:-D:-D sady misy loko isakarazany an ! misy fofona koh ! :-D:-D:-D
45. fijo ( 26/09/2007 21:57)
izay mantsy.sady malefaka
46. mbaliana ( 27/09/2007 18:20)
ilaina io koa... aza mba atositosika ny ondry botry an
47. Fiffi ( 27/09/2007 18:27)
io ve ? =))=))=))
48. fijo ( 27/09/2007 19:39)
io ary ny paps en kolera ry zareo an,milay e
49. Fiffi ( 27/09/2007 19:47)
:-D:-D:-D:-D
50. fijo ( 28/09/2007 19:26)
sao dia mandavaka fitombenana klo bin laden e
51. Fiffi ( 29/09/2007 16:41)
:-D:-D:-D zah kalou de tsy hividy an'io an ! :-D:-D:-D
52. boubounezy ( 29/09/2007 18:20)
mba mampiditra sôsy ho any ben laden kosa v kia?:-D:-D:-D:-D mba manjay anjara @ asa sou é!:-D:-D
53. Fiffi ( 30/09/2007 16:43)
noheveriko fa efa maty io....:{:{:{
54. boubounezy ( 30/09/2007 18:13)
fiffi ka mbola mila vola fona izy na ny angatrany aza sisa ka!!!:-D:-D:-D
55. UB40 ( 01/10/2007 00:56)
Waaa!:roll::roll:=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2198