tandremo
21. tess
(
13/09/2007 20:06)
dray dray dray! tsy te haheno vaovao ratsy aho atsy ho atsy :?:cry: betsaka loatra ny olo-patako tsy manana paps ao la frantsa ao mantsy....
22. mignone
(
14/09/2007 10:46)
ary gaga za fa eo aminy gara ny prà no misava paps isanandro aty , lé fotoana fandehanana miasa iny mintsy ... hay misy anizany kay !!:roll:
23. xxx
(
14/09/2007 17:52)
tess:
dray dray dray! tsy te haheno vaovao ratsy aho atsy ho atsy :?:cry: betsaka loatra ny olo-patako tsy manana paps ao la frantsa ao mantsy....
ka asaivo manaja lalàna ny namanao izany na dia efa miomana mangoron'entana mody izany!;-)
24. ikaretsaka
(
14/09/2007 18:11)
dia any kao ve afaka alaina ny numero ana badge an'ilay pra sy ny anarany dia azo toriana any @ fitsarana ohatran'ny any US le pra raha ohatra ka ara-dalana ny taratasinao nefa nahankiny elabe teo ianao ka tara train nefa tokony hiasa ohatra?
25. tess
(
14/09/2007 18:23)
xxx:
tess:
dray dray dray! tsy te haheno vaovao ratsy aho atsy ho atsy :?:cry: betsaka loatra ny olo-patako tsy manana paps ao la frantsa ao mantsy....
ka asaivo manaja lalàna ny namanao izany na dia efa miomana mangoron'entana mody izany!;-)
aza manody anareo kosa fa betsaka anie ny gasy ao tsisy paps e! tsy hiomehezana alou izany e!
26. tess
(
14/09/2007 18:25)
ikaretsaka:
dia any kao ve afaka alaina ny numero ana badge an'ilay pra sy ny anarany dia azo toriana any @ fitsarana ohatran'ny any US le pra raha ohatra ka ara-dalana ny taratasinao nefa nahankiny elabe teo ianao ka tara train nefa tokony hiasa ohatra?
ny police nge ry ika lava tanana e! manana ny rariny foana ireo....;-)
27. fijo
(
14/09/2007 19:28)
raha ny lalana di aazon'ialahy atao io ry ika,saingy mino aho fa hanjavoan ny fitoriana raha mitory elahy satria efa tena be loatra ny dossier o ,ka tsy handany ando amin'iny izy,raha tsy hoe fikambanana no mitory
28. Fiffi
(
14/09/2007 20:45)
fijo: na ataon'zareo resaka dip fotsiny de vita ny am-iny :{:{
satria zao koh an ! ohatra ny fiara avy any ivelany imatrikulé io an ! raha tratran'radar eto frantsa de tsy ho azon'zareo mintss.....
fa le momban'le paps kalou de tena ho mazana an ! :{:{:{
satria zao koh an ! ohatra ny fiara avy any ivelany imatrikulé io an ! raha tratran'radar eto frantsa de tsy ho azon'zareo mintss.....
fa le momban'le paps kalou de tena ho mazana an ! :{:{:{
29. sipagasy
(
16/09/2007 15:14)
mmhhh hoy i tess hoe aza manody, mmhh hoy kosa aho mamaly ho nahoana no tsy nanara-dalàna kosa aza????:-*
30. Fiffi
(
17/09/2007 09:53)
sady fantatra fa tsy maintsy hisy valiny daholo koh angé ireny eh ! zao ry zao
ry efa tena sarotiny be mintsss...:{:{:{
ry efa tena sarotiny be mintsss...:{:{:{
32. boubounezy
(
19/09/2007 10:17)
za alou mitady vady tsisy paps mba vobjeko paps é! sady bôgôsy, baraqué, manampahaizana, volontariste refa miasa.sns.... blablabla!!!....:}:}:}(l):-*:-D
36. mbaliana
(
19/09/2007 18:18)
boubounezy> bdb ny lhl ao france ao no tsy manana paps mitady an'io offre-njy io e...:-D:-D:-D
37. boubounezy
(
20/09/2007 09:13)
mbaliana aiza ny misy anizany fa tedaviko ainga? tena tsy blabla zany kwasi an!:lol:
38. boubounezy
(
20/09/2007 09:14)
mbaliana fa mila miona @ko alou lé oull d jereko tsara ra ao @ itiavako azy na ny toetra na ny endrika na ny vatana;-):-P marin'io an!:-D
40. boubounezy
(
21/09/2007 08:02)
sipagasy :-D:-D:-D:-Daleo kia mba mampimé fa aiza no d ifandramatra lava zao kou! mandreraka! sady mba ampimehazana eto alou ry zalah sô mivôka tampoka eo ny bôgôsy an;-):-P:-D:-D:-D:-D