randrana coiffure...
1. xxx
(
12/09/2007 16:10)
hono ho aho ry zareo...aiza ho aiza eto tanà no mety ahitàna ireny coiffure mandrandrana ireny e!??????
de mety lafo ve sa manao ahoana ny prix????
ny voloko mantsy tena mila randranina mihitsy fa tsy lasa intsony ny fikorotanany...misaotra mialoha ary oh!
de mety lafo ve sa manao ahoana ny prix????
ny voloko mantsy tena mila randranina mihitsy fa tsy lasa intsony ny fikorotanany...misaotra mialoha ary oh!
novalian'i xxx ny 22/10/2007 09:41
2. ikaretsaka
(
12/09/2007 16:21)
mitadiava mpanampy (solafa) mahay mandradrana de mbo omeo $ fanampiny kely izy.. fa misy amin'izy ireny tena mahay tokoa sady afaka baikoana @ izay hitiavanao anazy.
3. xxx
(
12/09/2007 17:28)
ka tsy mahita mpanampy mahay randrana e!....
ilay randrana mieptaka ami'nny odi-doha ireny anie no tiko e! tsy manelingelina rehefa miasa....
ilay randrana mieptaka ami'nny odi-doha ireny anie no tiko e! tsy manelingelina rehefa miasa....
4. kallie
(
12/09/2007 18:32)
tsy tadidiko ny anarany fa ao Ambodivona misy salon mpanao randrana, ao amle immeuble misy Hotel en face station d'essence (lé croisement gare routière makany am St Antoine. Ra av eo am St Antoinne d à droite ny.
6. ikaretsaka
(
13/09/2007 02:41)
hay ve e.. tsy tadidiko koa fa iny vasakaosy atohomadinika iny koa (akaikin'ny garazy vatomanga sy ny arret an'ny taksi borosy mankany Ambatondrazaka iny, rehefa le salon de coiffure ireny, dia manao aby
8. tess
(
13/09/2007 05:41)
ikaretsaka, kallie: ok misaotra betsaka e! andeha ho jereko ary izany e!:-*
9. sipagasy
(
13/09/2007 08:26)
dia mba apetrao ao @ sarin'ny namana akia ry xxx ny volo vita randrana avy eo annnn!!;-)
11. xxx
(
13/09/2007 09:53)
simplex: ka ilay tana voho tsy maits hoe mihogo volo ihany fa ilay tsy mila hogoina no tena ilaiko....sasàna fotsiny de lasa zao rasta:wink:
sipagasy: ekena e! :-*
sipagasy: ekena e! :-*
12. simplex
(
13/09/2007 10:03)
xxx,
kiiiiiiiii
ary toi kamovavy an :°):-P:)
ahoana kou ny fomba hanasana randrana :-w
sady atao randrana mandritra ny 1 taona ve zany? :@
13. xxx
(
13/09/2007 10:17)
simplex: enao marina...
ahoana fotsiny ireny rasta man ireny izany...manasa loha ireny fa atao maharitra ny rincage:-D
tsy izany fa tsy haharaka hanao brushing kely aho atsy ho atsy dia mila mirandrana e! pratik:wink:
ahoana fotsiny ireny rasta man ireny izany...manasa loha ireny fa atao maharitra ny rincage:-D
tsy izany fa tsy haharaka hanao brushing kely aho atsy ho atsy dia mila mirandrana e! pratik:wink:
14. simplex
(
13/09/2007 10:23)
ah oki
tsy ah alou fa manasa loha ireny ol ireny fa refa vonona ny hanasa loha toi d efa izay zany :):°);-)
fa manin ra tsy atao brushing, sady manimba volo nge ony ireny ra atao matetika loatra e ;-)^:^
15. kallie
(
13/09/2007 10:53)
simplex> za zao mirandrana manin? manasa loha, milomano, ôtran'ny ol rehetra ihany, misy sampo1 spray fanasana randrana manokana ra mataoatra oe simba lé iz, avy eo d kobanina d avela maina.
16. simplex
(
13/09/2007 11:23)
kallie,
za ve mahalala moa fa ny eritreretiko fotsiny d hoe tsy hivaha ve le randrana na mikorotana be ra vao sasana? :)
18. xxx
(
13/09/2007 13:57)
simplex:
ah oki
tsy ah alou fa manasa loha ireny ol ireny fa refa vonona ny hanasa loha toi d efa izay zany :):°);-)
fa manin ra tsy atao brushing, sady manimba volo nge ony ireny ra atao matetika loatra e ;-)^:^
ka hafa ihany ny vita brushing anie e! lasa kroutamboulllll be raha tsy manao an'izay...raha tsy izany dia randrana tsara koa ka!:-P:wink:
