randrana coiffure...
21. sipagasy
(
13/09/2007 20:03)
zah tsary mbola nirandrana ka tsy haiko injay izany hoe sady mirandrana no manasa volo izany??? dia mety veh???????:roll:
23. kallie
(
14/09/2007 04:41)
ka efa we zany ny fanaovana az ko, d nareo reo zany mihevitra fa ny olona mirandrana reny ts misasa volo mintsy?
28. xxx
(
22/10/2007 09:41)
:cry:Zah r'ireto efa ela b mintsy no tsy nety ngeza ntsony a,ka mba te hanontany zah ,satria efa nataoko dahoul ray rehetra efa henoko ,mihinankanina betsaka sns e:(
