Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i zoubelou, milahatra araka ny daty
zoubelou ( 12/09/2007 17:01)
Fiainana aorian'ny fahafatesana: misy tokoa ve?
Izaho mino fa misy fiainana aorian'ny fahafatesana fa ny fisehony no mistery. Ireny matoatoa ireny ve ohatra, fanahin'olona efa nodimandry? Endrika iray isehoan'ny fiainana aorian'ny fahafatesana?... tohiny
novalian'i idah15 ny 02/07/2015 13:31
zoubelou ( 10/09/2007 17:17)
Ny "SHOW-BIZ" eto Madagasikara: Tandindon-doza!
Mahatsikaritra isika fa miha-tsy mahazo olona ireo fampisehoana tato ho ato. Inona ny antony?Taloha, raha maimaimpoana ny fandefasan'ireo mpanakanto ny hirany any @ haino aman-jery , ankehitriny dia r... tohiny
novalian'i zoubelou ny 11/09/2007 09:59
zoubelou ( 06/09/2007 15:49)
NJAKATIANA, 15 taona nihirana...
15 taona zao no nihiran'i Njakatiana. Nankalaza izany izy tao Antsonjombe sy eraky ny faritany. Tsy diso anjara koa anefa ny taty Frantsa t@ alalan'ny Che bel Chanto. Amin'ny volana Desambra indray iz... tohiny
novalian'i zoubelou ny 12/09/2007 09:26
zoubelou ( 24/08/2006 18:39)
Mpankafy Njakatiana
Ndao mba hiresaka amiko zay mpiondana Njakatiana. Haiko daol mantsy na ny momba azy na ny hirany rehetra. okay!... tohiny
novalian'i bika ny 29/01/2007 09:29
zoubelou ( 06/01/2006 17:12)
titre hira fôpla!!!!
O rey olona ô! Mbo verifier-o kely ny titre'ny hira zay vao publier-na ato fa misy titre tsy izy mitsy!okay an... tohiny
novalian'i naivosoa ny 11/02/2006 15:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0072