NJAKATIANA, 15 taona nihirana...

1. zoubelou ( 06/09/2007 15:49)
15 taona zao no nihiran'i Njakatiana. Nankalaza izany izy tao Antsonjombe sy eraky ny faritany. Tsy diso anjara koa anefa ny taty Frantsa t@ alalan'ny Che bel Chanto. Amin'ny volana Desambra indray izy no manome fotoana @ mpankafy any Madagasikara ao @ Palais des Sports.

Afaka manampy isika izay manana vaovao momba an'i Njakatiana.
novalian'i zoubelou ny 12/09/2007 09:26
2. Fiffi ( 07/09/2007 05:50)
http://klipgasy.blogspot.com/search/label/Njakatiana
ao daholo ! hummm.....milay be kah ! :)
3. mandy ( 07/09/2007 08:07)
ary enao fan b an'i Njakatiana. Fa ahoana e ?
4. zoubelou ( 07/09/2007 12:35)
Mpankafy efa hatraminizay 15 taona izay e...
5. mandy ( 07/09/2007 17:50)
izy kosa alou milay e ! mankafy koa ny aty na d tsy maharaka ny hetsika rehetra aza
6. Fiffi ( 09/09/2007 17:52)
mandy:

ary enao fan b an'i Njakatiana. Fa ahoana e ?
tena mankafia be an'Njakatiana kalou zah an ! hummm....:)


7. nickie2 ( 10/09/2007 12:54)
Anisan,ny mpanakanto tena ankafiziko NJAKATIANA.Malahelo aho tsy mba afaka hijery ny fampisehoana fa lavitra loatra ny MADAGASIKARy:
8. zoubelou ( 10/09/2007 15:58)
Ho an'izay tsy mahalala: Efa ho 150 izao ny hiran'i Njakatiana. 11 volumes izao ny albums: 11 K7, 5 CD, 3 VCD.
9. Fiffi ( 10/09/2007 16:02)
5 CD ? :roll: ny CD ananako orizinaly ato efa mahatratra 14 koh ho 5 fotsiny ozy enao ? ny clip vidéo zah manana 5 ny isiany sady original daholo ireo an ! novidiako tam izy nihira tao Nanterre.....
10. zoubelou ( 10/09/2007 16:43)
Piraty zany CD anao zany. Ambarako am fomba ofisialy eto fa 5 izao ny CD an'i Njakatiana Original. "Mbola hafa" no lohatenin'io CD fahadimy sy farany io, nivoaka tamin'ny 2005. Zany VCD anao zany kou piraty soa aman-tsara fa tandremo. Ireto ny titren'ny VCD:
VCD 1: "Best clips" (2004)
VCD 2: " Havako, namako" (2005)
VCD 3: " Kanto ho an'ny 15 taona.." (2007)

Ka tokony ho mahana sy mailo isika fa misy manao piraty ny artista malagasy hatraty Frantsa!!!
11. Fiffi ( 10/09/2007 17:45)
zoubelou: heu....tam izy nihira tao Nanterre de nolazaina hoe ny CD de varotana koh ! ary tam pause no tonga izy en personne no nanao dedicace ireo CD ireo....
Vita ny fampisehoana de mbola nisy fotoana njay nanaovany an'io....filahaharana tsy misy ohatran'zany ary Njakatiana en personne no nanao ny dedicace isakin'CD novidianao! Ireo CD sy clip novidiko tany de misy ny soratanany sy ny soniany avokoa !
ka mino zah fa raha piratazy zany de tsy nohekeny ny ni-dedika n'ireo CD oreo
12. Fiffi ( 10/09/2007 17:58)

zao NJakatiana nanao dedicace ny CD de jereo ireo CD rehetra eo akaikiny varotana ireo fa tsy piatage zany ireo !
13. Fiffi ( 10/09/2007 18:07)
ohatra....

-Clip vidéo VCD "Best Clips"

-Mifalia fa Malagasy

-Remake spécial slow

-Antsika jiaby

-Fiainana

-Mbola hafa

-Fitiavana

sns..........
14. zoubelou ( 10/09/2007 18:35)
Fiffi: Ka natambatrao ange ny CD sy VCD e! Raha izay mantsy dia 5 CD miampy CD vol spécial "Spécial slow", ary miampy ireo VCD anakitelo dia manome 9 zany. Tokony ho 9 zany fa tsy 14 zany kah!


15. Fiffi ( 11/09/2007 19:31)
non ! tsy natambatro hoa fa mihisa 14 ny isan'cd-n'Njakatiana hananako....ary tam io fampisehoana io no nividianako azy rehetra.....
16. zoubelou ( 12/09/2007 09:26)
Ary enao zany tena mpankafy be an...Mba lister-o oe zany 14 zany...mahagaga ana mantsy zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1952