inona no tsy mazava aminao mikasika ny finoana Islam?
1. tofic
(
14/09/2007 09:51)
fantaro tsara ny atao hoe:
islam, musilman izay vao miteny,
fantaro fa ny fandavanao ny handalina zavatra anakiray dia fanekenao sahady ny atao hoe:fihemorana!
ny fandalinana dia tsy hanenenana satria fahalalana no haterak'izany,
-ny olombelona dia fahavalon'ny zavatra tsy hainy,
-ny manan-tsaina dia mandinika vao miteny fa ny bado kosa miteny vao mieritreritra
(( nahjol balaghat/Imam Ali (as))
anontanio izay tsy mazava aminao mikasika ny finoana islam fa vonona ny hanome valiny izahay islam fa mba ataovy resaka ampahendrena araka ny famppianaran'ny finoana, lavitra teny ratsy sy mavesatra!

novalian'i tofic ny 22/09/2007 19:29
2. tezitra
(
14/09/2007 11:13)
As-Salamou 'Alaykoum wa rahmatoullahi wa barakatouhou
slt tofic:
1)qui peut garantir que tu connais mieux que nous, ou inversement ny islam,c pas que tu pratik l'islamisme, no ahafahana milaza fa mahay ny moba azy io ianao, valable io ho an'ny finoana rehetra(Ex:les histoiriens chercheurs connaissent mieux une religion qu'un pratiquant illetré, ou inculte)
2)l'islam dia tonga à l'an 630, efa nisy ny christianisme sy ny judaîsme, ary ny saint d'islam sont presque les saint chretiens, misy nefa musulim tsy mahay ny religion chretiens, donc fantaro ny christianisme sy ny judaîsme raha te ahahfantatra ny islam isika
3)Y'a des muslims moderés, mais nous, on a dû mal à apprendre l'islam, tant que les pratiquants de l'islam pacifiques ne se manifetent pas : qd les extremistes muslim manapoaka bombe ny eglizy (abu shayeff en philippines , ou somalie...), zavatra izay tsy misy contre les mosqués en terre chretiens, ; or moi j'ai manifesté contre bush(en australie, à paris, à berlin, en angleterre,...
CHOUKRANE MAA SALAMA
ŒIL POUR ŒIL, ET LE MONDE ENTIER SERA AVEUGLE". MOHANDAS GHANDI

3. ann
(
14/09/2007 12:10)
RAMADAN KARIM,,,
Misaotra an'i tezitra nandray anjara ,
marina ireo voalazanao , fa ny zavatra mba tiko ho lazaina fotsiny dia izao , raha azo atao de mba adihadio kely ny mikasika io finoana io fa hahita ny marina[ny marina tiako ho lazaina eto dia mifanaraka @ io fanapoahana eglizy [mosque]io.satria ny mosque dia an'ATRA [saint coran],ka raha misy olona manaiky ho mpino tsy hanimba mosque velively satria izany dia an'ATRA,
"hozon'ATRA anie ho amin'ireo tsy mataho-tody"

7. fijo
(
14/09/2007 19:57)
ny tsy mazava amiko momba ny islam dia zao.
milaza foana ianareo fa io dia finoana malefaka sy be fandeferana.
rehefa jereko anefa ny fiarahamonina miaraka amin'ny silamo.tao mahajanga ,tao labataoir sy aty marseille,dia tena olona tia herisetra sy korontana ary mahery fihetsika no hitako.
rehefa jerena koa,eran tany,dia i arabia saodita no mpamatsy vola ny moske manerana ny tany.fa mba milaza ianareo hoe firy ny eglizy na temple ao arabia saodita???0,tsy misy.ka mba hazavao amiko le fandeferana aminareo fa tena maizina be.

8. rabilabila
(
14/09/2007 20:38)
fijo>>>
Izaho tsy silamo ,tsy kristianina , tsy jiosy fa athée ary athée tanteraka tsy fanàfany hoy ry zareo mandray an\'izany fomba fijery izany ho fahaverezana .
Raha mandinika ,na mamaky ny baiboly ianao dia ankoatran\'ny \"psaumes\",\" Proverbes\" , sy ny \" Cantiques \" izay marina fa feno filazàna mahafinaritra momba ny fitiavana , ny fandeferana sy ny sisa .
Raha mamaky ny Coran ianao dia torak\'izany koa no hitanao ao .
Saingy ,matetika ny olombelona tsy manao afatsy izay saim-patany ary tsy mandray afatsy izay maha-diavolana ny portefeuille -ny ary indrindra te-ho ambonin\'ny hafa foana ,dia arahina ara-bakiteny ireo chapitres (ao anatin\'ireo boky anankiroa ireo)feno gidragidra (rà mandriaka sns).
Aza adino fa ireo kristianina tamin\'ny fotoan\'androny dia namono ,nandrehitra velona ,izay ataon-drizareo hoe \"hérétiques\" ,ary ataon\'ny sàsany hoe \"croisées\"
Ny tiako lazaina fotsiny dia hoe :ny habibiana dia tsy exclusivité n\'olona na antokon\'olona iray fa izay tsy misaina dia tratrany daholo.
Ny tiako marihina kely fotsiny koa ,ary aza atao mahatezitra ,dia ny fanaovana \"paralogisme \" par \"généralisation hative\":1.5 milliard ny silamo eto an-tany ka raha izay hitanao tany Mahajanga na Marseille tsy ahafahana maka conclusion ho an\'ny rehetra ,ary azo jerena koa ange ny facteurs rehatra mety mampitranga ilay \"heri-setra\" e!! Mety ny contextes sosialy misy azy ........fa tsy voasoratra mialoha ao anatin\'ny gènes akory izany.
Matoa aho sahy milaza aminao izao dia hitako matetika ny fandraisanao anjara . Miala tsiny raha misy maha-tohina ny teniko .Misaotra.
Tofic>> Ahitsio aho raha misy tsy mety ny zavatra lazaiko
9. fijo
(
14/09/2007 20:48)
ekeo mihintsy fa tsy tokny generalizena le resaka,fa manontany anie aho e,satria ireo no maro hitako.
le resaka arabia saodita io koa mila fanazavana.
ary jereo ny shiite sy sunite ao irak sy iran izao????ireny ve no silamo atao ohatra ,sa ny ao liban????sa ny ao palestine sa ny aiza.??sa i pakintan sy afganistan,rehefa jerena mantsy toa izay tany manaraka io dia korontana aby ka mahalasa saina

10. rabilabila
(
14/09/2007 21:27)
Toa ny kristianina ihany io:
ao ny katolika ,ny protestant, ny evangelique,ny temoins de jehovah,ny apokalypsa,ny adventista,ny réformé rehetra,ny batista,ny pentekotista,........Iza no arahina?
Fa tsy la bible selon bush , na le coran selon bin laden ihany!!!
Raha ny momba ny arabie saoudita indray ,toa ny tanim-bazimba any amintsika io ,ny azy dia "berceau de l'islam" na "terre sainte" :afaka mankany na izaho na ianao fa misy toerana tsy azontsika aleha satria masina aminy .
Ny fanaovana mosqué indray dia mitovy amin'ny fanaparitahan'ny kristianina ny finoany ihany koa io :
Ny azy ataony ny mosqué mba tsy ho any anaty garazy ny olona no hivavaka , ny an'ny kristianina alefa eran-tany ny mpitory miaraka amin'ny baiboly sy ny boky ary ny fanafody ,tongany hatrany afganhistan aza .

11. fijo
(
14/09/2007 21:34)
ka maninona no tsy mifamaly le izy.raha mahazo manao moske aty marseille izy ,maninona ny vazaha no tsymahazo manao eglise any amin????eo le olana
12. salmo1
(
14/09/2007 21:35)
tofic:
inona no tsy mazava aminao mikasika ny finoana Islam?
- Ny vhv misarombona lamba, (na eny andalana. na ao ampianarana) no tena tsy lasa, mandreraka be ny mahita azy.
- Ilay maniratsira @ mpiaramonina, manimba tanàna, manakorotana no tena tsy lasa. Misy ilay mila ady fotsiny.
mbola bdb no tsy mazava amiko...
Tsy ny Islam rehetra fa ny sasantsany ihany, ary izaho tsy raciste.
13. fijo
(
14/09/2007 21:48)
zavatra nitranga teto marseille;nisy le tanora anglisy mitory teny ireny teto,avy dia tonga ny zatovo silamo 15 teo,naakorontana sady niantsoantso hoe "allah akbar"izany koa tsy mazava.any arabia ve raha misy kristianina na tsy mpino manao izany tsy tapaka ny lohany.
izay le lazaiko hoe mahery fihetsia loatra kle silamo hita eto amin'ny fiaraha monina.

14. pakopako
(
14/09/2007 22:03)
fijo ô!!! tsy mitovy anie ny any marseille sy any rabiasaodita @ lafiny finoana e! ny silamo dia tsy afaka manao mosque ao vatikan ka ohatran'ny kristianina manana an'i vatikan ny silamo manana an'i rabiasaodita
asa ???
asa ???
15. fijo
(
14/09/2007 22:06)
fa hafaka manao moske ao roma ny silamo.hafaka manao moske ao italy ny silamo.
16. rabilabila
(
14/09/2007 22:08)
fijo>>
Satria eto Eoropa dia tàny laika ( lesona azo tamin'ny periode inquisition ) ,Efa ady be vao nahalàny ny fisarahan'ny eglise sy ny etat .
Sanatria aho tsy mi-justifier akory ny safidy politika ,na idéologika ,na religieux fa fandinihina ny ahy .
Ny olana amiko dia ny tsy maha-tany demokratika an'i arabie saoudita izay mi-impliquer mazava ho azy ny tsy fazahoana hanangana fiangonana.
Aza adino fa na eto eoropa aza misy gidragidra ,jereo ny any irlande .
Salmo1>>>
IKorintiana 11:4 Ny lehilahy rehetra, raha mivavaka na maminany ka misaron-doha, dia mahafa-boninahitra ny lohany. IKORINTIANA 11
IKorintiana 11:5 Fa ny vehivavy rehetra kosa, raha mivavaka na maminany ka tsy misaron-doha, dia mahafa-boninahitra ny lohany, satria toy ny voaharatra izy. IKORINTIANA 11
IKorintiana 11:6 Fa raha tsy misaron-doha ny vehivavy, dia aoka hohetezana izy; fa raha mahamenatra ny vehivavy ny hohetezana na ny hoharatana, dia aoka hisaron-doha izy. IKORINTIANA 11
IKorintiana 11:7 Ny lehilahy dia tokony tsy hisaron-doha, satria endrika sy voninahitr'Andriamanitra izy; fa ny vehivavy kosa no voninahitry ny lehilahy. IKORINTIANA 11
IKorintiana 11:10 Izany no mahamety ny vehivavy hisaron-doha noho ny amin'ny anjely. IKORINTIANA 11
Avy ao anaty baiboly no nitsongoko an'ireo toko sy andininy ireo ,ny azy nataony ara-bakiteny .
Raha tsy lepéniser ny lohan'ny olona dia tsy nahatsikaritra akory hoe misy misaron-doha izany teto eoropa (ao anaty etablissement iray izay misy mpianatra 1000 ,telo na efatra no misaron-doha).Fa satria ireo mpitondra fanjakana , mba azahoana vato ,dia manao amalgame lalandava izay relayer-ny media rehetra ka manjary voatondro molotra ny sasany .Tsy mitombona ny argument hoe laika satria any Alsace ,ohatra ,dia misy lakroa ao anaty efitra fianarana .
Raha ny faniratsiràna indray dia resaka sosialy izany fa tsy misy hidiran'ny fihaviana na ny fivavahana na kely aza.
I Bema sy Zafisolo mipetraka ao andrefan-tranonay izao dia ohatran'ny tsy manana gabone fa eo amin'ny rindrina foana ry zalahy no mamàny , inona ny antony ? Ny fitaizana , ny fahantràna ara-tsaina sns.....

17. fijo
(
14/09/2007 22:13)
fanahiniako tsy noresahana irland satria silamo no resahana zao;
ka izay no manahirana ahy amin'ny silamo.tsy mahay manaja olona

18. salmo1
(
14/09/2007 22:23)
rabilabila: marina io voalazanao io kah, fa ilay misarin-doha mananihany no tena tsy lasa.
Tsy ny Islam misarin-doha rehetra fa ilay anakiroa hitako taty tena tsssssssssss, mampitsôka matanjaka.

20. rabilabila
(
14/09/2007 22:38)
Jereo izao any Madagasikara : Lasa maro ny tovovavy misaron-doha (sekta apokaliptika ,silamo)
Raha momba ny silamo ,inona no mety ho antony ? Betsaka ny valiny ary nandray anjara tamin'izany affichage d'identité religieuse izany ny fanjakàna malagasy .
Nahoana moa , amin'ny saina tsy miangatra ,no haneken'ny antonkon'olona iray ny fanaovana tsinontsinona azy ?
Ohatra 2 no omeko:
-Tonga ny Asaramanitra ,ary nanasa ny Ampanjaka sy ny mpitondra fivavahana rehetra hanao kabary ny Filoha afatsy iza ?
-Natao ny fandraisana ny mpianatra ambaratonga ambony amin'ny sekoly tsy miankina amin'ny fanjakàna (fa tsy voatery miankina amin'ny fivavahana)tao amin'ny Palais .Niakatra aby ireo mpianatra avy amin'ny lafy valon'i Madagasikara .Natao ny fotoam-pivavahana ,iza no nangasihasy tsy nanana solon-tena ?